crise de la 40taine
23. tsiafoi1
(
22/05/2007 10:35)
Ny fantatro aloa de misy zvt miova foana ny toe-batana, ny toe-tsain'ny olona tous les 7ans e!
0 à 7ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahazazana
7 à 14ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahazazana
14 à 21ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
21 à 28ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
28 à 35ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
35 à 42ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
42 à 49ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahalebiazana
49 à 56ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahalebiazana
56 à 63ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahanterana
63 à 70ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahanterana
Jereo tsara fa ny fahatanorana no lava indd ka tokony ho tafa tsara le période io, ka raha tsy satisfait tsara tao @'ilay période de jeunesse iny de manjary manao crise @'ilay vanim-potoana faramparany fahatanorana iny vers le 40 à 42ans, satria te-hirattrapé an'ilay manque tao anatin'ny 28ans.

24. tsiafoi1
(
22/05/2007 11:01)
Le crise zany de zao e:Conscient tsara le olona fa vita hatreo ny fahatanorana, manomboka miditra @'ny fahalehibiazana ny vatana sy ny saina,
Manohitra izay anefa ny saina dia miezaka hi-retardé an'le izy ka manjary mirona any @'ny fitiavana haingo, soins de beauté, lasa tia manao sport be eo(aérobic, natation), misy aza ny vehivavy eo te-hiaraka @'ny bandy kely zany, resaka sexe io. Tsy te ho antitra, satria tsy te hofatynaturel io fironana io. Ary ny mety ho olana de raha tsy mitandrina eo de tonga @'ilay fitenenana hoe :"ANTI-MAOLA" hoy ny olona satria mety tsy hifanaraka intsony le fihetsika, haingo sy ny réalité.
Ny fanafodin'izany de ny fanekena ny zava-misy, ary ny fahaizana mampifandrindra ny zava-drehetra mifanaraka @'ilay taona.

26. xxx
(
23/05/2007 17:18)
tsiafoi1:
Ny fantatro aloa de misy zvt miova foana ny toe-batana, ny toe-tsain'ny olona tous les 7ans e!
0 à 7ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahazazana
7 à 14ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahazazana
14 à 21ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
21 à 28ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
28 à 35ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
35 à 42ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahatanorana
42 à 49ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahalebiazana
49 à 56ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahalebiazana
56 à 63ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahanterana
63 à 70ans : toe-tsaina sy toe-batan'ny fahanterana
Jereo tsara fa ny fahatanorana no lava indd ka tokony ho tafa tsara le période io, ka raha tsy satisfait tsara tao @'ilay période de jeunesse iny de manjary manao crise @'ilay vanim-potoana faramparany fahatanorana iny vers le 40 à 42ans, satria te-hirattrapé an'ilay manque tao anatin'ny 28ans.
$misaotra e! tsara ho fantatra daholo ireo misy hiomanana amin'ilay izy!
27. xxx
(
24/05/2007 12:43)
=D=D=D=D=D=D
=D
tsiafoi1:
Le crise zany de zao e:Conscient tsara le olona fa vita hatreo ny fahatanorana, manomboka miditra @'ny fahalehibiazana ny vatana sy ny saina,
Manohitra izay anefa ny saina dia miezaka hi-retardé an'le izy ka manjary mirona any @'ny fitiavana haingo, soins de beauté, lasa tia manao sport be eo(aérobic, natation), misy aza ny vehivavy eo te-hiaraka @'ny bandy kely zany, resaka sexe io. Tsy te ho antitra, satria tsy te hofatynaturel io fironana io. Ary ny mety ho olana de raha tsy mitandrina eo de tonga @'ilay fitenenana hoe :"ANTI-MAOLA" hoy ny olona satria mety tsy hifanaraka intsony le fihetsika, haingo sy ny réalité.=D=D=D
Ny fanafodin'izany de ny fanekena ny zava-misy, ary ny fahaizana mampifandrindra ny zava-drehetra mifanaraka @'ilay taona.
=D
29. kintana9
(
22/06/2007 15:20)
nenay angamba ilay crise toa efa lasa aloha koa!!:oops: de aona zany!!!:cry: