sangisangy zary tena 6

1. sitlo ( 18/06/2009 05:50)
Dj sy videur lasa P sy GP
novalian'i rodro ny 20/06/2009 17:43
2. essera ( 18/06/2009 06:06)
pter rnono s laiantitra = nanao vacances (iray afrika, ny ray mantasoa).
3. ravatorano ( 18/06/2009 06:07)
=)) =)) =)) amin izy mitsam reto kle
4. general ( 18/06/2009 09:41)
Dj sy videur lasa P sy GP


ZAO VE NO MBA ZAVATRA SORATANLAH RY SYTLO ?


ppffffffffffff !! NEMPORTEKOA
5. xxx ( 18/06/2009 10:07)
General = ra wuiwui !! rehefa tsy mitarik' olona ny hevitra arosonareo aza atao ny mandefa teny tsy voahevitra é ! mivadika intox foana ny resaka ..
Pikati =Andriamby
Sitlo= oay
...
6. xxx ( 18/06/2009 10:34)
sendra nanatrika mariazy ny havana akaiky izaho
raha tsy naintsy niverina tany am salle nanaovana ny mariazy ny ampitso
satria nisy afrikanina roa izay nikaramaina hanadio salle mba sitrany ahay
ho an'ny ry zareo ny vola..... dia nifanontany teo hoe avy aiza ny firenenareo, dia hoy izy ireo hoe cameroun
ary ny anareo hoy izy ireo, dia namaly izahay hoe madagasikara
toran'ny hehy ilay iraika lahy fa, hoe i andry Rajoelina, ilay Dj no president-nareo =)) =)) =)) =)) dia novaliako hoe ié! iny indrindra c'est 1 kônara :-D :-D :-D :-D
7. essera ( 18/06/2009 10:43)
c'est 1 kônara

dia miampy anao d lasa 2 kônara =)) =)) =))
8. Mirananirina ( 18/06/2009 12:11)
sangisangy zary tena 6

marina izany
c'est 1 kônara

dia miampy anao d lasa 2 kônara

hihihi
9. mihitsy ( 18/06/2009 12:15)
ny tena mampihomehy anie de ny an'ra8 tsy hitanareo e : oul mpivarotra ronono mandehandeha am bisikileta miaraka am siny sy zinga. Tsy aleoko ary raha za miaraka am dj toy zay miaraka am mpivarotra ronono?

10. xxx ( 18/06/2009 12:20)
ny tena mampihomehy anie de ny an'ra8 tsy hitanareo e : oul mpivarotra ronono mandehandeha am bisikileta miaraka am siny sy zinga. Tsy aleoko ary raha za miaraka am dj toy zay miaraka am mpivarotra ronono?


De rehefa ambanimbany ve ny ronono ao anaty siny dia mody mijanona maka aina kely ery amoro-tatatr'Imerikasinina nefa maka rano eo amoron-tatatra raha vao tsy misy pandalo mba hanapohana ilay ao antaty siny??? :-D :-D :-D :-D
11. mihitsy ( 18/06/2009 12:38)
tena marina ny anao! efa hatrany no zatra mpangalatra
12. rodro ( 20/06/2009 17:43)
xxx,Tsianao ve le nilaza tao ambandika hoe
Nahita fianarana tagny alemainga i r8

nefa eo ianao milaza fa izy no mpanampoka ronono amy rano :-D :-D :-D :-D

io anie zavatra efa teneniko hoe mpivarotra ronono le r8
fa nantosika izy no togna teo amintoerana dehoe mahay
mnahita fianarana ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7029