tomany

1. sitlo ( 17/05/2007 01:09)
xxxxxxxxxx
yyyyyyyyyy
zzzzzzzzzz
novalian'i sitlo ny 25/05/2007 13:52
2. booboo ( 17/05/2007 04:02)
aaaaaaaaa
3. dongadonga ( 17/05/2007 04:42)
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
:mangina fa hividianana sokola:-D:-D
4. diamondra27 ( 17/05/2007 06:35)
de aza misosok'alahelo intsony zany e!
5. Fiffi ( 17/05/2007 07:26)
sitlo: fa inn ity manjo ?:roll:
6. melody ( 17/05/2007 08:19)
sitlo, mangina zanakô:-D:-D:-D
7. rafify ( 17/05/2007 09:28)
mianatra abidy mivadika:-D
8. kelly13 ( 17/05/2007 10:59)
ôntonaléééééé, iny ny mosoara fa aza mitroka lelo eo :°)
9. wooda ( 17/05/2007 11:12)
!mosoara sitlo :-D
10. Fiffi ( 17/05/2007 11:25)
ampy kosa angamba ireo mouchoir ireo eh ?
11. sitlo ( 17/05/2007 13:00)
:-D
Fa tena serieux nge ry reto fa raha tena tsy hita eo intsony iny zavavy iny dia izaho no tsy hita manarakaraka.:cry:
12. rakaroka ( 17/05/2007 13:20)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=)):roll::-w.
Dia une de perdue 'gné toa efa Bbbe ny réserve nalisalinareo teto l'autre jours dé inn 'njay ary:P
13. sitlo ( 17/05/2007 13:29)
Une de pedue fa “Un seul être vous manque, et tout est dépeuplé.”
Ka raha ny mpanjaka vavy ve no tsy hita intsony dia inona no maha-rembitantely ny fiarahamonina?:cry::cry:
14. Fiffi ( 17/05/2007 13:36)
sitlo:
Fa tena serieux nge ry reto fa raha tena tsy hita eo intsony iny zavavy iny dia izaho no tsy hita manarakaraka.:cry:
humm.....iza indray zany ? i St....ve ? toa efa somary ela marina izy no tsy nandalo...(le mpandefa hoe tiako enao ve) ?


15. sitlo ( 17/05/2007 13:43)
xxxX kah, naleoko lavitra tsy nataony namana manokana dia mba ahafahana mieritreritra hoe nataony ho an'ny namany manokana ihany ny sariny.:cry::cry:
kay novainy hatramin'ny mombamomba azy.
[center][/center]
16. sympa ( 17/05/2007 13:57)
8-) de tsy hita mintsy ve ny misy azy kle :?:
Ataovy rechercha @ google lesy an :!: :°):-D;-)
17. sitlo ( 17/05/2007 14:00)
:-D:-D
18. xxx ( 17/05/2007 14:32)
Tsy ampy io voninkazo io fa omeo zavatra hafa aho dia miverina.
xxxX
19. Fiffi ( 17/05/2007 14:33)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 26-02-2007 13:04:02
Lohateny : Re : Ho anao........
Merci
Merci
Merci. . .bdb
humm......ireo zao no mampitomany an'i sitlo eh ? ndryyy......
20. Fiffi ( 17/05/2007 14:36)
:oops::oops: soa de tsy io kosa ? fa :-$:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1757