Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 07/01/2006 13:56)
GEORGE BUSH
Ahoana ny nahitan'i Georges Bush hevitra mba hahazoana an'Iraq? Satria indray andro hono dia nanontany anjanany vavy Mr Bush hoe: @ anniversaire-nao manaraka de inona ny cadeau tianao omeko anao? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:40
diamondra27 ( 07/01/2006 13:41)
MAGICIEN
Inona no mofo tian'ny mpanao magie indrindra raha fantatrareo?... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:21
diamondra27 ( 06/01/2006 02:17)
STEACK HACHE
Nisy steack hachés 3 hono zany nitsangatsangana tany anaty ala(forêt moa 'zany?), de nony nande elaela ry zareo de nanjavona ny anankiroa, de le iray sisa izany nitady nitady anjareo teny foana ka r... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 18:58
diamondra27 ( 06/01/2006 02:11)
MAC DO & QUICK
Nisy olona malemy hono niasa tao @ Mc Do de voaroaka. Inona hoy 'nareo ny antony? Tezitra le chef fa ny fauteuil roulant-ny nanao quick quick ... tohiny
novalian'i Veloo ny 08/01/2006 21:13
diamondra27 ( 03/01/2006 07:00)
vaovao
vita ny noely de tonga ny taombaovao 2006... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/01/2006 21:15
diamondra27 ( 30/12/2005 07:04)
vonjeo
za ry reto tena raikipitia eto @ dinika serasera tsy te hiala mihitsy fa mahaliana doly ny dinika saingy tato ato tena ny eo ihany no miverina, misy afaka manampy ve? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/02/2006 14:57
diamondra27 ( 29/12/2005 06:14)
IMPLANON
nanao ahoana ny tohin'ilay formation natao tany dago momba an'io? Fangaha tsy efa nisy an'io taloha sa hafa le anarany taloha ?... tohiny
novalian'i watafon ny 17/05/2006 13:49
diamondra27 ( 29/12/2005 06:10)
ROMANTIQUE
Toa betsaka loatra ny côté négatif momba ny fitiavana hita eto @ dinika ka mba lasa ny fisainako hoe: sao mba misy namana afaka mitantara ny histoire d'amour-ny na ny aventure-ny eto fa raha izao n... tohiny
diamondra27 ( 28/12/2005 13:19)
FERMETURE DES EGLISES
ahoana indray ny hevitrareo @ity resaka hoe: fanakatonana fiangonana MRE, FAAK, APOKALIPSY... ity... tohiny
novalian'i dadabe ny 03/03/2006 15:57
diamondra27 ( 17/12/2005 11:31)
DEPRIME, SUICIDE
Inona no atao hoe:deprime Fa inona no mahatonga ny olona ho deprimé. Inona no matonga ny olona hamono tena, isankerinandro hono toa misy olona mamono tena ao Tana.... tohiny
diamondra27 ( 13/12/2005 12:12)
firy andro
fa hono hoa: mba manontany anareo lhl fa nisy resaka nifanaovana t@ manodidina indrindra vao tsy ela akory fa nandritra ny journée ny sida, de hoe: firy andro no tantinareo tsy miray amin'ny vhv, ary... tohiny
diamondra27 ( 09/12/2005 22:56)
noely
tonga ny noely fetinjazakely tonga ny mesia de ndao hana-py... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:23
diamondra27 ( 08/12/2005 08:04)
devinette
inona ary zany o! herimiafina: fantatrao ve ny sakafo tena manavanana an'i jennifer indrindra @ fandrahoana azy? réponse: quand elle fait "do re la sol" jennifer: inona ny position tena tiann... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:23
diamondra27 ( 07/12/2005 00:16)
email tsy anketsika ho an'ny namana serasera rehetra
toa nanahirana be le namaly le email mandeha ka hoy a hoe: aleo mba omena courage ny namana e! __,,,__ ,-""-,-" "-,-""-, /,-' , .-'-.7.-'-. , '-,\ ... tohiny
diamondra27 ( 06/12/2005 01:00)
femme belle
mieux vaut une femme belle et rebelle qu'une femme moche et remoche... tohiny
novalian'i bellla ny 08/05/2006 18:12
diamondra27 ( 05/12/2005 09:53)
resto chinois
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 21:20
diamondra27 ( 05/12/2005 09:49)
resto chinois
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
diamondra27 ( 04/12/2005 23:41)
no comment. ho an'i XXX
Tsy izaho aloha no namorina an'ity fa nataoko copie coller ty an! de mangataka ny commentaire-nareo C'est l'histoire d'une courgette , d'une banane et d'une bite. La courgette dit : - Moi, on m'... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:36
diamondra27 ( 03/12/2005 16:23)
XXX miafina
lasa resabe eto @ dinika fa misy an'i XXX ny akamaroan'ny dinika mandeha sady misy ny marary fo. De lasa ny eritreritro hoe:maninona ary moa raha asiana dinika manokana momba ny XXX ka ze te hiafina ... tohiny
diamondra27 ( 01/12/2005 12:41)
VALIMBAVAKA
Ho fampaherezana ny namana de miangavy @ ze nahazo valimbavaka mba hizara ze nataon'i Jesosy taminy, tsy maninona na de tsy tianao tenenina aza ny anaranao... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/02/2006 11:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1758