Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
07/11/2005 12:37)
DIABETE
Sao de mba misy manakevitra ny mety hatao ho an'olona voan'ny diabète aty Mkara nareo? De miandry sosokevitra sy témoignage ze olona sitrana sy ny zavatra nataony...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:02
diamondra27
(
05/11/2005 18:01)
mariage virtuel...
ho tohin'ny dinika tao @ hatsikana sy lalao: "fanambarana" de mangataka ny hevitrareo @ity mariage virtuel sy divorce ity. Ny site dia: www.lemariagevirtuel.com...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/11/2005 14:13
diamondra27
(
01/11/2005 20:36)
MAIKA vahona:rhumatisme:arthrite
sao de misy olona efa nanandrana le vahona hanasitranana ny rhumatisme na arthrite de mba lazao anay hoe nanao ahoana ny vokany...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 07/04/2015 10:29
diamondra27
(
27/10/2005 11:27)
moulin à parole
ahoana no atao rehefa leo mihaino olona iray ianao fa izy foana no miteny, na ankizy zany na olondehibe?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 19:55
diamondra27
(
27/10/2005 11:09)
femme
nisy bandy roalahy hono zany tafaresaka fa zatra ny mangalapinana loatra de mba mifampizeste : de hoy ny iray hoe: za letia ny femme fatale no tena tiako a!, de namaly ny ray hoe: ny ahy ndray femme s...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:41
diamondra27
(
24/10/2005 14:58)
namana tsy mendrika
azo atao ve ny mi- denoncé namana eto @ serasera raha manana fihetsika tsy mety le olona?
Tsy problème personnel fa ifandraisan'ny be sy ny maro toa ny fisolokoina ohatra...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:27
diamondra27
(
21/10/2005 11:23)
mitady mpianatra tao barikadimy toamasina
Miarahaba anareo rehetra ny tenako. Dia mba mAngetaheta ny namana zay nianatra tao barikadimy t@ 1987 - 1991 e!
Mba mahafinaritra manko le matsiaro ny fahiny e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/10/2005 11:41
diamondra27
(
20/10/2005 11:40)
ovy
inona daholo no azo andrahoina na ampiarahina @ ovy?...
tohiny
novalian'i cheboman ny 05/02/2006 11:02
diamondra27
(
08/09/2005 17:01)
orakla gasy
hono ho'aho mba tadidinareo ve le boky kely taloha ny lohateniny de hoe"orakla" de misy fanontaniana tao anatiny sy misy valiny milaza ny hoavinao, tena resaka gasy be le izy an! misy hoe alakaosy sns...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2005 11:42
diamondra27
(
16/08/2005 19:19)
lainga
iza no mbola tsy nandainga? Dia ahoana no ahafantarana fa mandainga ny olona 1 en face-nao? misy karazany firy ny lainga?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:14
diamondra27
(
11/08/2005 07:12)
tambitamby, hanta²
manin ny lhl tsy mamboraka oe J t'M refa tafaray @ kala izy. Ny vhv nge mba mila assurance avy @nareo e...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:56
diamondra27
(
08/08/2005 22:27)
asa ahazombola be
iza no mahita le dinika momba io fa tsy haiko hoe inona moa le sokajy misy azy fa te hahita ny tohiny za satria nampitandrina ny namana za ka mba mila fanampiana raha misy mahita de teneno.fijo angamb...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/09/2005 21:10
