Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 07/05/2007 19:10)
Iza ianareo no tsy efa nanaikitra vodina sitlo
[center]=))=))=))[/center] ... suite
répondu par sitlo le 14/05/2007 14:58
sitlo ( 30/04/2007 10:50)
code
Miala tsiny fa izaho mbola tsy namaky ny mombamomba ny forum serasera mihitsy. Fa dinidinihiko eny fotsiny dia mihahaiko tsikelikely eny ny famiasana azy. Ilay hoe code nefa tena tsy haiko mihitsy ho... suite
répondu par wooda le 08/05/2007 23:21
sitlo ( 30/04/2007 01:13)
Manitikitika ny saiko
Efa ela ity no nanitikitika ny saiko fa izay vao alefako. Raha misy fitiavanao an'olona iray. Iza no tsara? Iarahanao izy dia hihena ilay fitiavana, ary mety ho tsy hisy hiangana aza. sa: Tsy iar... suite
répondu par kelly13 le 04/05/2007 14:17
sitlo ( 30/04/2007 00:57)
baskety
Ny eto amin'ny serasera ve misy tia manaraka baskety?... suite
répondu par sitlo le 17/06/2013 08:41
sitlo ( 25/04/2007 15:24)
miss may
Tairo asivo mifidy miss may ndray eh. Dia asiana sokajiny hoe "miss tsara tarehy", "miss kolina"(cool :-D), "misy mampme", "misy antitse".... :°)... suite
répondu par Bita le 29/05/2007 17:24
sitlo ( 23/04/2007 18:47)
saro-kenatra
Inona no ataonareo raha manana namana saro-kenatra be nareo? Inona no traikefanareo amin'io henatra io?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/02/2014 07:32
sitlo ( 23/04/2007 18:43)
fikotiana
inona no pasy tsara indrindra? fa raha vao tsy tara dia voalaza daholo izao rehefa tokoa ny tokoa :oops: :°)... suite
répondu par sitlo le 25/04/2007 14:59
sitlo ( 14/04/2007 16:15)
sodina
saika nanamboatra sodina aho dia tsy haiko hoe firy ny isan'ny lavaka atao aminy. dia firy sm eo ny elanelan'ny lavaka sa rehefa mitovy ny elanelany dia basy?... suite
répondu par Fiffi le 17/04/2007 05:59
sitlo ( 12/04/2007 16:56)
kay
http://www.dailymotion.com/related/1779041/video/x15kg2_incroyable-mais-vrai-worm-in-head any Toliary moa sa any Toamasina koa ilay misy parasy kakana? Fa ilay izy karazana parasy miditra amin'ny t... suite
répondu par Fiffi le 16/04/2007 09:44
sitlo ( 09/04/2007 20:16)
dinosaur
Tyrannosaur, raptor sa Brachiosaur sa Denver?... suite
répondu par kelly13 le 10/04/2007 18:41
sitlo ( 05/04/2007 02:37)
iza kay no mpihira
Dia inona ny lohateniny, dia ahoana ny tohiny Ny faniriako ry tiana ny hitoetra mangina eo anilanao kanefa ny tenako raha mba mananatra anao, ilaozanao Efa nolazaiko ianao, ianao tsy nihaino fa... suite
répondu par sitlo le 11/04/2007 19:22
sitlo ( 04/04/2007 15:25)
quote quote
Ahoana kay no fanaovana ilay quote (voalaza teo) ao anaty quote (voalaza teo) ireny eh. Ny ahy toa tsy mety mihitsy. Ny an'ny sasany koa. [url=http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message... suite
répondu par fasaly le 05/04/2007 07:35
sitlo ( 30/03/2007 08:45)
tonon-kira
Ahoana kay no manova tonon-kira raha mahita diso?... suite
répondu par dadie le 02/04/2007 10:59
sitlo ( 29/03/2007 00:53)
tantara marina: razoky mody fanina
(kay reto rehefa tena mihomehy dia tsy mahavoaka feo fa ny kibo fotsiny no mihetsiketsika a) [center]---------------------[/center] Tamin'ny mbola kely izahay dia mpilalao baolina sase be. Dia n... suite
répondu par mirana5 le 02/04/2007 14:05
sitlo ( 24/03/2007 19:04)
OMDA
raha manisy hira amin'ny blaogy ve dia mety ho enjehin'ny OMDA?... suite
répondu par kelly13 le 05/04/2007 06:16
sitlo ( 18/03/2007 14:24)
filma gasy enina, for free
Efa nalefan-drajefra teto ny iray fa kay misy enina izy ao. Ireto ny lohateniny: ketrikabeloha malokila maty paika rainizavona solafaka volomborona http://www.madagascar-info.net/gas... suite
répondu par tywa68 le 30/03/2007 16:40
sitlo ( 16/03/2007 19:36)
totozy tsisy tadiny (tsetsatsetsa fotsiny)
souris sans fil, wireless mouse. Kay reny tsy mande raha vao vy ny latabatra an. Za efa nieritreritra hoe lany pile, dia avy eo hoe simba.... suite
répondu par mandrak le 17/03/2007 15:08
sitlo ( 03/03/2007 04:52)
radio vazo gasy
Tsy fantatro ny fomba fiainonareo rvg fa ny ahy windows media player fotsiny. Ohatra ny sarotra ampiasaina izany anefa ilay izy fa tsy maintsy mampiasa internet explorer (na browser hafa) foana ianao ... suite
répondu par kelly13 le 07/03/2007 13:14
sitlo ( 01/03/2007 05:09)
ebook ho an'ny siantifika
Tsy haiko ianareo raha naharaka ilay page web rosianina lib.org.by misy boky sciansa (math, fizika, electrical engeneering) gratos iny. Fa ohatra ny nisy nisaboty ilay izy dia tsy ny boky telecahrgena... suite
répondu par Stretch le 07/03/2007 08:36
sitlo ( 28/02/2007 03:49)
Arahabaina i KALAMITIA sy rabaradaka
Arahaba tratry ny tsingeritaona nahaterahana. KALAMITIA (zany ny kofafa) rabaradaka (zany ny gazetim-panjakana) tracy (zany ny baoty) ary soffia (zany ny moknazy) :-D nisinisy mihitsy tandro... suite
répondu par Mmamisoa le 01/03/2007 10:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0655