tomany

81. Fiffi ( 19/05/2007 20:56)
Stretch:
fiffi tena mitety tsena mintry zany reto sambosa reto
:-P sôsy vandro sisa , de sakay tsilanindimilà
masika be akia io sakay io an ! :{:{:{ de inona akia le sôsy "vandro" ? :roll:


82. Stretch ( 20/05/2007 16:38)
fiffi:
masika be akia io sakay io an ! de inona akia le sôsy "vandro" ?


:-D voanjo aky zany a !
ngà ndry tsy tia an lé sôsy refa minanana masikita le eny an tsena.
83. sitlo ( 20/05/2007 16:56)
milay be ireny fa ahoana ny fanamboarana azy?
84. Stretch ( 20/05/2007 16:58)
a a a za tsy hiteny fa ary am takelaka sakafo ary zany :miam:
85. sitlo ( 20/05/2007 17:00)
alaina ny vanjo manta dia totoina dia asiana sakay dia asiana rano dia vita :°)
86. Stretch ( 20/05/2007 17:02)
zany ve ho fihinana leaza a !
beuuuuurka beeeeeeeuuuuu :{
87. sitlo ( 20/05/2007 17:06)
sosy maskita koa
ilay THB miaraka aminy no tena tsara. :P:°)
88. Stretch ( 20/05/2007 17:10)
a a a tsy afaka ny hanaiky an zany ho fihinana a e !
89. sitlo ( 20/05/2007 17:15)
ny an-dry moa ve tsy ice cream misy vanila ihany no azo hanina. :°)
90. Stretch ( 20/05/2007 17:22)



ndry ndry ndry ataoko innn gilasy . pwwwwa ,
sôtra fa tsy tia an zany a ,

tonon'akoho fenona sesam ,miam .
91. sitlo ( 20/05/2007 17:27)
ehhhhhhh, tsara fa tsisy dikany, be menaka be, aleonay ravim-bomanga sy patsa mena ary vary mena, tonga dia bokobokony mihitsy avy eo. :°)
92. diamondra27 ( 21/05/2007 00:22)
sitlo:

ehhhhhhh, tsara fa tsisy dikany, be menaka be, aleonay ravim-bomanga sy patsa mena ary vary mena, tonga dia bokobokony mihitsy avy eo. :°)


mba andefaso aza fa efa elabe tsy nihinana an'izany e!:wink:


93. sitlo ( 21/05/2007 14:12)
mitovy ihany isika sy diams fa mba manonofinofy eh.
94. sitlo ( 21/05/2007 14:13)
ps: izaho nge ry reto tsy hoe maninona akory eh, mimeme be aho rehefa mahazo an'ilay hafatra mampakatra morale ireny:-D. Fa misaotra aloha eh.:°):°)
95. kelly13 ( 21/05/2007 14:14)
alefaso kely sms klou ry stretch reo masikita reo a! d aza adino le sôsy vandro :°)
96. sitlo ( 21/05/2007 14:22)
lasa koa i kelly13, eo izy mitady an-dry ndry tsy hita, zay vao hoe alefaso sms. NY vavahady no miandry ny afaka. Tahony sisa ny maskita :°)
97. kelly13 ( 21/05/2007 14:29)
za mbola nande nitady vary mena sy ravimbomanga ary patsa, saingy tsy nahita :°)
98. sitlo ( 21/05/2007 14:35)
ehhhh, efa lany koa izany, inona no kally tena tianao? :°)
99. kelly13 ( 21/05/2007 14:37)
vary @ anana sy kitozana trafonkena
100. sitlo ( 21/05/2007 14:40)
razanamasy an.
Dia inona ilay anana, petsay maintso sa sobesin sa petsay fotsy? Dia ny anareo ve rehefa manao vary amin'anana dia asiana sira? :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7027