Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sitlo, milahatra araka ny daty
sitlo
(
19/10/2016 14:11)
Ny nahatonga ny teny hoe vodihazo
[center][img]https://s10.postimg.org/uskmolec9/Vody_hazo.jpg[/img][/center]...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 05/01/2017 21:16
sitlo
(
29/11/2015 08:13)
Andriana tsy azo iandrianana
Fa izy io ve tahaka ny alika mivovo ery alavitra ety dia antonina dia manao fifaninana hazakazaka sa ahoana e?
Ilay andriana sy ny fiandrianana mantsy rehefa nataoko ny fandinihana dia ny resaka anaty...
tohiny
novalian'i 5laody ny 03/12/2015 13:28
sitlo
(
13/08/2015 20:15)
Ho tafita amin'izay ny malagasy fa efa natety an'i Madagasikara masim-bavy Terezy
Sa re hoe hiakatra indray ny ekolazy any amin'ny sekoly katolika e? Sa asaina manamboatra sekoly sy hopitaly katolika ny vahoaka? Na mety hoe omena tany an'hektara maro indray mopera amboleny voalobok...
tohiny
novalian'i ranthson ny 19/08/2015 13:38
sitlo
(
22/04/2015 02:10)
Fa mba ataon'ny olona inona aza ity mangalatra taolam-paty ity?
Mety hanamboarana fiangonana natokana ho an'ny olomasina ve?
[center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/5d44cc50c1cda4e6c73dcd6a06097cba.jpg[/img][/center]
[center]Tsara kosa an![/center]...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 14/05/2015 16:52
sitlo
(
19/04/2015 08:46)
Bibilava mian-kazo.
Taminay mbola kely dia nisy bibilava be izay nianjery avy eny ambony kininina. Maty ilay izy avy eo, fa mbola nipetraka tato an-tsaiko foana hoe mba ahoana re ny niakaran'in an'iny hazo be iny. Namaly...
tohiny
sitlo
(
20/03/2015 06:09)
Androany ny taombaovao malagasy fa tsy rahampitso
Lohateny fotsiny io fa rahampitso ka.
Fa io tokony hoe taombaovao vazaha fa tsy an'ny gasy. Ary mety ny vazaha no nametraka an'io fa tsy ny gasy.
Satria izao: ny taombaovao dia azo zaraina hoe taona...
tohiny
novalian'i valiih ny 16/04/2015 13:19
sitlo
(
08/12/2014 14:06)
Hira tsotra indrindra raha hianatra gitara
Ity no hira hitako fa mora arahana indrindra sady tsy maninona raha mandiso raha hianatra gitara.
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=VXE_PfcXtYE[/youtube][/center]
[center][img]http://2i...
tohiny
novalian'i sitlo ny 17/12/2014 04:30
sitlo
(
02/12/2014 23:27)
Ilay volana faha-13?
Mba nankaiza ilay volana faha-13 e? Tena mba nandinika aho fa tsy arako.
Araka ny tantara moa dia anisan'ireo toerana nampiasa ny volana ny malagasy.
Andro = andro + alina
Herinandro = miherina ny an...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:53
sitlo
(
18/10/2014 07:48)
Mampiady angely
Za aloha mbola tsy nampiady angely fa efa nampiady vitsika e!
TGV vs Ra8 vs Hery vs Ratsirahonana vs Alain vs Rajabali vs Sinoa vs Andriamanjato vs...
jtm
...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/10/2014 19:05
sitlo
(
18/10/2014 07:44)
fara andro?
Ilay nampiditra ny resaka fara andro teto Madagasikara izao miketrika ny JIRAMA indray koa....
tohiny
novalian'i endriny ny 28/10/2014 14:50
sitlo
(
06/10/2014 22:36)
Mba ohatrinona any ny nom de domaine .mg?
Manao ahoana daholo.
Mba nijerijery ny vidin'ny .mg tamin'ny internet aho dia toa tena lafo be daholo ny hitako. Efa 10x mihoatra mihitsy.
Ny .com ohatra $10 isa-taona eo, ilay .mg toa $120 mihitsy....
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/02/2015 15:48
sitlo
(
24/09/2014 06:22)
Iza ary io?
.
.
.
[center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7e3a9048e68134031552f2897cb617b3.jpg[/img][/center]...
tohiny
novalian'i 5laody ny 26/09/2014 12:05
sitlo
(
08/09/2014 21:12)
Ahoana indray ity honohono amin'ny Ice Bucket Challenge ity e?
Hitako eto aloha fa i Maranatha no hiteny voalohany hoe "za tsy efa niteny?" Mariky ny bibidia. hihihi
[img]http://www.nouvelordremondial.cc/wp-content/uploads/2014/09/satan-ice-bucket.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/09/2014 20:52
sitlo
(
25/08/2014 01:11)
Ho privatizena ny JIRAMA
Ela ny ela ka hividy rano amin'ny frantsay ny malagasy....
tohiny
novalian'i sahia ny 26/08/2014 12:18
sitlo
(
28/01/2014 11:44)
Karaoke amin'ny teny frantsay ho a'ankizy kely
http://jacques.risso.free.fr/Karaoke/Enfants/
Jerijereo koa fa misy hiran'olon-dehibe toa an-dry Goldman ao fa saingy ny ahy ilay an'ankizy ihany no ilaiko.
[color=blue]vanBasco[/color] ny ahy no l...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 09/02/2014 17:09
sitlo
(
22/01/2014 08:09)
Mifalia ry vahoaka fa ho azo sotroina amin'izay izany izao ny ranomasina
Araka ny nolazain'i Hery Rajaonarimampianina tany Toliara dia fidio hono izy fa ho avadiny ho rano fisotro ny ranomasina. Tsy hijaly rano intsony hono ny faritra antsimo.
Mifalia izany fa ho tanterak...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/01/2014 09:56
sitlo
(
22/12/2013 13:00)
Ho an'izay liana am valim-bato
http://www.cenit.mg/dossiers/Recap_National_confroter_etat.php
Tsy ampy 1.500.000 ny mpifidy voasoratra ofisialy. Ary tsy ampy atsasak'ireo akory no nandeha nifidy. Izany hoe latsaky ny 800.000
Avy...
tohiny
sitlo
(
17/12/2013 09:50)
Notsindronina ny lefona ny fony ary rano no nivoaka avy ao
Nisy rangaha maty izay vao haingana dia nanontany ny olona aho. Hoe fa naninona fa toa olona tomady ihany. Dia hoe feno rano nanodidina ny fony. Ahoana koa ary izany hoy aho an'eritreritra. Tahaka an'...
tohiny
novalian'i rainisalama ny 29/01/2014 13:53
sitlo
(
04/11/2013 08:44)
Mampianatra fitenim-paritra ao Antananarivo
Za mahita hoe mety ahazoana vola izao izany izay mazoto. Maro ihany mantsynyolona hitako fa tia hahalala an'io. ...
tohiny
sitlo
(
24/09/2013 08:28)
Aiza ary no firenena feno olona fohy kely indrindra?
Aiza ary izay mahafantara?
Loka: TV noir et blanc ...
tohiny
novalian'i sahia ny 30/05/2014 03:55