de inon marina ny tombotsoa...

21. sipagasy ( 09/12/2007 10:21)
eny ekiy ra bozylove e!!! tonga soa indray ianao izany e! ary mahaiza miaina sy manaja tena dia ho afaka ny hiaraka hitafa sy hiriaria ao amin'ny karajia e!!!!!
22. Valala ( 10/12/2007 05:40)
Soa i Valala fa efa enregistré tsara d miditra indraipa isaky ny tapabolana fotsiny za d tsy misy afaka maka tsony.
Tsy azo atao ny mifanome tsiny satria ny olombelona tsirairay samy manana ny hadisoany daholo.:wink::wink::wink:
Fasaly, tess fandriho foana ny ps fa tena misy oul mampmé ao indraindray an!:-*
23. tess ( 10/12/2007 05:59)
sasa: mba hatoroy ahy ny fanaovana azy fa tsy haiko:?
alefaso hafatra raha tsy sahirana iny njy!:wink:
24. tywa68 ( 10/12/2007 06:29)
ahoana marina zany fandrihana zany ry valala ?
25. tess ( 10/12/2007 06:48)
kay i valala io azafady fa mihinambary aza misy laoka:wink::-* ny fasaly ny ahy efa nofandrihiko efa ta meritaona ngamba de tsy niditra an'io mitsy zà tao kay mila midiktra kely isambolana zany mba haharitra ny famandrihana:-D
26. Mannou ( 10/12/2007 08:15)
diamondra27:

Mannou:

Aza miteny ny toetry ny hafa ary aza miasa saina akory fa ny any tenanao atao tsara ts hanao ohatry ny azy ho tonga modely ho azy.


___________________________

tonga soa depuis le 7 Déc 2007 eto @ forum ianao aloha e!
misaotra @ torohevitra.

ka mba mahalasa saina ihany le ataon'ny ol we: fa maninon ary manao an'zany koa?
Dia tsy azo lazaina izany izay zava-misy fa dia avela @izao fotsiny ve?

Mety mbola tsy azonao ilay fandehany dia miteny izany ianao.




Misaotra ao firariantsoa e ! Ka hitanao, ny oul ratsiratsy fisainana ange betsaka mintsy e; indrisy fa ts afaka hanova azy ireny isika na dia tena izay mintsy aza no tena milay.
Azo atao n mananatra saingy misy koa amreny oul reny tena mandrangitra ary faly rehefa mahita n hafa tezitra. Zay no lazaiko anao oe aleo isika no manome modely azy d mihahaka eo iz rehefa ts mamaly n fiantsiana ataony !
Mb efa nanaraka dinika sasantsasany tato iany aho mantsy, mamaky talohan'ny nidirako tam forum fa tena hitako fa misy olona finaritra manaratsy n hafa ato.


27. ikaretsaka ( 10/12/2007 20:59)
ahoana tokoa izany mamandri balala izany ry valala?:?:
28. Kwasi ( 10/12/2007 23:10)
Aleo alou de alefako mialoha ny ahy fa izany kwasi zany tsy mba mpiditra chat mihitsy ka mpisandoka izay misalotra an'io any @ izany karajia izany:@

29. ikaretsaka ( 10/12/2007 23:20)
za koa tsy tia izany "misakasaka" izany dia avy eo lasa mi"fosafosa", nefa "kary" iray trano kay

aleoko manjono sy manarato fa za tsy mahay "misaka"
30. Valala ( 11/12/2007 04:59)
Ikaretsaka te hamandrika Valala indray angaha? za aloha misakasaka any ihany indraindray e! misy namana milay konkou anie any,d mba mamangy kely any koa tsy voatery mijanona ela anie.
Tess malahelo an'i sasa angaha njy izy hono sahirana fa be asa be:wink::wink:
aleo fa halefako ho hazavaiko anjy any am hafatra any le izy.
31. fasaly ( 11/12/2007 06:26)
ikaretsaka:

za koa tsy tia izany "misakasaka" izany dia avy eo lasa mi"fosafosa", nefa "kary" iray trano kay

aleoko manjono sy manarato fa za tsy mahay "misaka"
:-D:-D:-D:-D


32. fasaly ( 11/12/2007 06:28)
valala: nalahelo azy mafy aky zà fa efa elalea i sasa akamako kely iny tsy teto fa toa hoe lasa nanao vacs key hono:?

ny ato am forum aza efa tsy laitra ny kary miasakasaka koa handehah o any ndray ve:-D:-D:-D
33. Valala ( 13/12/2007 10:41)
fasaly hi hi hi mba misakasaka kely any tsindraindray amzay tsy misy mangalatra ny ps koa :-*:-*
34. xxx ( 13/12/2007 11:19)
so d ilay nametraka ity dinika ity iany aza no tena ...... profo ilay tany am vavolombelona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151