crise de la 40taine
1. diamondra27
(
10/05/2007 18:14)
mila hevitra ndray fa tsy mazava e!
maheno io fitenenana io aho fa tsy azoko we: inona le crise , de inona fanafodiny raha tratran'izany?Misy mahalala olona efa nahazo an'io ve? , de ahoana ny fisehony

répondu par kintana9 le 22/06/2007 15:20
2. booboo
(
10/05/2007 19:04)
mitovy @ crise de la trentaine fa en pire kokoa :°) : remises en q° an'izao raha aby aby zao, mametraka q° existentielles :^):^), miova beee ny fomba fiaina avy teo (lasa jejo² kokoa, lasa tia tena kokoa, hafa ny priorité sns) ...manahirana ê ! :°)
3. diamondra27
(
10/05/2007 19:32)
booboo: kay kay kay izy aby zany, manapaka volo ve ohatra :-D:-D:-D,
4. booboo
(
10/05/2007 19:37)
diamondra27 > hihihihihihi ié ! (iny ndray no tsy hitako hihihihihihihihi)
7. fasaly
(
10/05/2007 21:25)
diamondra: ny cirse de la quarantaine ny fahenoko matetika dia somary lasa resaka olondehibe kely am zay tsy zàtra miala tsiny an!
fa ny fahenoko dia hoe eo ny vevavy lasa tia sexe be injay ary manjary mitady bandy kely na tanora lavitra noho izy....:roll::-P:-Pzay ny fehnoko an! dia ny lehilahy eo am faha cinquantaine no tena tratran'io manjary manonofy ny zavavy tanora ka matetika miaraka am sipa 20 ans et plus, mitady sipa zany raha manambady izy...ary tena betraka tokoa io raha ny fahitako azy alou! mé bon!;-)

8. diamondra27
(
11/05/2007 06:35)
fasaly: nisy lhl zay aloha efa hitako nahatratra 40 ans izy de ilaozany manao sipa atsy sy eroa; de mba nolazaiko we aza de mampijaly le vadinao wa fa tsy hahita sipa otran'io tsony enao
zany olona zany tena tsy mifidy erahana fa ra vô mahita vhv mihaingohaingo na mimakié de lasa manara-bo...
Sao de tsy nahavita fianana kosa ry zareo t@ fahatanorana de manao rattrapage e!

10. nathie86
(
11/05/2007 08:03)
Refa 40 taona dia miha matotra fa tsy aiko hoe mety anao crise inona:roll:
tsy anao betise b tsony fa misaina aloha vao manao zvt

11. sakaizakely
(
11/05/2007 08:46)
ny fiainan'ny olombelona dia misy krizy foana manomboka @ fahazaza mandrampahantitra
crise d'opposition = 2 ans
crise d'ado ou âge bête à l'adolescence
crise de la quarantaine ou démon de midi = 40-50 ans
Samy crise de rupture daholo ireo nefa mitondra fahalalana ho an'izay nandalovany.
rehefa tonga amin'ilay farany dia mipetraka ny fanontaniana isankarazany "questions existencielles" ouz booboo na koa hoe remise en question.
Afapo amin'izay natao rehetra ve ?
Tojo ilay faniriana t@ mbola kely ve ?
Tanteraka daholo ve izay nofinofisina ?
Te hiaraka hiaina sy hiha antitra amin'ilay vady ve ? (Satria manko matetika eo no lasa daholo ny ankizy dia mifanatrika au quotidien eo ny mpivady, habitués à être parents qu'en tant que couple). Mbola tia ve ?
sns...
Matetika dia mitarika fisarahampanambadiana rehefa tonga amin'io fotoana io na ny lahy na ny vavy satria mihevitra fa tsy tanteraka ny faniriany sy ny visavisany fahiny. Dia toy ny hoe lasa manararaotra be fiainana izany, na manova fiainana mihintsy, toy ireo miala @ asany, ireo mandao fianakaviana, ireo lasa any @ tany lavitra sns...
Tsy tokony hadinoina anefa fa indraindray misy effet positif ireo krizy ireo. Meilleure connaissance de soi, l'impression d'avoir trouvé réellement sa voie... Araky ny fiteny hoe à chaque tempête, on s’approche de l’essentiel. Dia mety ho sambatra kokoa noho ny taloha :o Izany angamba ve no atao hoe fahamatorana (maturité).
Raha mbola tsy miharitra tafiotra ka maharesy azy, raha tsy miala @ fisiana taloha, dia tsy ho mpandresy (héros = un humain accompli) na oviana na oviana
Dia tsy maintsy mandalo eo daholo izany isika rehetra fa dia miomana fotsiny. Ny hany fanafody angamba dia ny fiezahana miresaka @ fianakaviana (communication) n'inn n'inn fahatsapana, sao mety hisy fanafana ihany...

12. nikopol
(
11/05/2007 14:33)
Mila mahalala bandy eo amin'ny efa-polo eo hono dia milamina io crise io
15. pissoa
(
11/05/2007 15:11)
mahalala au sens bibliq
mbola mila manontany ny arkanjely njay vao mahazo an'io afaka 17 ans :-D:-D:-D
16. diamondra27
(
11/05/2007 17:33)
nathie86:
Refa 40 taona dia miha matotra fa tsy aiko hoe mety anao crise inona:roll:
tsy anao betise b tsony fa misaina aloha vao manao zvt
mety we faifay v de tonga saina?:-D:-D
17. diamondra27
(
11/05/2007 17:37)
nikopol:
Mila mahalala bandy eo amin'ny efa-polo eo hono dia milamina io crise io
dain ra tsy inon kou!
ozy le film gasy (titre:tale sy tazy)zay we: lhl efa 77 hono no niaraka taminy
de zao ndray i niko milaza hummm
19. Fiffi
(
13/05/2007 17:00)
nathie86:matahotra hoe efa antitra.....nefa taona hummm.....milay be io.......