tomany

21. sitlo ( 17/05/2007 14:37)
xxx> :-D fa tsizy
Fiffi> :-D koa fa tsizy
22. sympa ( 17/05/2007 14:38)
:-D fa ahoan kle :?: :-D nga tsy hita tao izy :?: =))=))
23. Fiffi ( 17/05/2007 14:39)
tena tsy izy zany fa azfdy akia an ! fa....:):-*
24. sitlo ( 17/05/2007 14:41)
sympa> tsy hita am google.com, mety .cn na .ru angamba
Fiffi> :wink:
25. xxx ( 17/05/2007 14:50)
Ity ny momba ahy aza e:
Nisoratra anarana : 2004-07-06
Tato farany : 17/05/2007 00:30
26. Fiffi ( 17/05/2007 14:54)
:-$
27. diamondra27 ( 17/05/2007 15:38)
sitlo: sao de mba olona mitovy fa za koa ho aho malahelo be sy lasa fisainana fa efa hatr@ fevrier no tsy nahita izay zazavavy izay nandalo teto intsony. Dia za tsy mahalala ny momba azy intsony izao na ahoana na ahoana fa izy dia navitrika be t@ blagy sady manana idée tsara.

Bizbe ndry raha mandalo eto de mba valio ny hafatro sy omeo vaovao fa mitebiteby akia a!
Ilay namùanao tsy manadino
Efa niantso tél fa tsy mety mandray le olona , :-w:-w
vehivavy io olona io an!:-*:-*:-*
28. sitlo ( 17/05/2007 15:39)
xxx> :lol:
marina fa izy tsy hitapitapy ohatra izao:wink:
29. sympa ( 17/05/2007 15:51)
sitlo>> :-D:-D:-D andramo ndray ary ny rechercha serasera sao mba hita eo ihany noho ny farany kle :!: =))=))=))=))
Na.... ataovy Wanted lesy an :!: :-D fa hitan'là fa maro ny chasseur de prime hotonga eto manontany an'là ny momba² azy =))=))=))=))
30. sitlo ( 17/05/2007 15:57)
wanted, 25€ dia manakarena, vola be vola be
31. Fiffi ( 17/05/2007 16:55)
:-D
32. sitlo ( 17/05/2007 18:24)
olona misenina tsss, koa raha tsy vola adala tompo koa halefa any. Brosira a brosira :-D
33. xxx ( 17/05/2007 19:02)
aza be tomany eo fa fafao ny maso de bizou ami dada
34. sitlo ( 17/05/2007 19:39)
:-D, okay ary eh, hm(foana am orona) aaahh(avoaka am vava) :-D:wink:
35. wooda ( 17/05/2007 20:11)
anankiray ve hampitomany anla ry sitlo?? bandy bogosy sy be détente otranla ve tsy mahazaka maro?? :-D :-D
Mahereza lesy mitady ah! raha tianlà izy tsy maintsy miverina eo fona!
36. Stretch ( 17/05/2007 20:37)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG]
ary zama ty kay mora be konetaka ôtrizao an !
tena naha diso fanatenana a ndray iny ndray mitorak'iny klé.
reo zao ny betsaka sy bobaka fa miaramiombona alahaelo am zama daôly ko innn ary ty ,
tsisy kôfa mikonetaka zany papa a !
okay refa miverin'izy tiavo ihany.
:wink:
37. sitlo ( 17/05/2007 20:56)
:-D:wink: six
38. Stretch ( 17/05/2007 20:57)


reny le izy lesy de andana manala azy any klou a !


fiffi> tsy i St ilay izy fa mbola ankamatatra 8-)
39. sitlo ( 17/05/2007 21:01)
:-D
ividianako vonikazo bdb ireny, asiako ranalahy anakiroa mihitsy
40. Stretch ( 17/05/2007 21:08)
efa we le manary an lé vonikazo refa malazo wa tsy milay .
le ranalahy ôka hijanona fa tena mitrena hono wa reny.
fa lazao klou alohany handehanana we izy ty nampivaralila an toi ?
:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2578