Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
13/01/2007 01:20)
1er fruit du monde entier
mba fantanareo ve fa hoe: ny tanindrazantsika no ahitana io fruit io?
Sucrée le izy.
Amin'ny manaraka ny valiny.
eo aza fa omeko e!
mangoustan re ny valiny e!
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/04/2007 18:37
diamondra27
(
23/12/2006 08:29)
mazotoa daholo de hendre tsara daholo...
Fa tena misy zavatra hatao dia repotra be ka sao tsy mahita ahy eto ny FAN de diamondra27 dia malahelo:(.
Tsy manadino anareo akory fa mahatsiaro lalandava.
Dia mirary fety sambatra ho an'ny nam...
tohiny
novalian'i bobone ny 23/01/2007 07:46
diamondra27
(
21/12/2006 23:50)
be fialonana
misy lhl be fialonana ve?
De maninona no be fialonana ny vhv?...
tohiny
novalian'i vale ny 01/01/2007 16:14
diamondra27
(
21/12/2006 16:41)
pomme sa poire
inona marina no nohanin'i Eva tao @ le sahan'i Edena?
Voankazo voarara fa inona ilay izy?...
tohiny
novalian'i prime ny 29/12/2006 12:18
diamondra27
(
21/12/2006 12:44)
adresse mail dangereux
Bonjour, Attention, attention !!!
Dites à tous vos contacts qui sont dans vos listes mail ou Messenger de NE PAS ACCEPTER le contact : david@mail.fr. C'est quelqu'un qui va formater vos Ordi...
tohiny
novalian'i Ranavalomanjaka ny 26/12/2006 07:09
diamondra27
(
18/12/2006 16:31)
te ho any @ paradisa daholo kanefa...
raha vao marary na misy zavtra manjo dia matahotra ny ho faty.
Contradictoire be ilay izy....
tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2007 00:58
diamondra27
(
14/12/2006 22:51)
sakafo Xmas sy réveillon
ndao zao d'efa miomana @ sakafo tokony hatao @ réveillon sy Xmas.
Inona 'zao no azonareo proposer-na?
Azo lazaina hoe raha any dago de zao , ra any france de zao, ary no misy mivarotra sakafo m...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 26/12/2006 16:45
diamondra27
(
14/12/2006 07:59)
na bedy na tsy bedy de ataoko foana Aiza i Vaika
Efa ela ihany izy izay no tsy hita intsony?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 18/12/2006 16:49
diamondra27
(
12/12/2006 00:33)
samy mandeha samy mitady
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img299.imageshack.us/img299/1179/cherchefa6.jpg[/IMG][/URL]...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 21:32
diamondra27
(
07/12/2006 18:19)
ndao indray e! SOIREE TEARANO
Tena be tokoa ny olona tonga nanatrika ilay fety nataon'i Tearano t@ 21/10/06 teo iny ary isaorana anareo tonga nanatrika sy nikarakara ary namaly ny antso.
Noho izany dia asiana revanche kely izan...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 09/12/2006 23:45
diamondra27
(
07/12/2006 05:45)
tsy tokony
za aloha mba manana soso-kevitra hoe: fa maninona no tonga dia fafana ny size n'ny olona iray rehefa tsy manaraka fitsipika fa maninona raha ohatra ka raha mandeha tsara ilay izy @ voalohany dia izay...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/12/2006 15:23
diamondra27
(
03/12/2006 22:27)
bon annif prezida ny serasera
miarahaba anao za e!bon annif 4/12/06 ;-);-)
:-*:-*...
tohiny
novalian'i exdadabe ny 11/12/2006 03:22
diamondra27
(
02/12/2006 13:22)
spaghetti à la carbonara
te-hihinana an'io za zany
zay te-hanandrana dia mazotoa mikarakara e!
dia mba tsarovy aho refa voky ianao....
tohiny
novalian'i vale ny 06/12/2006 14:42
diamondra27
(
01/12/2006 09:09)
kely nefa tsara
ny zavatra hono rehefa kely dia tsara.
Tsy hoe zavatra akory ireto fa mba manome santionany aho:
mamzelkely
sakakely
nanoukely
misokely
zazakely
manjakely
...
Mimie mathy...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/12/2006 19:13
diamondra27
(
30/11/2006 08:51)
rime
ito indray no reko mandende any:
ny tehaka ataovy misesy
fa ravalo tsy maintsy mandresy
Marc Ravalomanana
sady bogosy no manana
......
:-D:-D:-D
dia mba ahoana ny eritreritsika @io?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 05/12/2006 13:53
diamondra27
(
30/11/2006 08:14)
Ho antsika rehetra
Tsy niditra teto mihintsy aho raha tsy hoe: mamaly neutre fa izao izany mba hafatro ho anareo rehetra e!
Tsy mifidy na politikan'iza na iza fa dia samia manao soa an'i tanindrazantsika e!
Ndao hir...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 30/11/2006 18:40
diamondra27
(
12/11/2006 10:30)
sonnerie à télécharger
[b][color=blue]Salama daholo ô!
Mba mangataka ho an'izay afaka manampy ahy hanazava hoe: aiza no mety ahitàna site ireny sonnerie chrétienne à télécharger ireny ampidirina @ Tél portable, na...
tohiny
novalian'i fanaina ny 19/11/2006 12:11
diamondra27
(
07/11/2006 07:12)
voyage de groupe
Mba misy fizarana tombontsoa ity raha toa ka misy mi-intéressé
Misy voyage en groupe ho any Madagascar izay atao @ 15 Novembre 2006 ho avy izao, raha mila fanazavana moa ianareo dia afaka mandefa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 06:04
diamondra27
(
28/10/2006 18:10)
mpanera
lasa ndray ny eritreritro oe: inona daholo no azo ampiasana an'io?
de ahoana ny tokony atao raha te-hanao izany?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:34
diamondra27
(
28/10/2006 08:26)
za koa
:-D:-D
hoy ity olona iray:
za koa mba amoureuse de tsy mahavita na inona na inona fa any aminy foana ny saiko.
Dia te-hahita azy aho,te-hamihina azy etc....
Izany ve ny fisehony rehefa tia?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/11/2006 10:40
