Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
16/08/2007 19:49)
fahamarinana
bizoroka be ho an'ny fahamarinana
tsy manana tahiry intsony za fa aleo omena ihany ty e!
:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)
de tsy azo anoratana koa izy fa tsy manana ny momba azy sao de misy milaza ndray ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 20:15
diamondra27
(
16/08/2007 10:57)
lasopy sinoa
asa nareo na tia lasopy aloha fa de tongava mihinana lasopy sinoa ao @ resto la catalène e!
wan tan mine et compagnie, afaka mifidy
isanandro afa-tsy ny alarobia ihany
mba manao asa soa @zay no ...
tohiny
novalian'i Belami ny 21/04/2008 17:15
diamondra27
(
10/08/2007 06:06)
asa sa vady
Tsara ho fantatra:
raha ianareo izany no manambady kanefa misy asa atao dia ahoana no ataonareo hiasa sa hi-s'OQP le vady?
Hazavaiko:
Ilay asa eto dia tsy ilay anton'asa ivelomana fa secondaire toy...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/08/2007 12:10
diamondra27
(
06/08/2007 10:44)
bon annif boubounezy
Dia faly miarahaba andry tratry ny fety
dia enga anie ka hitombo taona be de be , lol = ho lava andro iainana re e!
de hitombo retra retra ze tianjy
Miala tsiny reitsy fa tsy afaka ni-déplacer fa...
tohiny
novalian'i karinah ny 12/08/2007 19:58
diamondra27
(
09/07/2007 16:03)
voavonjy...
http://www.midi-madagasikara.mg/
dia ahoana ny toy izao?
resaka don tena izy ve zany io sa tsia?
Ahoana koa zany manao fati-drà zany?
de maninona tsy mahazo mihinan-kisoa?
Misy mahalala ve...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/07/2007 14:25
diamondra27
(
09/07/2007 12:45)
ahoana indray ity
http://www.grouperindra.net/Source/diapo-1.html
samia manome ny heviny
ny ahy moa zany de : vao nahita ity site ity aho dia mba nihaino MP3 , de avy eo nijery page hafa de nahita an'ity de mbola t...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/07/2007 16:26
diamondra27
(
08/07/2007 09:58)
tour de france
tena mba nankasitraka sy nahafinaritra ahy le idée we atao any londres ny départ tour de france
ny commentaire momba ity tour de france ity koa;
sady mba nahita an-tsary mihetsika le tour bridge, ...
tohiny
novalian'i vale ny 09/07/2007 16:48
diamondra27
(
06/07/2007 10:09)
sary mihetsika serasera
Tiako be le sary mihetsika serasera
hay manana actrices toa izao isika an!
=D=D=D
jereo sary rehetra
tsy le kisarisary tsony 'ty fa tena izy an...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/07/2007 05:36
diamondra27
(
05/07/2007 12:26)
preservatif feminin
hitako any @ gazety any ho any fa hoe: lancé any dago io preservatif feminin io?
ny tao an-tsaiko avy hatrany de ozy za we: tsy rariny kosa
satria nahoana?
asa na efa nahita io daholo isika na...
tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:09
diamondra27
(
05/07/2007 07:15)
fa ahoana marina e!
ity fitiavana ity ve de
1- nisy olona natokana tsy hanana anjara mihintsy sa ahoana?
Misy olona fantako manko mba miaraka amin'ny olona ihany izy fa tsy mety mi-aboutir mihintsy le izy.
Inona n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/07/2007 21:40
diamondra27
(
04/07/2007 14:04)
mahajanga!
kiss doly e!
tena décidé zany e
http://www.youtube.com/watch?v=Gegcrpp5RSs
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/07/2007 16:25
diamondra27
(
04/07/2007 00:17)
namana sy dinika
hery: fa hono wa f'angah afaka mandefa forum na dia tsy mpikambana ato aza ilay olona?
Ni-klik t@ le ps-ny za fa tsy hita
Valiny we: tsy mpikambana ato io olona io na jereo sao dia diso ny anaran...
tohiny
novalian'i hery ny 04/07/2007 07:57
diamondra27
(
02/07/2007 06:16)
ahoana no tokony atao
misy namana vhv izany tara @ lhl iray. Tena tiany dia tiany tokoa io lhl io.
Ny olana anefa dia ilay lhl tsy miraika aminy fa mpinamana tsotra izy roa . Tsy mbola nisy resaka hoe: fitiavana fa resak...
tohiny
novalian'i andryjaps ny 11/09/2007 09:30
diamondra27
(
20/06/2007 11:31)
mauvais joueur
ahoana ny hatao rehefa sendra ireny mauvais joueur ireny?
Ampirevena ve izy sa tsy atao maharesy mba aseho azy fa matoa izy resy de tokony mbola hianatra teknika bebe kokoa zay
misy de tena mito...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 15:56
diamondra27
(
17/06/2007 08:22)
fifohazana maraina
tena mba lasa ny eritreritro fa mahatsara ny fahasalamana hono ny fifohazana maraina
de mila mandeha tongotra tsy misy kiraro @ireny ahitra mbola mandomando ireny
de miaina maka rivotra madio
z...
tohiny
novalian'i watafon ny 23/06/2007 05:49
diamondra27
(
16/06/2007 18:09)
mofo
misy mahay recette mofo isankarazany ve?
Any berlin manko importé ny mofo fa le pain complet reny ihany no misy any...
De ra mba mahazo re7 mofo baguette na mofo pays hafa de mba mety milay
oh...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 19/06/2007 23:28
diamondra27
(
16/06/2007 18:04)
kisarisary
hono wa: mba aiza doly no ahitanareo le kisarisary retra reny e?
emôtikona moa le izy teo?:oops:
Tena misy mahita milay be mitsy ato an!
le minana chips zao no tiako sy le robot ary tank:-P:...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/08/2007 16:47
diamondra27
(
11/06/2007 16:56)
za zany malahelo an'i
kala,cathy,mimoza,fasaly,bellla, innorky,rebecca
HM,cosabuena,radoko,kitjo,totofy,loliony
sns mbola be de be le namana fa andraso kely aloha
fa lasa aiza doly aza ry zareo ...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 21:30
diamondra27
(
11/06/2007 12:44)
dons
mitovy daholo ireo fa samy hafa
raha tsy hainao ny fihaviany dia mety avy @ satana izay
na ampiasain'ny satana le olona
ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana
raha entiny hanasoavany ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 19/06/2007 21:53
diamondra27
(
09/06/2007 18:01)
fihaonana any dago, de ahoana?
Hono ho aho, za zany mba liana te-hahalala hoe: rehefa misy namana avy aty ivelany tonga any dago de le mametraka antso eto ireny , de refa tafahoana ianareo
- de fihaonana thème inona no resaka...
tohiny
novalian'i melody ny 25/06/2007 08:38
