te hanana ordinatera portabla va ianareo?

1. sitlo ( 05/06/2007 14:10)
Mividiana ary onduleur ao amin'ny au zoma
novalian'i cbd ny 14/06/2007 11:49
2. diamondra27 ( 05/06/2007 14:53)
lafo be ny frais

frais voyage + sejour + prix ordi = lafobe

otrinona aloha sao de misy azo ifanarahana ihany zany e! mety hanafatra andrazoky de izy no mividy
3. Fiffi ( 05/06/2007 15:57)
sitlo:
Mividiana ary onduleur ao amin'ny au zoma
:-D:-D:-D:-D de inona no ho-onduléna aloha ? :-D:-D:-D:-D


4. sitlo ( 05/06/2007 16:11)
[center][/center]

dia amin'izay tsy mila atao am prise intsony ny ordi :idea:
5. Fiffi ( 05/06/2007 16:24)
sitlo: heu....fa tena noheveriko ho hatsikana aza ity an ! fa naninn akia no natao tato ?:roll:
6. tynah ( 06/06/2007 08:24)
zah koa aza ry Fiffi mba vofitaka koh.hay resaka tena matotra beu.
7. wooda ( 06/06/2007 11:32)
=))=))=))=))

kiiiiiiii nareo tena tsy naharaka!

le ordinateur ngeda be nareo ao io asina an'io onduleur io de @zay sady tsy mila prise courant fa entina mandende :-D:-D:-D
tsy ratsy kosa kle! fa ilay fomba hitondrana an'azy ndray no blem! aiza no misy brouette??? surtout nareo vhv ireo zay tsy mahazaka anle izy!!!

ps: antsoy sitlo hibata fa mahavita
8. sitlo ( 06/06/2007 12:35)
:-D ny blagiko lesy mila mampiasa saina matetika dia lasa tsy mampome raha vao azavaina. :-D
9. nathie86 ( 07/06/2007 08:06)
sitlo:

Mividiana ary onduleur ao amin'ny au zoma


:-D
10. sympa ( 10/06/2007 21:40)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/ordi-poing.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/ordi-fache-33315.gif[/IMG]
11. cbd ( 14/06/2007 11:49)
=))=))=))=)):-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.101