tomany
102. sitlo
(
21/05/2007 14:56)
Resaka politika nalaza be tam 91 izany, hozy belapl hoe za mbola nihinana vary amin'anana sy kitoza.
dia inona no karazan'anana, dia asiana voatabia ve?
dia inona no karazan'anana, dia asiana voatabia ve?
105. kelly13
(
21/05/2007 15:24)
ngamba, hihihi! d refa mba makany marseille d mande mividy anandrano eny @ sisiny kou, d manao mofo anana mmmhhh, au fait, asina vôtabia ny vary @ anana fanaoko fa atsasany iany, manjary marikivy mantsy
106. sitlo
(
21/05/2007 15:28)
mersy ndry fa nanome hevitra ahy mihitsy izany, ny aty aminay eny am sinoa no mivarotra anandrano. Import angamba fa tsy mahita tanin'anandrano mihitsy aho. :°)
107. kelly13
(
21/05/2007 15:31)
ka ny anandrano nge aty ka lafo e, nefa any amintsika mahatonga le fitenenana oe "maniry ôtran'ny anana",
108. sitlo
(
21/05/2007 15:36)
hita koa,
ka ny any amitsika mafana, anamadinika aza maniriniry wazy tsy mila ambolena akory. Ny tsipolitra(anatsinahy) dakadakana fotsiny. Ny anapatsa raofina am sobika :-D.
Ny aty ny Euro lasa vola madinika :-D.

109. kelly13
(
21/05/2007 15:38)
hahahaha fa aty @ misy anay aty d maniriniry eny ny thym! hahahaha, d maka fôna za refa le lahady mandende iny!
112. sitlo
(
21/05/2007 15:59)
:-D:-D, ampio ny fanazavana fa be dia be ny maintso ratsy be, ny habehany ny karazany, ny paoziny ..., za mantsy mbola tsy nahita naniry. :°)
113. kelly13
(
21/05/2007 17:27)
enao v tsy mbola nahita thym e? d ôtran'ireny thym efa hitanao ireny d misy tangozany kely bdb izy! d aty kou alaina fotsiny ny lavandy d apetraka any anaty armoire d manimanitsa b ny akanjo! feno karazana herbes aty fa za no tsy d mahalala azy
114. sitlo
(
22/05/2007 12:58)
:lol: mbola tsy nahita aho fa vao nahita mihitsy omaly, kay misy koa aty fa saingy tsy dia fa ambolena. :°)
116. sitlo
(
22/05/2007 13:17)
:-D, rehefa misy ftn aho ijerevako eny an-tendrombohitra. Fa atao inona aloha ilay izy eh? androana? :°)
117. sakaizakely
(
22/05/2007 13:19)
zay enay vo mba tonga. Efa tsy mikonetaka sy ny mitroka lelo intsony ve sitla ?:°):°):°)
lhl lehibe io kay malaky mi ouiiiiiiiinnnnnn
asen'là mamafa gabouné izy kou aiza tsy saika lasa tsy hita intsony:-D:-D:-D
lhl lehibe io kay malaky mi ouiiiiiiiinnnnnn
asen'là mamafa gabouné izy kou aiza tsy saika lasa tsy hita intsony:-D:-D:-D
118. sitlo
(
22/05/2007 13:24)
:-D :-$ za ve nahalala eh:-D, fa nimeme mihitsy aloha hao nahita an'i sakaizakely tsy nahatanty sangy dia natao tany am dinika manokana ilay resaka grantekara eh :-D
119. sakaizakely
(
22/05/2007 17:02)
sitla>
diso fihevitra be :-P:-P:-P
praivète be le voalazako ao tsy nitiavako atao eto fa tsy noho le resaka gaboné tary akory
mbô kozy e !
raha tsy zany kou ve za de :*:*:*:*:*:*
fa sitla hoà miseho be détente eto nefa rehefa mahazo :* kay mialangalana mitsikakakaka fotsiny
ououououououououououououou !
:-P:-P:-P

120. sakaizakely
(
22/05/2007 17:05)
de maninn zao sitla raha mba mamaly nefa mahita an'ilay dinika ?