de inon marina ny tombotsoa...
1. diamondra27
(
08/12/2007 13:44)
Lasa ihany ny saiko wa fa vao namaky le dinika xxx noforonin'i naritsimba aho dia mahita hevitra be de be miposaka.
Ny mahalasa saina ahy dia hoe: fa inona no tena mahatonga ny olona hanaratsy ny namana e, dia inon ny tombotsoa!
tsy eto @ forum ihany fa na dia ao @ karajia aza.
Vao t@ alatsinainy teo aho izao nisy namana 1 izay niresaka tamiko tao @ karajia , naka ahy pv de fantako hoe: ohatran'ny tsy olona mpiresaka amiko ity izany fa tsy mamaly fanontaniana. De inona tokoa hoy ianareo fa niditra ilay tena tompon'ny ps dia niteny hoe: tsy za akia io ps eo io fa olon-kafa a!
Dia lasa izany ny eritreritro hoe: maninona raha tsy manao izany: manaratsy dia mangalatra ps ny hafa
Inona ny tanjona @ le izy sa te-hahalala ny resaka ifanaovan'ny hafa
...
anarana taninboanjo fa na dia izany aza misy olona tena vonona ny hanao ratsy mihitsy matoa manao izany.

novalian'i xxx ny 13/12/2007 11:19
3. sakaizakely
(
08/12/2007 14:18)
ihany fa afaka hanao inona moa ? tsy fantatra tsinona ilay olona
za koa efa nisy nanao an'io tao @ karajia sy msn
ze tanjony any tsy koi. Ny olona mahalala ahy mahafantatra fa tsy za ilay izy
za koa tsy mpiditra karajia velively
aza raharahiana fa ataovy , mila mailo fotsiny ihany alohan'ny hiresahana, miandry details précis tsara

4. Mannou
(
08/12/2007 14:33)
Aza miteny ny toetry ny hafa ary aza miasa saina akory fa ny any tenanao atao tsara ts hanao ohatry ny azy ho tonga modely ho azy.
5. diamondra27
(
08/12/2007 14:43)
ny detail precis de zao:
ohatra 1 ity izao an!
saika mnba niresaka nivantana t@ anarim za indray mande, we manao ahoana akia ny taiza ao a?
de nisy olona hafa izany miditra karajia de mitondra ps anarim , de tsy mamaly le olona io.
De ny ankizy moa izany mahita ahy niarahaba an'i anarim ao @ salon dia miteny hoe: tsy izy akia io a!
de tsy nitohizako intsony ny resako fa efa signalé tsinona.
DE le ol mangalatra ps zany de eo tsy miteny tsy mivolana fa tsy hay we: inona ny ataony eo?
Ohatra 2 indray izao
nisy olona 1 izay mpiresaka tamiko dia nampiasa ps ny namako hafa dia noteneniko izy hoe: maninona ianao miditra io ps io, za tsy hiresaka aminao raha tsy le ps hamantarako anao ihany no entinao ho'aho fa soloy fa an'ny namako io dia mba nosoloiny ilay izy
fa le cas t@ alatsinainy voalaza etsy ambony io zany de tena naka ps ny ankizy tao izy de avy eo refa nolazain'ilay tena tompon'ny ps we tsy za io de zay izy vao nanaratsy ilay ps manao resaka vetaveta handotoana ny imagen'ilay olona (tena tompon'ilay ps)
Dia izay no mampalahelo
be de be ny cas...
sakaizakely: ka izay no lazaiko t@ilay tompon'ilay ps hoe: ndry hoa aza marary andoha @izany fa ny olona mahafantatra andry dia mahalala ny toetrandry fa avelao izy hanaratsy any sns, tsy mila mamaly azy fa manao provoc be ilay mpanosipotaka manko

6. diamondra27
(
08/12/2007 14:51)
Mannou:
Aza miteny ny toetry ny hafa ary aza miasa saina akory fa ny any tenanao atao tsara ts hanao ohatry ny azy ho tonga modely ho azy.
___________________________
tonga soa depuis le 7 Déc 2007 eto @ forum ianao aloha e!
misaotra @ torohevitra.
ka mba mahalasa saina ihany le ataon'ny ol we: fa maninon ary manao an'zany koa?
Dia tsy azo lazaina izany izay zava-misy fa dia avela @izao fotsiny ve?
Mety mbola tsy azonao ilay fandehany dia miteny izany ianao.
7. sakaizakely
(
08/12/2007 14:59)
tonga soa depuis le 7 Déc 2007 eto @ forum ianao aloha e!
misaotra @ torohevitra.
tsara valy indray iny
8. soanja
(
08/12/2007 15:36)
Ary sao kosa tokony hitovy amin'ny fidirana amin'ny forum rehefa hanoratra ny karajia? zany hoe mila miditra solonanarana sy ny password fa tsy tonga de amzao.
Izay no hitako olana raha izany tsinona.
Izay no hitako olana raha izany tsinona.
9. Ralay
(
08/12/2007 16:15)
Tsotra ny hisorahana izany: tokony hamandrika ny solon'anarana fampiasany ny tsirairay.Rehefa tsy mamandrika izy dia fahadisoany izany raha angalarin'ny olona ny ps-ny.:lol:
10. diamondra27
(
08/12/2007 16:34)
ralay: ka misy hitako ao ps ny olona ato @ forum no ampiasainy nefa le olona toa tsy mpandeha karajia
sakaizakely: :-D:-D:-D, mdr
sakaizakely: :-D:-D:-D, mdr
11. ikaretsaka
(
08/12/2007 16:47)
le naka Ps hafa aloha dia misy resaka tsy fahampiana ... raha ny fijeriko azy e..
-tsy fahampiana hazondamosina dia ny an'ny hafa no alaina fa tsy sahy mijoro @ maha ianao ny tena.
-tsy fahampiana ambom-po, sy hakanosana dia manilikany hadisoana azy @ hafa izay innocent.
-tsy fahampiana fialam-boly, dia izany avy dia atao fialam-boly

12. tess
(
08/12/2007 19:10)
mazootoa nareo any am karajia fa zà klou tsy mpandeha any e! raha blem indrindra indrina ny azo any ny eto aza efa tsy hita zé hanaovana azy lol:-P
13. hery
(
08/12/2007 20:02)
:-)
Be blem mihitsy
Zah zao firy taona tao tsisy blem. Ze mikoty anah kotiko (lainga io an), ze manopa anah opaiko (mbola lainga koa) lol
Tsiky dia ampy e.
Be blem mihitsy
Zah zao firy taona tao tsisy blem. Ze mikoty anah kotiko (lainga io an), ze manopa anah opaiko (mbola lainga koa) lol
Tsiky dia ampy e.
15. ikaretsaka
(
08/12/2007 23:59)
fa mahasosotra be kosa raha hoe i tess manao diam's dia i fijo manao Ika ohatra!
dia i fijo sy tess no mifampikoty.. dia zahay sy diams no ankalazain'ny be sy ny bobaka le^^
dia i fijo sy tess no mifampikoty.. dia zahay sy diams no ankalazain'ny be sy ny bobaka le^^
17. fasaly
(
09/12/2007 08:18)
ny ps-ko manokana efa nisy nampiasa tao ary mi jouer rôle ho fasaly miitsy hono izy....i lanto no nahatratra azy tamzany.....zay ilay tsy reveko zay anefa izaho tsy mpiditra any akory:x
18. fasaly
(
09/12/2007 08:19)
fa efa nofandriako aloha ilay fasaly fa ilay tess izao no ho fandrihako fa tsy haiko tsy tadidiko tsony ny manao an'izany mamandrika ps izany, tsy zàtra ny fombafomba ao am karajia zà:?
19. diamondra27
(
09/12/2007 08:28)
ika ::-D:-D
marina tokoa zany an
de lasa tsy maintsy mamandrika ps any @ karajia doly koa zany zao ve ny mpi-forum ? oulala
efa nazavaiko atsy @ fiarahamonina atsy le confusion
hery: normal nareo raha tsy misy blem fa dodo foana refa atao salut :-D:-D

20. xxx
(
09/12/2007 09:47)
ikaretsaka:
[size=13px]le naka Ps hafa aloha dia misy resaka tsy fahampiana ... raha ny fijeriko azy e..
-tsy fahampiana hazondamosina dia ny an'ny hafa no alaina fa tsy sahy mijoro @ maha ianao ny tena.
-tsy fahampiana ambom-po, sy hakanosana dia manilikany hadisoana azy @ hafa izay innocent.
-tsy fahampiana fialam-boly, dia izany avy dia atao fialam-boly[/size]
[size=13px]Tena marina ny lazainao , mampalahelo ny fisainana ao karajia nefa tokony toerana natao hitafa sy dinika. Mananaratsy nefa efa asaina hifanatry tava hilaza en face ny fanaratsian ;tsy hita izay atao fa miafina. , Efa voa ny fianana angambny ka manaratsy sy manalabaraka olona karajia no sisa azo atao.8O :roll: 8O :roll:[/size]
ralay:
[size=13px]Tsotra ny hisorahana izany: tokony hamandrika ny solon'anarana fampiasany ny tsirairay.Rehefa tsy mamandrika izy dia fahadisoany izany raha angalarin'ny olona ny ps-ny[/size].
[size=13px]izay ilay fiombonany mpitondra eto @ mpanaratsy sy mpanala baraka , "rahefa tsy mamadrika dia fahadisony izany" impiry mamadrika aho fa tsy mety lava miteny foana fa sois "tsy mety mot de passe fa fohy" hono efa atao lava aza natao tsy mety foana8O:roll:8O:roll:[/size]
[size=13px]Fa na izany aza nareo mpitondra eto mihitsy no tsy vaky loha @ ny olona mangataka sy miteny any @ nareo an'ireo olona manala baraka mba hanome fanazavana[/size].
Hery:
Be blem mihitsy
[size=13px]Zah zao firy taona tao tsisy blem. Ze mikoty anah kotiko (lainga io an), ze manopa anah opaiko (mbola lainga koa) lol[/size]
[size=13px]Inona no hoe lainga??? marina daolo io lazainao io aza manadio tena, satria ao karajia sy sersasera be mpisolovava anareo tompon'andraikitra (sutout ny webmaster) dia ireo mpanaratsy sy mpanompa izay arovanareo. Maninona ny email firy firy nagataka fanazavana aty aminao momba anireo maplabaraka (izay faly ery hoe mahafantatra anareo mpitondra eto, jereo ny email nalefako tany @ nao) tsy valinao na kely aza??
fa email alefako any @ olona hafa tonga hafatra any @nao ainao mamaly azy , ????
Ao @ karajia na ireo Op sy admn aza manampy mitamba bee anireo mpanaratsy say mpnompa ohatra sipagasy Op miaraka @ clarinnete sy kevincky sy ny troupiny manaratsy.[/size]
[size=13px]XXXX= BOZYLOVE ito , satria miteny ny zava misy sy ny hevitro aho ka tsy tantin'ireo tompon'andraikitra ka , ny solution hitany dia sakanana tsotra izao fotsiny psedo BOZYLOVE sy ny IP ny ordinateur ko any antrano tsy hiditra eto[/size]
[size=13px]BOZYLOVE na iza na iza manaratsy azy ,tsy manitsy miseho fa mijoro hatrany; na sakanana ireo tompon'andrikitra aza satria mampiseho ny zavamisy dia mahita solution fona hampiseho ny heviny. [/size] 8)8O8)8O8)