Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
20/09/2013 06:18)
Hira kasam nivadika fopla
.
.
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=kc7dXlM4XUs[/youtube][/center]...
suite
sitlo
(
12/08/2013 02:37)
Ho an'ny mpiondana hira sy teknolojia vaovao
Ity misy site tena mihetsika amin'ny karazan-kira ankehitriny. VST, FL... na vocale aza misy. Misy forum azo anontaniana ny lafiny teknika koa.
http://www.looperman.com/acapellas...
suite
répondu par sitlo le 20/09/2013 05:59
sitlo
(
09/07/2013 18:35)
Mitady hiavaka
Tsy hitanareo mitady hiambo izany ve ireo malagasy mitady hanarina ny maha-malagasy?...
suite
répondu par moustaraf le 16/09/2013 16:11
sitlo
(
12/06/2013 23:01)
Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
Fomban'ny kristianina mantsy ilay mankany amin'ny mangingina dia "mamelà ny helokay"... Dia hoe lasa olo-masina be izy ny ampitso. Fa rehefa hita ny vokatry ny nataony dia iny izy no manome tsiny ana...
suite
répondu par Nehemiah le 25/06/2013 14:25
sitlo
(
10/06/2013 09:59)
Mifidy olona ny gasy
Efa nisy gasy nanakiana be an'io teto kanefa toa mbola miverina foana ilay "i anona" fidiana noho "i anona".
Tsy dia hilaza ny antony mahatonga izany aho satria sady kamo no mety tsy ho ampy ny famak...
suite
répondu par 5laody le 12/06/2013 16:52
sitlo
(
08/06/2013 08:01)
Inona no kaly?
Inona no kaly tena mamerina aina rehefa tena valaka iny? Na ilay tena ohatra n'izay sy izay, ilay lasa tonga dia matory be?...
suite
répondu par hery le 21/06/2013 10:46
sitlo
(
04/06/2013 02:16)
Ohatra ny omby
Ilay malagasy raha hiteny hoe: koa raha tsy omby izahay koa ataon'ialahy manao an'izao dia manao. Na koa raha tsy alika lahin'ialahy izahay koa...
Nefa rehefa atao hoe zanak'ondry dia falifaly ery....
suite
répondu par Nehemiah le 10/06/2013 08:52
sitlo
(
13/05/2013 21:31)
13 mai 1972
Fony nahazo "fahaleovantena" ny malagasy dia Tsiranana no prezida. Ny minisitra kosa dia tsy mba sadasada tahaka ny tao aoriana kely fa tena vazaha mena sofina mihitsy.
Izany hoe anarana fotsiny no na...
suite
répondu par endriny le 28/05/2013 15:18
sitlo
(
12/04/2013 17:24)
Tsy misy ny tsara raha tsy misy ny ratsy
Io fomba fijery iray io aloha dia tsy azoko mihitsy fa mba nataoko ihany ny fandinihana. Azoko izy raha ara-pamaritana fa eo amin'ny fiainana no hitako fa tsy mitombina.
Nefa rehefa dinihina dia hita ...
suite
répondu par Nehemiah le 18/04/2013 05:18
sitlo
(
01/04/2013 21:52)
Nono en concert
[url=http://bizna.serasera.org/bizna/ad/fampisehoana/samihafa-5/NONO-AU-NEW-MORNING]jereo eto
[/url]
Dia lasa ny saiko hoe dia tsy nahita anarana hafa ve ity mpihira iray ity. Sa dia tena mila ovaina...
suite
répondu par 5laody le 05/04/2013 20:47
sitlo
(
21/03/2013 13:11)
Inona avy ny fandaharana momba ny fiara tsara?
Mba mitady fandaharana tsara momba ny fiara aho fa tsy dia mahita loatra.
Top gear, izay fandaharana anglisy ihany no hitako. http://www.justin.tv/broadcaster__stig01#/w/5167182576/7
Misy hafa tsara ...
suite
répondu par hyundaigallope le 19/10/2015 09:21
sitlo
(
21/02/2013 08:35)
zmovie.tv
Izay te hijery filma amin'ny internet dia io ny link. Mivadika .co izy tato ho ato fa tsy azoko tsara
Somary ratsy ny qualite indrindra fa ny filma vaovao satria nalaina camera tany amin'ny cinema.
F...
suite
sitlo
(
21/02/2013 03:26)
Ho an'io milaza fa tsy azo ekena ho teraka andro ririnina i Jesosy
Ilay izy aloha tsy dia misy olana sa andro inona izy no teraka na adro inona.
Fa misy kosa ireo miizingizina sy mitady hitarika olana hoe andro mafana ihany no azo ekena.
Tsy dia iditra amin'ny resa...
suite
répondu par Nehemiah le 23/02/2013 05:23
sitlo
(
21/12/2012 15:58)
Dadabe noely o, omeo bonbon zahay
[center][img]http://img255.imageshack.us/img255/1937/ddbiv.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par dadabe le 28/02/2013 04:52
sitlo
(
21/12/2012 13:09)
zem sy spoiler
Mety ho tsara raha asiana j'aime sy spoiler ny forum serasera.
Ny j'aime dia ohatra ny amin'ny facebook like. Efa misy(talohan'ny facebook) amin'ny forum hafa toy ny vbulletin sy IPboard. Ny phpBB ts...
suite
répondu par sitlo le 27/12/2012 10:28
sitlo
(
11/12/2012 13:46)
Syrie
Raha tsaroantsika ny karin-dRavalomanana farany tamin'izy filohampirenena dia hoe:
tadiavin'ny firenena mandroso (mba tsy ilazana hoe [b]frantsay[/b]) hiverina ho zanataniny indray isika.
Rehefa vory ...
suite
répondu par sitlo le 12/12/2012 22:42
sitlo
(
27/11/2012 18:33)
ireo malagasy Jiosy
.
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=_WJXX3_3sjM[/youtube][/center]
Dia iza ary moa ilay kohen Rivolala
[center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ynLeK-Afe-Y[/youtube][/center]
I...
suite
répondu par sitlo le 11/12/2012 05:47
sitlo
(
20/11/2012 02:48)
Ohabolana momba ny fikirizana
Mba mitady ohabolana malagasy (tena izy fa tsy nagasiana) momba ny fikirizana aho raha misy mahafantatra.
Ny hoe "santatra am-bavarano ihany iny fa ny manetsa be mbola ho avy" dia tsy tena mahalaza a...
suite
répondu par ral_ le 04/12/2012 17:43
sitlo
(
11/11/2012 23:12)
Logiciel vitsivitsy mety miasa amin'ny mpianatra
Misy namako izay nilaza fa ny ao amin'ny sekoly ampianarany dia mampiasa Eclipse C++ satria iny no gratuit.
Efa taona vitsivitsy izay ny Microsoft no nanampy ny sekoly. Maromaro ny logiciel Microsoft ...
suite
sitlo
(
08/11/2012 13:34)
Dinika ny Fivavahana, finoana
Dinika momba ny fivavahana sy finoana no eto fa tsy fiderana na tory teny tsy valiana.
Raha niteny aho hoe ridicule ny filazana hoe: ikarakarana ny fiainana rehefa tapitra ny aina ny fiainana. Dia mi...
suite
répondu par niryna le 17/11/2012 04:54
