Aiza ary no firenena feno olona fohy kely indrindra?

1. sitlo ( 24/09/2013 08:28)
Aiza ary izay mahafantara?

Loka: TV noir et blanc
novalian'i sahia ny 30/05/2014 03:55
2. 5laody ( 24/09/2013 18:52)

sitlo:

Aiza ary izay mahafantara?

Loka: TV noir et blanc

manerana ny tany (nain partout)
3. sitlo ( 25/09/2013 03:12)
Kay lety e, ary nataoko fa ho sarotra fantarina ilay izy. Kay masoandro be lohataona. Saika marina sahady.
4. vahiny2004 ( 10/10/2013 12:42)
n'importe où
5. sitlo ( 14/10/2013 20:47)
hihihi
aaa, mitovy amin'ny nolazain'i 5laody ihany izany.

Ny valiny anefa Benin.
6. dadabe ( 16/10/2013 15:59)
tssss zah vo saika hilaza leuleu . mbola misy TV noir et blanc ve
?
7. hery ( 14/11/2013 10:18)
lolll
8. essera ( 10/04/2014 14:55)
Ka ireny tv noir et blanc ireny mihitsy izao no hifampitadiavana satria ho lafo vidy fa ho lasa collection. Arakaraka ny fahanterany sy ny année nivoahany no mahalafo azy.


9. borishaja ( 28/05/2014 10:47)
Hatao inona koa ary télé N&B raha eto Dago fa tsy hisy hiraharaha zany collection zany; ny toerana aza efa tery.
10. sahia ( 30/05/2014 03:55)
ao Andrebabe sady raha tsy diso aho ianao io ilay sefoben'izy ireo an!!, dia mba ovao ecran plat ilay loka eeeee, ziay zao no malaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1905