Liste des messages

Liste des messages, inserés par sitlo, par ordre de date
sitlo ( 12/03/2009 18:38)
Faly ery aho
Hay ve izaho ity tsy gisa mainty fa mba betsaka ihany ireo olona mahita fa ny frantsay no ambadika e! Tandremo ary rey anaka isany tsy manao strategie fa tsy maro noho ireo nararaky ny basy maro va... suite
répondu par xxx le 13/03/2009 11:55
sitlo ( 12/03/2009 10:27)
Aza matahotra ny hamono olona
Raha toa ka vonona hanimba ny fiainanao manontolo ny olona, na ny vondron'olona iray. Dia misy ny antsoina hoe "legitime defense". Na capsat io, na jiolahimboto tsotra, rehefa mandoro ny tranonao dia ... suite
répondu par sitlo le 12/03/2009 17:05
sitlo ( 12/03/2009 09:52)
Asio fetra ilay fihavanana
Io no kabarin'i Zafy Albert nanaitra ahy indrindra tamin'izy filoham-pirenena. Rehefa niady hevitra anefa izahay tao an-trano dia marina tokoa io nolazainy io. Amin'ny maha-filohampirenena hajaina ... suite
répondu par andrywui le 12/03/2009 13:11
sitlo ( 11/03/2009 22:12)
raha ho raikitra ihany ny adim-poko
Dia iza no hotafihinareo? Izaho toa valaka be ihany ny saiko fa lehibe tao Tana nefa manana ny cousins cousines any amin'ny sisiny. Ny ahy toa izay pro-ratsiraka ihany no hovonoiko rehefa any ah... suite
répondu par fijo le 12/03/2009 21:26
sitlo ( 11/03/2009 22:07)
milay kosa izany seza izany an
Iza aminareo re no tiako hipetraka eo e? [center][img]http://www.oneinchpunch.net/wordpress/wp-content/uploads/2007/04/big_butt_chair.jpg[/img][/center]... suite
répondu par Djhamhal le 14/04/2009 09:02
sitlo ( 11/03/2009 02:10)
Mba mitady ny hiran'i pitikafo - rap gasy
Na six sept squad na tangala mainty ;-) ... suite
sitlo ( 08/03/2009 21:41)
Tsy nanafika izany ny mpiandry ny filoham-pirenena
Be loatra ilay tsaho, ary raha vao misy milaza ary dia kinga ery mamoaka azy eto. Na fanahy inina ahely mihitsy angamba. Henoy ito raha nanafika, manafika, hanafika izany ry zareo. http://www.madag... suite
répondu par fozaoranabe le 08/03/2009 23:56
sitlo ( 06/03/2009 14:37)
Ady amin'ny frantsay
Nanomboka tamin'ny 2002 dia nitroatra ny vahoaka fa leo ny fanararaotana. -> france: nanano herisetra ary dia nijaly tokoa ny vahoaka, fa saingy resy ihany ny niafarany 2002 -> 2009 : nanaraka ifo... suite
répondu par xxx le 06/03/2009 22:10
sitlo ( 04/03/2009 19:33)
ny sipa gasy any eropa
Ianareo koa ve rehefa eny amoron-dranomasina mba tsy manao akanjo ambony? Tamin'ny voaloha aho sadaikatra ihany fa nony zatra ohatra ny tsy koah ihany. Ilay reneny be ireny no manirikiry ny mijery ... suite
répondu par lemenakely le 26/04/2009 10:47
sitlo ( 03/03/2009 15:58)
Tsy hilamina intsony io
Ny vazaha mitsotsoka fa mihamafana ny andro. Ny gasy robaina ny doroina trano rehefa mba nihavelomboly.... suite
répondu par tanymasina le 04/03/2009 14:57
sitlo ( 28/02/2009 10:25)
tao an-trano sy teny an-tokotany
Tao an-trano izany dia hoy i Lita. Inona ity ataon'i dada? Dia namaly ilay dadany hoe: manamboatra zazakely letsy eh. Dia nony teny antokotany dia hitan'ilay dadany i Lita dia nanontaniany. Inona ity... suite
répondu par sarobidy le 10/04/2009 14:14
sitlo ( 27/02/2009 18:55)
manipy gant daholo
Mimenomenona daholo: Nations Unies ehhhh FFKM ehhhhhhh AU ehhhhhhhhh frantsay ehhhhhhhh COI ehhhhhh Raha avela amin'izao mantsy ilay prezida toa ho gidraka be fa dia mety hohavaoziny mihitsy... suite
répondu par xxx le 27/02/2009 20:24
sitlo ( 26/02/2009 11:23)
tatin-jaza
Tena mihaiky anareo vehivavy ihany aloha aho mahavita mitaiza ireny zazakely ireny fa tena henjana ianareo eh. Indrindra fa ilay somary tsy dia manana ireny dia ilay tsy maintsy sasana ny lamban-jaza ... suite
répondu par elyzo le 12/03/2009 10:18
sitlo ( 26/02/2009 11:01)
esy e ry taniko
Nisy sangisangy zary tena izay sendra hitako tany. [u]vazaha[/u]: Ahoana ny fihatraikan'ny fiakaran'ny vidin-tsakafo eran-tany taminareo malagasy? [u]tgv[/u]: Raha tsy nisy an'ahy nga niakatra teo ... suite
répondu par sitlo le 27/02/2009 00:11
sitlo ( 26/02/2009 10:34)
manina
Izaho izany mba tena manimanina maintsiny nefa bedy.... suite
répondu par ninichantal le 20/05/2009 05:56
sitlo ( 19/02/2009 14:11)
ilay vahoaka koa
Nanam-potoana ihany hankanesana eny Mahamasina sy eny amin'ny 13 mai. Nefa raha notenenina izao ireo hoe andao hamboly hazo eh, kozy raha tsy ny ampahafolon'ireo ihany no hovoasarika. Ilay miora... suite
répondu par fijo le 19/02/2009 23:57
sitlo ( 19/02/2009 13:59)
Ary raha ny devoly no niteny taminao?
Efa nataoko tao amin'ny vavolombelona ity fa toa miankina amin'ny finoana loatra. Izay kristianina dia iangaviana hihaino, na ny tsy kristianina moa aza eh. Tantaran'olona iray nifamaly tamin'ny de... suite
répondu par soanja le 04/03/2009 16:38
sitlo ( 19/02/2009 06:37)
Rakoto sy ny devoly sy ny mosavy
http://www.tantely.org/rakoto/ Mino ve ianareo fa tena misy ny olona idiran'ny devoly, ny fanasitranan'ny mpimasy sy ny mpametra-tanana? Tsy tahaka ny fahagagana fanasitranana nataon'i Jesosy ve i... suite
répondu par laloanany le 11/03/2012 23:10
sitlo ( 17/02/2009 15:12)
ahoana tsara ireto bekotro maro olatra enina?
Tsy azoko tsara ireto hoe bekotro maro olatra handray ny fitondram-panjakana raha tsy misy vahaolana haingana. Izay malala misimisy momba ilay fanambarana dia mba tantarao hoe e. Toa lasa tsotra ke... suite
répondu par xxx le 17/02/2009 16:47
sitlo ( 17/02/2009 15:00)
celine ratsiraka
Rehefa nandinika aho dia azo ihafiana daholo ireo vadina mpanao politika fa ity iray ity dia tena nahagaga ahy mihitsy. Sa dia hoe izy no nilay indrindra tao amin'ny PADESM tao. Izy ilay nikabary tami... suite
répondu par xxx le 23/04/2009 13:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0377