Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 01/06/2008 15:21)
vision
misy afaka manazava kely ny momba ny resaka vision ve eto... tohiny
diamondra27 ( 13/05/2008 08:43)
in no tsy tianareo
afaka mba manontany ve za we inon ny zavatra tsy tian'ny vehivavy ataon'ny lehilahy aminy, na geste na fiteny , na zavatra hafa samia milaza daholo? Za tsy miteny hoe ataon'ny lelah aminareo manok... tohiny
diamondra27 ( 29/03/2008 22:53)
vavaka
... mamy basta mety mahasarika ny tsy mpino ve ny fomba fivavaka tahaka io? http://www.dailymotion.com/related/7624137/video/x3x363_vavaka-mamy-basta_music... tohiny
diamondra27 ( 17/03/2008 14:27)
fananan-janaka
Fomba fiteny ny hoe: ny zanaka de fanomezana avy @ Atra, nefa ahoana ny eritreritrareo raha teraka eo le zaza nefa tsy hanambola hikarakarana azy akory, zany we: jereo izao oh reny 4mi reny , miteraka... tohiny
diamondra27 ( 10/03/2008 11:23)
jery atrika
hono ho aho , tena lasa ny saiko fa tsy hitako manko ze tena fandehany any dago any @ zao fa mbola manao jery atrika ve ny olona refa mande ty hira ty: http://www.dailymotion.com/playlist/xal4t_rjmfl... tohiny
novalian'i bobone ny 27/03/2008 14:03
diamondra27 ( 07/03/2008 15:05)
pause
nijery film za wa de nisy an'zao : on fait une pause pour faire le point zany ve tsy midika hoe: ndeha hisaraka sa mety tafaray ihany le olona avy eo tana misy réel ve zany? ... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 08:43
diamondra27 ( 03/03/2008 23:56)
vavolombelona suite
otrany te hijoro vavolombelona tampoka izany koa aho fa elaela no tsy nandalo teto. manontany ihany aloha fa mety hisy film interdit pour mineur sy ame sensible hivoaka ahoana ny hevitrareo? ... tohiny
diamondra27 ( 27/02/2008 07:05)
fanja
nareo ve mba nahatsikaritra fa ny tompon'ny anarana hoe: fanja wa de manja doly sady mafinaritra e! de atolotra ho anjareo 'ty hira ty http://www.dailymotion.com/related/3902707/video/x2bn8k_fa... tohiny
novalian'i bobone ny 27/03/2008 13:58
diamondra27 ( 18/02/2008 20:29)
eto am-baravarankely... annif serasera
Ho an'ilay namana vavy iray izay sy ho antsika namana rehetra ihany koa ,dia faly manolotra anareo ity clip ity ny tenako... Misaotra ihany koa ny nanantontosa Misaotra ny mpanatrika fety Misao... tohiny
novalian'i mangidy ny 13/04/2008 13:44
diamondra27 ( 05/02/2008 09:27)
shoan
ataoko eto ity fa tsy any @ hafatra satria antson'ny fo. dia faly miarahaba anao indray izany ny tenako e! ary miarahaba anao fa nahazo ny loka nifaninanana(blog gasy tsara indrindra) sy ny bizor... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/02/2008 12:47
diamondra27 ( 24/01/2008 11:15)
fampirafesana ps
ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D tsara ve sa ratsy:-P:-P ny sasany moa dia mampirafy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2008 10:56
diamondra27 ( 17/01/2008 09:41)
asio commentaire hoe
mba tafajery an'ty aho dia mba mangataka ny hevitrareo sy ny commentaire nareo ny ahy aloha dia sady mampihomehy no mahalasa saina ahy le izy http://www.dailymotion.com/relevance/search/halucinnan... tohiny
diamondra27 ( 08/12/2007 14:15)
appel d'urgence
[b]"Antsoy aho dia hovaliako ianao"[/b] Dia samia mandray izay tandrifiny avy ô! :-*:-*(l) miala tsiny fa @ teny vazah an! copier coller io tsinona La Bible répond à toutes nos questi... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:21
diamondra27 ( 08/12/2007 13:44)
de inon marina ny tombotsoa...
Lasa ihany ny saiko wa fa vao namaky le dinika xxx noforonin'i naritsimba aho dia mahita hevitra be de be miposaka. Ny mahalasa saina ahy dia hoe: fa inona no tena mahatonga ny olona hanaratsy ny na... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2007 11:19
diamondra27 ( 22/11/2007 12:50)
ity ndray zany ny vaovao aloha ho zaraina
tsy mahay mihira ny tenanay fa mpihaino sy mpankasitraka foana ka mba zaraina aminareo e! http://www.acidplanet.com/artist.asp?songs=506812&T=5218 mazotoa mihaino daholo ô!... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 21:47
diamondra27 ( 22/11/2007 06:12)
bon annif rapah
miarahaba anao sy ny namana hafa tratry ny fety e! biz... tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/11/2007 19:26
diamondra27 ( 20/11/2007 10:49)
taxi vao²
de miala any ndray hono ny taxi vao² e! misy internet sns ao anatiny azo ampiasaina we, misy fauteuil mobile ho an'ny handicapé koa sy marche adaptée.Otran'ny espace reny le izy. Ca vautle coup... tohiny
novalian'i Bafota ny 31/12/2007 17:39
diamondra27 ( 19/11/2007 09:41)
poisson...
Efa ela ihany izay ny nahitako ireny auto collant poisson ireny na ilay apetaka ao afaran'ny fiara. Ny nahalasa ny eritreritro dia hoe: tena inona tokoa moa no dikan'izay io? Ny fahalalako azy dia h... tohiny
diamondra27 ( 22/10/2007 10:25)
fanampiana +ou -
asa ana ato no tokony hanaovana an'ity na tsia fa ataoko ato ihany aloha sao mba hanampy olona. Misy namako hifindra monina hiala eto france ka raha misy interessé de ilazao azo omena ny N°-ny k... tohiny
diamondra27 ( 16/10/2007 05:22)
masera sera
:-D:-D:-D [b]famintinana:[/b] de tapitra zany ny film fa "ny mpandresy tsy hobiana, ny resy tsy akoraina" ny mpijery film aleo samy hody any @ tranony sao tsy mahavita asa de bedin'ny lebany ... tohiny
novalian'i sasa ny 17/10/2007 10:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381