tomany

61. mignone ( 18/05/2007 14:06)
misy karazany betsaka ny "a" ry sitla e fa i A hafa foana :lol:
62. xxx ( 18/05/2007 14:13)
diamondra27:
sitlo: ka izy nge leo be @ le resaka eto @ forum fa we tsy mamely tsony le dinika eto e!, tsy matotra we, sao de zay no tsy mampiverina azy
aza mamely tsaho ry diams aaahhhhhh!! vao avy niresaka taminy aho teo mihintsy !!!! io indray dia mitohy am-pahibemaso ny fanaratsiana ny sera2 :evil::evil: nefa tsy mahita aleha raha tsy eto hiany !!!!


63. Fiffi ( 18/05/2007 18:36)
sitlo:
:-D ye,
raha tsy nisy intervention'ny mpitandro ny filaminana saika tsy niverina :-D
nga hono ? :wink:


64. kelly13 ( 18/05/2007 18:38)
iza ndray zao prà ato zao? :°)
65. Fiffi ( 18/05/2007 18:58)
de asa akia ? :roll:
66. sitlo ( 18/05/2007 19:14)
mignone> :°)

xxx> ka i diams kosa mba nanome ny heviny koa :wink:

kelly, fiffi> :-D mesier le minisitra ilay mpitandro ny filaminana kah, za nge zao efa mesier le minisitra eh :°) :-D
67. sitlo ( 18/05/2007 19:28)
Oups, ary tsy misy maharaka code binaire kay, ka tsy mampome io raha tsy maharaka, lol :-D
68. Stretch ( 18/05/2007 20:29)

tonga zany ny grantA
69. sitlo ( 18/05/2007 20:30)
70. Fiffi ( 18/05/2007 20:32)
ao hihinana sambosa kely fa tsssss !! de aza mitomany intsony eh !

71. Stretch ( 18/05/2007 20:34)
fiffi tena mitety tsena mintry zany reto sambosa reto
:-P sôsy vandro sisa , de sakay tsilanindimilà
72. sitlo ( 18/05/2007 20:35)
[center]:miam::miam::miam::miam::miam::miam:[/center]
73. Stretch ( 18/05/2007 20:48)
fa zany sy zany fa tena te hihinana an reo a zany klé.tsssssss, nefa reo zao kalôry tsy kalôry :x
74. sitlo ( 18/05/2007 20:58)
Za mila mila calorie tsara ka, mila makamaka kely aloha [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/chevalier44.gif[/IMG]
75. Fiffi ( 18/05/2007 21:05)
:miam::miam::miam:
76. diamondra27 ( 18/05/2007 21:13)
xxx:

diamondra27:
sitlo: ka izy nge leo be @ le resaka eto @ forum fa we tsy mamely tsony le dinika eto e!, tsy matotra we, sao de zay no tsy mampiverina azy
aza mamely tsaho ry diams aaahhhhhh!! vao avy niresaka taminy aho teo mihintsy !!!! io indray dia mitohy am-pahibemaso ny fanaratsiana ny sera2 :evil::evil: nefa tsy mahita aleha raha tsy eto hiany !!!!






aza mandray tsy raisina wa!
fantanao nga we iza le olona teneniko? mety tsy mitovy de tonga de we


fanaratsiana aminao ngamba fa zava-nisy io, avereno dinihina doly ny size nisy par rapport t@ size taloha.
Bref, tsy any ny olana fa sitlo tomany sy efa nahita fiononana

Ny anao kosa angamba de mety te-hiresaka zavatra hafa

na mahita aleha na tsia, inona ny blem @zany?
Ze tiako ihany kouuu, sa te-hanala ahy ianao?;-);-)
Aleo haniry nify ny akoho aloha vao ...fa tsy vao za no nanaovana toetra tahaka izao an!
Mianatra ny manarakara ahy avy ato aoriana lahy ty xxx 'ty klé! aleo tapenana haingana ny fitombenana sao mahazo ny daka tsy hita maso eo za:oops::oops:

zay ny zava-misy de zay no ambarako eto.
Ze tsy mifaly de mibotsina :-D:-D:-D
:D



77. sitlo ( 18/05/2007 21:15)
aza miady amin'ny xxx izany diams fa efa mahazatra izany ah :-*:-*
78. diamondra27 ( 18/05/2007 21:41)
sitlo: hihihi:-D:-D:-D:-*:-*:-*

za zao vao saika hiteny anazy mitsy we: mivoaha tao raha sahy , de omeo ny fotoana de ndao hikombaka fa tsy eto no miantsy ady =))=))=))

haahhaha hi
79. Fiffi ( 19/05/2007 15:43)
teto auxerre, serre du bon pain no nanaovana an'reo....:miam::miam::miam::miam:
80. diamondra27 ( 19/05/2007 20:24)
xxx:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/hey%2Boh/video/x13qt0_tragedie-hey-oh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1794