Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
13/10/2007 18:25)
sarobidy
Faly miarahaba anao tratry ny fety(pour demain) dia enga anie ka hifankahita @ zanaka aman-jafy, ho tratry ny taona mitsingerina, hanana fahasalamana lalandava, ho tanora lalandava:lol:
Dia ho tahia...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:50
diamondra27
(
07/10/2007 11:06)
Miroso sy mijoro hatrany aho hatr@ farany...
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy.
Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia mana...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:38
diamondra27
(
01/10/2007 23:11)
suite ny matim-boninahitra
liana ny te-hahalala ve enao we nifankahita ihany ve djibouti sy le sipa , manasa anao hijery ny tohiny.
Misokatra ny ady hevitra
http://www.dailymotion.com/related/2345561/video/x1y3mg_tsiky-...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/10/2007 11:28
diamondra27
(
01/10/2007 22:48)
lahy sy vavy FILM visa A
Mitovy zo we?:-D:-D
http://www.dailymotion.com/related/328481/video/x1e9uh_francis-film-visa_fun...
tohiny
novalian'i ramack ny 12/10/2007 12:17
diamondra27
(
01/10/2007 12:04)
tandremo de tandremo
ty ndray hono no malaza e!
Mes chers amis, bonjour!
voici des informations sérieuses:
À LIRE ET À DIFFUSER LARGEMENT
Je fais suivre car la confirmation de cette info a été diffusée sur ...
tohiny
novalian'i Lantoer ny 05/12/2007 14:09
diamondra27
(
01/10/2007 06:23)
odoie...
saka manatody etc
iza moa le mpiteny an'izay eto?:-D:-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/nanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/10/2007 20:33
diamondra27
(
29/09/2007 13:43)
mivoleza Parson Jacques
Sendra mba nandalo tao @ RVG dia nahita an'ity "mivoleza ity " http://www.pcplanets.com/videos-113421-Mivoleza-Parson-Jacques.shtml#
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2730
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 01/10/2007 06:06
diamondra27
(
29/09/2007 12:51)
Mitady Anciens Elèves Stella Maris Tamatave
Sao dia mba misy mpianatry ny Kolejy Stella Maris fahiny ianareo mpamaky, mipetraka eto France
Mikarakara fihaonana 'zahay dia afaka contacter-nareo izay liana ny momba izany ao @:
aasmf arobase...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 08/11/2007 18:10
diamondra27
(
27/09/2007 15:00)
fanapahan-kevitra...
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany
Indro hozaraiko aminareo ankehitriny.
[b]Nanapa-kevitra aho izao
nanapa-kevitra aho izao
hana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/09/2007 01:58
diamondra27
(
27/09/2007 14:50)
seduction
ahoana ny ataonareo kay? sa tonga de pimaso fotsiny?...
tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 20:49
diamondra27
(
23/09/2007 08:02)
tso-drano
Tena ilaina tokoa ve ny mahazo tso-drano @ RAD vao manambady?
Raha manambady ka tsy nankasitrahan'i RAD ny hiarahana @ lay olon-tiana mety hisy voka-dratsy ihany ve zany any aoriana?...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/09/2007 19:21
diamondra27
(
19/09/2007 07:25)
PPS
http://dravard.net/vpjc/
Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy.
:-*:-*
Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 01/10/2007 19:02
diamondra27
(
18/09/2007 11:21)
atolotro manokana ho an'i "ratonga"
Ho fanomezana fahafahampo anao dia indro atolotro anao ity hira ity. TONONY sy CLIP
Tandremo aza tsy mahay mamaly an!
Mba lazalazao ihany fa diams manana réponse à tous e!:-P:-P
de misaotra a...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/10/2007 11:23
diamondra27
(
09/09/2007 12:59)
badouda
bon anniversaire e!^:^
de misaotra t@ le hira "ngôma" an'i tinondia
[i]avereno jerena fa tsy tafiditra le hira[/i]
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i UB40 ny 20/09/2007 01:45
diamondra27
(
08/09/2007 17:15)
Manasa hihinana ô! fais gaffe an
http://fr.youtube.com/watch?v=aucaYcRyD6U
de bon ap zany e!...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/09/2007 05:16
diamondra27
(
08/09/2007 07:23)
fifadian-kanina, ramadan
Misy afaka manazava bebe kokoa ve hoe:inona no tena antony ampiasaina an'io?
Ahoana ny fipetrany sy azo hanaovana azy?
merci^:^...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/09/2007 10:35
diamondra27
(
08/09/2007 06:42)
fanavaozana taratasy Carte d'identité
toa hoe : niova hono ny fanavaozana ny CI @zao fotoana fa mila manana ilay certificat de naturalisation vao afaka manavao ny CI indray @zao fotoana. Izay tsy manana an'io zany de tsy mahazo, efa nande...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/09/2007 18:41
diamondra27
(
01/09/2007 08:19)
tsaramaso
miarahaba sy faly mahita anao eto @ forum ary manaja anao.^:^^:^
Nanao dinika ho anao aho satria mahatsikaritra fa rehefa mamaly ato @ dinika ianao dia toy ny manome fanafitohina izany foana, tsy a...
tohiny
novalian'i nihary ny 13/09/2007 17:52
diamondra27
(
28/08/2007 09:52)
Ralay aiza ianao e?
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao, ho tsarantitra hahita ny zanaka aman-jafy etc etc
Tena tavela any dago any ve e! nefa ny gatô d'annif efa miandry :-P
:-*:-...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 06/09/2007 09:37
diamondra27
(
23/08/2007 17:55)
akamo tohiny, poerre d'alum
eto zany raha misy liana ny momba azy sy we aiza no mety ahitàna azy
de mahafaka acné koa zany io hono
http://forum.doctissimo.fr/sante/acne-psoriasis/pierre-remede-boutons-sujet_155607_1.htm ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:52
