Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
15/03/2006 16:31)
MANOMEZA
[b][color=blue]"Ce qui n'est pas donné c'est perdu!"[/color][/b]
Eo @ resaka fitiavana no lazaiko eto, raha mifankatia de tokony omena ze azo omena fa raha tsy 'zany de very fotsiny le izy.
...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 30/03/2006 11:11
diamondra27
(
15/03/2006 16:28)
MISTERY
ny ankamaroan'ny lhl de tiany kokoa ny vhv mistery noho ny vhv mora na koa hoe: milaza ny momba azy avy hatrany...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/04/2006 17:05
diamondra27
(
08/03/2006 08:27)
MITIA ... @ FOMBA AHOANA
Iaraha- mahalala izany fa be de be ny fijaliana miseho autour n'io fitiavana io, koa mba manasa anareo na célibataire na mpivady mba hamonjy ity camps ity raha azo atao; mba hahafantaranao izany hoe:...
tohiny
novalian'i pif ny 19/03/2006 11:31
diamondra27
(
07/03/2006 20:16)
camps.....
Sao de mba hisy namana ato hamonjy ilay camps any Normandie momba ilay hoe: [b]aimer... mais comment?[/b] izay iandraketan'ny llb fa i Zoky Eddy ihany no hampiofana e!
De mangataka olona ze afaka man...
tohiny
novalian'i marozevo ny 20/03/2006 20:53
diamondra27
(
07/03/2006 13:19)
xxx hay ve
hay ve mahay xxx doly 'nareo nefa ny ahy tsy mety mihitsy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:32
diamondra27
(
05/03/2006 06:36)
amant-maîtresse
Efa nahita sy nahalala olona nihodina ve 'nareo ka mba ni-confier taminareo izy?
Ahoana ny fijeriny azy?
Fa inona marina izy io e!
De inona ny rôle-ny?
De inona ny tombotsoa?
De inona ny plaisir...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/03/2006 14:31
diamondra27
(
03/03/2006 10:18)
DIDY FAHA-7 "AZA MIJANGAJANGA"
[b]DIDY FOLO Tohiny
[/b]
Tsara ho marihina fa raha manokatra ity dinika ity aho dia tsy nataoko hitsarana na iza na iza ity size ity fa mba handinihintsika tena. Andriamanitra irery ihany no afaka m...
tohiny
novalian'i marozevo ny 11/04/2006 18:55
diamondra27
(
28/02/2006 23:20)
TOKY ....
Mba gaga ihany 'za tato ato fa misimisy le olona mitady namana an! xxx, dox , vatosoa08, ... de hoy aho hoe: 'za indray tsy mitady namana fa TOKY no tadiaviko....
tohiny
novalian'i lapino ny 02/03/2006 13:09
diamondra27
(
28/02/2006 22:03)
mémoires d'une geisha
mivoaka androany 01/03/06 lalaovin'i zhang ziyi,gong li, watanabe sy ny troupe-ny
milay an!
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 01/03/2006 17:05
diamondra27
(
25/02/2006 11:25)
TRINITE
ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 25/04/2006 00:13
diamondra27
(
22/02/2006 06:32)
St- Valentin
Fanahy iniako mihitsy ny niandry le Saint- Valentin ho vita vao nalefa ity blagy ity, sao manko manapaka ny feeling-ny sasany.
- nandefa un bon millier de carte de Saint Valentin aho avec en gu...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
diamondra27
(
22/02/2006 06:19)
VEHIVAVY SENSUELLE
Tairo indray. Ahoana ny fandehan'io...
tohiny
novalian'i bebe ny 09/03/2006 13:24
diamondra27
(
22/02/2006 05:35)
MAIL Bourse tsy mazava
Mba te-hahalala aho hoe: sao de tena izy na arnaque indray 'ty mail alefandry zalahy ity....
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/02/2006 17:12
diamondra27
(
19/02/2006 14:01)
andrana vaovao
ary toa lasa tia tavaratra indray hono ho'aho ny kof gasy e!...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 07/03/2006 19:44
diamondra27
(
19/02/2006 12:33)
iza no tena tsara
hono oa ry 'reto, mba fantatrareo ve oe sipa inona no tena malaza oe: HOT,ny italiana ve sa ny alemana sa iza...
tohiny
novalian'i vale ny 21/02/2006 15:31
diamondra27
(
14/02/2006 10:48)
RA-8 marary be
ahoana njay ty resaka mande mimba ny aretinDravalo ity e! F'angaha izy raha presidà de tsy manana droit harary toy ny rehetra, de raha tsy te-hiteny ny momba azy kosa ve izy de fahadisoana 'zany?
Ah...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2006 17:31
diamondra27
(
10/02/2006 14:39)
INSRIPTION
fa hono hoa e! lasalasa ny fisainako oe: maninona moa raha mba mametraka size oe: ahoana no nahatonga anao hakato @ serasera?, nisy namana nanoro ve sa...?...
tohiny
novalian'i andry08 ny 29/03/2006 13:35
diamondra27
(
02/02/2006 07:48)
GASY MILA RAVINAHITRA
Raha hiainga any Madagasikara ny olona taloha de omena tso-drano fa handrato fianarana etc...
Ankehitriny anefa noho ny adin'ny fiainana de misy ihany ireo mandrato fianarana ara-dalàna ary misy iha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 10/04/2006 20:28
diamondra27
(
30/01/2006 08:32)
VOALAVO
tsy izaho no namorona ity an!
ny ramanavy hony de anjely eo imason'ny voalavo...
Indray mande hono de lasa eritreritra ity zanaboalavo iray nanontany andreniny nanao hoe: hono hoa ry neny fa man...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/02/2006 20:18
diamondra27
(
29/01/2006 16:58)
satana
hono ho'aho mba fantatrareo ve oviana ny mot "satana" no apparut voalohany ao anty baiboly?...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 04:57
