tomany

121. sitlo ( 22/05/2007 17:13)
sakaizakely:
de maninn zao sitla raha mba mamaly nefa mahita an'ilay dinika ?

:-D, za tsy mandray anjara any fa directa be loatra le resaka:-D:°), sady ataoko grantekara eo koa ny any vao romotra be eo sakaizakely.
sakaizakely:
fa sitla hoà miseho be détente eto nefa rehefa mahazo :* kay mialangalana mitsikakakaka fotsiny
ououououououououououououou !

:oops:
ka ny tsy tiako ange dia lasa ohatra ilay hira:
ity raozy ity hoentiko any an-trano
omeko an'i soa
Omeko an'i soa tsy manana i sahondra
Omeko an'i fara ehhh tsy manana i ... (Tsy tadidiko ilay anarana bdb, fa ny farany)
aleo apetrako eto.:wink::°)
122. andrea ( 22/05/2007 17:22)
sitlo:

Omeko an'i Ke.. tsy manana i St
Omeko an'i St tsy manana Min...
Omeko an'i Mi..., tsy manana i (tsy tadidiny ilay anarana) .. de avy eo izy indray ony no mody mitomany ... manetsika heloka .. Izany ihany wa ny lehilahy tsss ..
123. sakaizakely ( 22/05/2007 17:28)
sitla>

be detente marina kou ! misy firy izany izy ao ? mila mividy raozy maromaro ;-)

aleo tokoa tsy miditra ary amin'ny olondehibe ary sao de manao ranenibe manao grantekara ao ko raikitra hoatran'ny ventouzy @ gorodona satria efa sola ny raha :-D:-D:-D:-D:-D
124. sitlo ( 22/05/2007 17:55)
pause aloha, pause kafe kely fa azon'ny daka mihodina :-D[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/modo-2842.gif[/IMG]
125. sitlo ( 22/05/2007 18:07)
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/idee-puis-non.gif[/IMG][/center]
126. sitlo ( 23/05/2007 14:00)
Aleo atsangana ny saina fotsy. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/0003qs.gif[/IMG], fa na zany aza tsy mody izany iny fa tena. :°)
127. andrea ( 23/05/2007 17:55)
sitlo:

Aleo atsangana ny saina fotsy. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/0003qs.gif[/IMG], fa na zany aza tsy mody izany iny fa tena. :°)

Aann ann .. tsy misy daka izany..fa mba te hahazo raozy menamena koa angamba .. menamena no mety .. na koa hoe sambosa sy nem ... na masikita sy Dzama ...

128. andrea ( 23/05/2007 17:56)

129. sitlo ( 23/05/2007 18:31)
"mamerina indroa manana ny ampy" :°), vetivety ary an
130. sitlo ( 23/05/2007 18:47)
[center]
[/center]
131. sitlo ( 23/05/2007 18:48)
Averina kely fa nisy banner tampoka nanelanelana:°)
132. sitlo ( 23/05/2007 18:52)
[center]

[/center]
133. sitlo ( 23/05/2007 19:03)
[center]

[/center]
134. sympa ( 24/05/2007 00:47)
sitlo -> feno vonikazo ny ecran ako lol :-D:-D:-D:-D:-D:-D
135. Fiffi ( 24/05/2007 13:54)
humm.....fa inona daholo ireto ry sitlo ?
136. andry08 ( 24/05/2007 15:54)
vi!
137. Fiffi ( 24/05/2007 19:59)
humm.....de misy tena gaté be an ! :-D:-D:-D
138. sympa ( 24/05/2007 23:34)
Raha ireo no mety alaina an :!: :wink: Tounde faly ny jardainanay kle :!: :-D:-D:-D:-D
139. sitlo ( 25/05/2007 12:38)
:-D:-D :wink:
140. sympa ( 25/05/2007 13:23)
Ory ra sitla an :!: Mba avoahy tao hoe ny portrait robot any :-P :-D:-D:-D:-D:-D:-D Misy ahaizanay azy kle :^) :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1984