Asa Vita no Ifampitsarana

1. sitlo ( 02/02/2012 10:49)
Ahoana ianareo ny amin'ity kofa ity?

Rehefa hita izany fa bobaka tsy tambo isaina ny asa vitan-dRavalomanana dia novaina indray ny antoko AVI hoe: "Akaikin'ny Vahoaka Indrindra".



Manangon-karena amin'ny korontana no asany. Iza izao no maka tany ety sy eroa amin'izao fotoana izao? Anjaranao no mamaly.

Fa tarihiko kely fotsiny: 1991, 1996, 2002
Lasan'ny antoko inona ny tanim-panjakana maro tao Antananarivo.

Tsy misy mahalala akory izao hoe nedala io no filoham-pirenena tsy nandalo fifidianana ny 1996 an. Fa nikarakara fifidianana izy. Dia tampotampoka teo lasa tsy an'ny fanjakana intsony 67ha, Ampefiloha, Ambatoroka sns...
novalian'i andrywui ny 03/02/2012 10:07
2. andrywui ( 03/02/2012 10:03)
Dinika fanaratsiana olona fotsiny fa tsy politika no atao ....sa misy alaelo amingah io rasitlo ?? Sa de halako bika fotsn ...?? Io anefa no mpampihavana teto hatramzay refa mafy n'y politique ...jereo kou le dinika ngah eo ambony io fa fanaratsina olona fotsiny ........amn manaraka de dinika politika 100% alefa eto fa tsy fanaratsiana olona ..
3. andrywui ( 03/02/2012 10:07)
Hery à Sao de tokony Ho fafaina alou Ity dinika ty fa fanaratsina olona fotsiny fa tsy politique mitsy ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0592