Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
08/06/2007 11:05)
police à paris
efa tsy manenjika voleurs tsony zao ny police ao paris fa manenjika ny automobilistes indray... mba omena pv, sy hangalàna ny points-ny
=))=))...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 11:09
diamondra27
(
07/06/2007 06:58)
fampitandremana, hafatrafatra
alohan'ny hirosoana @ mariazy.Na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy dia mila io daholo
Afaka mizara izay azony lazaina daholo ve isika
Inona ny miandry anao ao @ tokantrano? Na fifaliana na fahoriana ...
tohiny
novalian'i kintana9 ny 22/06/2007 15:19
diamondra27
(
05/06/2007 14:53)
inona no hatao
mba te-hihomehy fa tsy mety...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 11:31
diamondra27
(
05/06/2007 13:18)
finoanoampoana
ndao indray we hiresaka an'io isika
sandra nandeha zoo za taty france, la palmyre de asa na efa nisy nahita fa misy toerana izay ao de misy rano sy voay , de feno be de be ny vola ao = la monnaie=...
tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:43
diamondra27
(
04/06/2007 15:03)
Célibataire
inona no mahatsara sy ny maharatsy an'io?
hatr@ firy taona no itiavanareo maha celibat anareo?
ary raha ohatra ka manambady ka tsy mahatanty fakampanahy de manome limite d'âge ve nareo hoe: hat...
tohiny
novalian'i hantakely ny 22/07/2007 21:28
diamondra27
(
04/06/2007 13:05)
loko
aleo koa za mba hanao fitarainana sao de mba mahazo ny anjarako
za ry hery tsy afaka manova loko ny soratra eto intso sy manao gras ny soratra fa ahoana kay ?
le menamena ihany no mandeha nefa z...
tohiny
novalian'i penina ny 09/02/2008 19:37
diamondra27
(
03/06/2007 11:21)
fanjakan'i baroa I & II
Ahoana ny fahitanareo le film?(2006)
Tena gidradidra tokoa e!
Tena mba be ihany kay le kofboay bokona any @ tanàna an!
de tena vrai film ve reny; zany we tena milako ve ry zalah sa cinéma ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/06/2007 06:07
diamondra27
(
03/06/2007 09:50)
midera an'Atra mandrakariva
ity indray izany misy site vaovao hitako e!
mazotoa mihaino daholo
za tsy mahalala na protesta na katolika na evanjelika fa de agape kono e! = FITIAVANA no dikany izany
http://www.agape1.fr/
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/06/2007 12:28
diamondra27
(
01/06/2007 12:49)
tsetratsetra tsy aritra
mba te-hahafantatra inona avy ireo fombafomba katolika
mangataka ho an'izay tsy katolika mba tsy hanaratsy
maninona no manao @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina raha vao miditra ...
tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 10:52
diamondra27
(
30/05/2007 09:50)
vive xxx ???
afaka mba hanao sondage ve isika mpi-forum na mpamaky fotsiny fa tsy mi-forum hoe:
iza no mankasitraka ny fanaovana xxx?
izay mankasitraka dia manome numero positif,ary izay tsy mankasitraka dia r...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 04/06/2007 22:44
diamondra27
(
29/05/2007 19:12)
resaka ...
fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an!
i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa m...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 31/05/2007 11:07
diamondra27
(
23/05/2007 15:50)
nanjavona
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping...
Avis de recherche
:-*:-*...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2007 20:35
diamondra27
(
23/05/2007 14:45)
bobone
manao ahoana akia ry bobone a!
elaela arô tsy nahitagnô nakà ze fa za rôtsy manadino
:-*:-*...
tohiny
novalian'i cbd ny 14/06/2007 23:15
diamondra27
(
18/05/2007 21:22)
Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka.
Raha io no arahina de tsy afaka hanao na inona na inona izany fa hanome fahafahampo ny mpiara-monina.
Ny ahy rehefa madio ny saiko de tsy miraharaha zay tenin'olona any aho.
Ahoana ny hevitrareo...
tohiny
novalian'i sympa ny 23/05/2007 14:37
diamondra27
(
17/05/2007 15:46)
manota fady
lasa indray ny eritreritro hoe: misy fomba gasy ireny any amintsika de hoe: nanota fady le olona.
Nareo ve mahalala hoe: inona daholo ny zavatra mahafady any dago, de aiza aby ny faritra misy azy?D...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:09
diamondra27
(
13/05/2007 08:06)
iza nareo no mahalala?
toa be de be zao ny fomaba hitsatiana fa misy mahalala le we meebo ve?
inona no risque mety azo i-espionner-na ve le izy satria eo doly na msn na yahoo na etc......
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 13/05/2007 15:27
diamondra27
(
12/05/2007 17:04)
kiki-taolana
mahasalama ve ny mikiky taolana
taolan'akoho (elany)
taola-trondro
taolan'omby misy tsoka
travers na kisoa
de inona ny tianareo?
aty andafy tsy misy mikiky taolana fa menatra ngamba sa tsy ...
tohiny
novalian'i anjaran3 ny 06/06/2007 04:01
diamondra27
(
11/05/2007 06:55)
ahoana ndray ary...
ny momba le olona miresaka aminao izy hafa ny lazainy , de refa miresaka any an-kafa izy de hafa indray no lazainy.NAMANA ve 'zany.
Tsy fampiadian'olona ve izany sa ahoana no andraisanareo izany?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 31/05/2007 10:48
diamondra27
(
10/05/2007 18:14)
crise de la 40taine
mila hevitra ndray fa tsy mazava e!
maheno io fitenenana io aho fa tsy azoko we: inona le crise , de inona fanafodiny raha tratran'izany?Misy mahalala olona efa nahazo an'io ve? , de ahoana ny fise...
tohiny
novalian'i kintana9 ny 22/06/2007 15:20
diamondra27
(
08/05/2007 03:22)
te- ho deraina
maninona ny olona no te-hoderaina refa manao zavatra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 18:13
