Liste des messages
Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo
(
06/12/2007 16:00)
vhv tia lhl au secour
Za aloha dia tsoriko fa tsy dia kopy mihitsy hoe tara iny sipa iny sa tsia.
Dia izay no anontaniako hoe ahoana no ataonareo rehefa mba misy lhl revirevenareo.
Ankoatra ny style vazaha ilay tonga di...
suite
répondu par xxx le 14/03/2008 13:59
sitlo
(
03/12/2007 06:51)
copyright
[center][size=18px]©[/size][/center]
Ohatra ny lasa kely ny saiko amin'ny blog-ko hoe copyright sitlo.
Tsy mila manao na inona na inona izany rehefa nahavita zavatra original dia manana ny copy...
suite
répondu par Stretch le 08/12/2007 21:21
sitlo
(
22/11/2007 16:33)
rap gasy
izaho aloha tsy dia mino hoe be mpanana fa mba anontaniako ihany.
Sao dia misy manana rap gasy eto?
takodah sy ngah be - roapolo ariary, ...
18.2 (ra-slam sy tong) - fifidianana (vaton'ny gena).....
suite
répondu par xxx le 04/12/2007 12:06
sitlo
(
21/11/2007 13:39)
alainao ho ahy
Sao dia misy mahay ity tononkalo ity. Tamin'ny biky isambilo angamba.
...
Alainao ho ahy
trondro be matavy
akoholahinala
Mitady ny tsy hita ianao
ka mila voa tsy hary
......
suite
répondu par Fonengo le 03/08/2024 15:56
sitlo
(
21/11/2007 13:03)
kankana
Tena mbola lasa ny saiko.
Hitanareo rehefa fahavaratra. Dia rehefa avy iny ny orana dia misy kankana milatsaka. :-w Mahagaga an...
suite
répondu par sitlo le 26/11/2007 19:59
sitlo
(
20/11/2007 18:52)
taitsofina
[u]Mpampianatra[/u]: Androany dia ampianarina momba ny lazaina takona ianareo. An'i Bema, mitenena fehezateny misy ny lazaina hoe taitsofina
[u]Bema[/u]: Tsofitsofina tsara aloha fa mahamay be.
:...
suite
répondu par sitlo le 03/12/2007 06:53
sitlo
(
17/11/2007 00:52)
zanak'antitra
Inona moa kay ry ireto ny dikan'io?...
suite
répondu par niryna le 26/11/2007 06:28
sitlo
(
07/11/2007 17:50)
privee manimba zavatra
Ambaratonga voalohany sy faharoa no resahako.
Psy kely.
Ekena fa mahay noho ny mpianatry ny publique ny privee raha ny vokatra no jerena. Misy effet ratsy be any amin'ny mpianatry ny publique anef...
suite
répondu par tsoupou le 02/01/2008 13:02
sitlo
(
26/10/2007 07:01)
ny fahitako ny serasera
Saika nataoko hafatra ho an'i hery ity dia navoakako eto indray. Somary mivantana ny resaka kanefa tsy manenjika olona na iray aza. Niezaka ny tsy hanao sariteny mihitsy koa aho.
Voaloha aloha dia ...
suite
répondu par BOZYLOVE le 05/11/2007 17:40
sitlo
(
24/10/2007 17:14)
Maninona ny akoholahy mavomavo no atao hoe masira?
[center][img]http://www.bali-tourisme.org/IMG/jpg/Coqs_de_combat_Bali.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par sarobidy le 25/10/2007 14:29
sitlo
(
16/10/2007 14:33)
misy fahavoazana
Rehefa mijery dinika aho dia miteny hoe ohatra ny misy fahavoazana koa iny izany.
Dia mitombo ihany ny lisitra. Tato ho ato dia be dia be mihitsy ny hitako fa misy fahavoazana.
Farany aho niteny hoe...
suite
répondu par tsaramaso le 19/10/2007 08:55
sitlo
(
13/10/2007 13:13)
misy ra arabo ny gasy
Nandinika sorabe aho dia niaiky kely mihitsy.
Sady mba nanontany olona avy amin'ny firenena vitsivitsy fa ny arabo ihany no ohatra ny manana ilay fomba hoe foraina daholo ny lehilahy.
Na ny fomba...
suite
répondu par xxx le 20/10/2007 16:58
sitlo
(
17/09/2007 12:56)
rivotra
Azo atao ve ny mandefa rivotra ao am-piangonana raha tena tsy tana?...
suite
répondu par fijo le 21/09/2007 21:16
sitlo
(
13/09/2007 14:19)
Tany Meksika
[i]Sao dia misy mahay ny tonon'ilay hoe:[/i]
Tany Meksika
tany antsimon'i Amerika
nisy jiolahy masika
Ary tena sahisahy
tsy mivavaka ry lahy
ratsy saina sy fanahy
Na alika na kisoa
Na n...
suite
répondu par sitlo le 26/01/2013 09:00
sitlo
(
11/09/2007 00:28)
tadidinao ve
http://gcasale.free.fr/viva.htm...
suite
répondu par ari.malala le 21/09/2007 07:02
sitlo
(
10/09/2007 14:55)
Ray aman-dreny
RAR sa RAD kay? :wink:...
suite
répondu par Fiffi le 15/09/2007 07:49
sitlo
(
07/09/2007 03:59)
Afganistan
Resaka thaliban sy Ben Laden ary terorista no nahalalako ny fanafihana tany Afganistan.
Fa raikitra ny adihevitra omaly. Fa kay ve ka mpanondrana drogue be, manoatra noho i colombie i Afganistan eh. ...
suite
répondu par Herimiafina le 08/10/2007 20:14
sitlo
(
03/09/2007 08:47)
tononkalo
Ahoana kay no atao raha tsy tia hahazo hafatra any amin'ny mailaka hoe "nisy nametraka tsikera ao amin'ny tonokalonao".
Atao Block Email Address ve? :-D...
suite
répondu par sitlo le 10/09/2007 14:29
sitlo
(
03/09/2007 00:47)
stretch
[size=18px][b][color=#5555FF]Amin'izao zoaiezaniverseranao izao dia hoy ny aty hoe [/color][/b][/size]
[center][img]http://img384.imageshack.us/img384/4076/ziiye0.jpg[/img][/center]...
suite
répondu par Stretch le 12/09/2007 20:03
sitlo
(
24/08/2007 12:23)
blaogy.org
Tsy haiko fa tsy mandeha ny aty amiko.
Internal Server Error
The server encountered an internal error or misconfiguration and was unable to complete your request.
:wink:...
suite
répondu par hery le 29/08/2007 07:17
