inona no hatao
2. Fiffi
(
05/06/2007 15:56)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-tire-la-langue-3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG] heu...ka tsy aleo ve mihomé ?
4. johnnyandri
(
05/06/2007 17:30)
tonga dia tsy manao kajy an-tsaina rehefa te hihomehy. Esorina ilay toetra tia tsikera. Mijereva Tom and Jerry fa milay io. Ekeo ny kilalao na ny hatsikana dia mety...
Ohatra: an'i Diamondra ary> Mifanenjika i Tom sy jerry, tsy mety azon'i tom mihitsy i Jerry fa maninona ary???
Ohatra: an'i Diamondra ary> Mifanenjika i Tom sy jerry, tsy mety azon'i tom mihitsy i Jerry fa maninona ary???
5. pissoa
(
05/06/2007 19:27)
sao efa toetra fa tsy problem mandalo :oops::oops::oops:
za mantsy njainjay tsy te hime nefa mime ihany :-D:-D:-D:-D:-D
za mantsy njainjay tsy te hime nefa mime ihany :-D:-D:-D:-D:-D
7. wooda
(
06/06/2007 01:36)
johnnyandri:
(...) Mijereva Tom and Jerry fa milay io (...)
Ohatra: an'i Diamondra ary> Mifanenjika i Tom sy jerry, tsy mety azon'i tom mihitsy i Jerry fa maninona ary???
Sambasambany marina vo mba nahita bandy mbola tia mijery Tom & Jerry! Za tsy mety leo an'io, matin'ny meme fona!
diamondra27->za alou tena tsy mahay mampme eh! tsy tena spesialista! andraso fa mbola misy namana ihany avy eo hampime anao! tapahako ny... rah tsy misy zavatra hampme anao ato!
8. pissoa
(
06/06/2007 01:38)
diamondra27->za alou tena tsy mahay mampme eh! tsy tena spesialista! andraso fa mbola misy namana ihany avy eo hampime anao! tapahako ny... rah tsy misy zavatra hampme anao ato!
za koa zany te hanapaka an'le tian'i wooda tapahina :oops::-D:-D:-D
9. wooda
(
06/06/2007 01:48)
pissoa->andraso andraso aloha diamondra27 hiteny eto raha nihomehy izy na tsia!
sady tsisy mahamaika! mbola ela izy tsinona vo hamaly eto kle! :^):^):^)
sady tsisy mahamaika! mbola ela izy tsinona vo hamaly eto kle! :^):^):^)
11. johnnyandri
(
06/06/2007 02:01)
Tsy hita intsony i diamondra fa tsy mampime angamba tsika. Ho an'ny namana ary e: Fa naninona no tsy azon'i Tom mihitsy i Jerry?:arrow::lol:
13. sympa
(
06/06/2007 10:11)
johnnyandri :arrow: satria sakakely variana mfrom foana kle :!: :-D:-D:-D:-D:-D
14. wooda
(
06/06/2007 11:20)
sympa=> ohn! hay ve! neveriko fa ao @ chat no ahitana an'i sakakely eh?? :-P
15. diamondra27
(
06/06/2007 11:48)
le fihomehezana tiako lazaina dia le mikakakaka be ireny fa tsy hoe: mitsiky
za mitsiky foana na ho any na tsy ho any fa le tena mampitokaiky be reny no tsy hita
taloha anefa nisy le émission an'i sebastien zay ,
raha vao mijery an'izany de tsy maintsy mimé be enao
ohatra 1 t@ le émission
misy anaran'olona atao we MR SANGLIER
de ni-pièger-na zany le olona io, niandrasana tsara izy hiditra ny trano, dia efa misy complice 1 miandry teo @ varavarankely ery ambony côté ny varavarambe.
Iny andeha hiditra iny Mr Sanglier no nanontaniana we: êtes-vous Mr Sanglier? de namaly izy hoe: oui
de nirotsaka ny rano t@ seau nataon'le oul tery @ varavarankely ambony, de lena Mr Sanglier, de ozy le olona nanontany hoe: Barrez-vous sady nitsoaka ry zalahy ...
de vita
de zay no mampimé be
mety tantaraina tsy mampimé fa mahita le scène miseho tena tsy maintsy mimé e!
Tom et Jerry ve?
Aleoko aza i Tom Sawer, sady tiako mitsy ny toetrany no sady ozy we: LA VIE EST BELLE (t@ le izy niresaka t@ le sipa kely)
:-*:-*:-*
misaotra anareo retra namaly

16. wooda
(
06/06/2007 16:34)
:-D:-D tsy ho tapaka indray zany ny ... raha ny fandinihako azy !=))=))
17. sympa
(
06/06/2007 22:22)
wooda :arrow: Aiza taitra fa efa anjony mintsy izao ka :!: =))=))=))=))=))=))
18. sympa
(
06/06/2007 22:32)
diams :arrow: raha te hihome enao de ataovy ity
Asio "r" hono ao arian'i pissoa :-D
De asory le "lo" @ sitlo hovao "rig" :-D
De nena soloy "b" ne le "p" fa hitanao fa tsy mety eee :!: :^):^):^)
Asio "r" hono ao arian'i pissoa :-D
De asory le "lo" @ sitlo hovao "rig" :-D
De nena soloy "b" ne le "p" fa hitanao fa tsy mety eee :!: :^):^):^)