Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 20/10/2008 18:23)
lasa saina ndray e
nisy afrikana zay tafaresaka tamiko dia nilaza izy hoe: maty ny dadany any afrika efa 3j , efa tao anaty cerceuil dia velona tampoka indray hono. Efa intelo hono io dadany io no nanao toa izao hoe ... tohiny
diamondra27 ( 27/09/2008 11:15)
masiaka
misy izany ny olona tena masiaka e, na koa mi-provok mandrangitra sns de ozy za we fahafinaretana ve sa aretina le masiaka sa mba afaka ialana ihany io fa ilay oul mihintsy no tsy te-hiala amin'i... tohiny
diamondra27 ( 25/09/2008 20:35)
hira, video , toriteny gasy
entina hampahery antsika raha misy manam-potoana afaka misafidy izay tianao jerena ianao http://www.tvagape.com/view/35/ho-anao-ny-dera-jocelyn-ranjarson/ mazotoa ry zareo a dia mampahery a... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:05
diamondra27 ( 20/09/2008 12:50)
code du travail 2008
efa niova hono ry zareo ny code du travail a , de we atao anaty poubelle le taloha fa tsy misy ilana azy intsony ahoana ny fahitanareo azy ... tohiny
diamondra27 ( 31/08/2008 07:51)
superji
mbola tsy nihomehy ohatran'ity ho aho za fa isaky ny mihaino ny video-ny de mime avy hatrany http://www.dailymotion.com/superji/video/x6hfzp_salade-au-caramel_fun http://www.dailymotion.com/superj... tohiny
diamondra27 ( 10/08/2008 09:01)
coup de guele
hono wa ry zareo , ahoana ny hevitrareo raha mba asiana rubrik coup de guele ato am serasera e> we ra misy zavatra tsy tiana na tsy tanty any ambadika any dia mba eto no analana azy ity misy oha... tohiny
novalian'i hery ny 13/08/2008 18:47
diamondra27 ( 07/08/2008 11:05)
tody
Hoy ny ntaolo:"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" Misy tokoa ve izany tody izany dia fomba ahoana no fisehony? ... tohiny
novalian'i nacl ny 14/08/2008 07:36
diamondra27 ( 31/07/2008 18:06)
fahafolo-karena....
mbola tsy dia resy lahatra amin'io loatra aho hatramin'izao nefa hono tena mandaitra mihintsy izy io hoeraha mahafoy enao dia mahazo sy ambinina foana ihany koa ara-bola misy anefa dia ataon'ny olo... tohiny
novalian'i rasoan ny 16/09/2008 16:15
diamondra27 ( 23/07/2008 12:33)
fomba fiteny
Misy afaka miteny eto ve we na an-kafaliana na an-karatsiana ny fomba fiteny rehefa misy zava-miseho mba te-hampita izany amin'ny ankizy fa nanadino e , sasatsasany ihany no tadidy ohatra we ref... tohiny
novalian'i ar16 ny 08/02/2016 03:20
diamondra27 ( 22/07/2008 09:53)
fucking-friends
http://www.moov.mg/femme.php?articleId=333326 raha ohatran'io aloha dia tsy d'ac @io za e, tsy lany fotoana fotsiny ve... tohiny
novalian'i rakaroka ny 25/07/2008 06:06
diamondra27 ( 22/07/2008 09:34)
entorse
mila fanampiana e. inona no atao fa tsy mety sitrana ny tongotra folaka efa ho 2 mois izao, manao radio dia hoe: tsy misy inona nefa ilay izy mbola heno marary ihany. Rehefa midina ny tohatra oha... tohiny
diamondra27 ( 17/07/2008 10:21)
matoatoa
tohin'ny dinika ni81 ka raha tsy tafiditra any amin'ny fasan-drazana ny razana dia sao dia izay le mahatonga ireny matoatoa ireny e? mino zany ve nareo tena misy ve le matoatoa sa ahoana e iz... tohiny
diamondra27 ( 15/07/2008 08:00)
visa sandoka ...
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=404934 danz koa ry zalahy zany an tandremo ihany e , ny vola fotsy ny tena higadra snif snif ne avy eo... tohiny
novalian'i mbaliana ny 18/07/2008 14:13
diamondra27 ( 15/07/2008 07:21)
demission
http://www.lepoint.fr/actualites-politique/l-ambassadeur-de-france-a-madagascar-demissionne/917/0/260342 fa inona hono no tena saika we asa hataony nefa nosakanana tsy nomena fahefana hanaovana az... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 06:51
diamondra27 ( 11/07/2008 15:09)
ahoana ny fipetrany
lasa fisainana ihany aho tam le resaka fahoriana tatsy am dinika nataon'i ainaheri momba le olona maty vady. Ny fanontaniako dia we: misy olona mpivady X sy Y nanajanaka de maty i X ny zanaka zany... tohiny
diamondra27 ( 08/07/2008 19:33)
avatar
ka raha zao ndray zany no izy de mety milay be le mahita sary kely isankarazany ka maninona moa raha manao avatar mifanandrify am le rubrik e Ohatra we rubrik fiarakodia dia avatar auto doly no ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/07/2008 15:54
diamondra27 ( 26/06/2008 09:53)
sady lahy no vavy
asa ianareo namana hafa raha mba nahatsikaritra ohatra ahy fa izaho dia nahalala mihintsy hoe misy namana ato manana ps vehivavy nefa lehilahy ary vice versa tsy ankanonona ps io an fa vao haing... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/08/2012 08:20
diamondra27 ( 23/06/2008 22:32)
bedy
refa misy manabedy nareo de aona ny ataonareo... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 10/07/2008 08:03
diamondra27 ( 10/06/2008 10:34)
PICNIC Serasera en france
hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e! asio ... tohiny
novalian'i tess ny 13/07/2008 10:33
diamondra27 ( 10/06/2008 10:25)
macaron
efa nandalo teto ve ty dinika ty ka tsy hitako fa mba mangataka fanaovana re7 macaron ze mahalala fa tena tian'i papoozy ko le izy ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0378