Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
01/08/2006 12:29)
1er août
marina v fa raha manapaka volo ny 1er août de mora lava ny volo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 14:36
diamondra27
(
28/07/2006 08:03)
île 2 tentation
ahoana ny eritreritrareo raha misy le oe: île de tentation any dago e! sa eto @ serasera, lol
:-D:-D:-D
...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:41
diamondra27
(
08/07/2006 11:41)
hatraiza?
Nataoko eto ity satria eto @ ity rubrique ity no miseho ny tantara
Mahita ny resaka hatsikana eto aho, dia mahita fa lasa lavitra be ilay sangy na dia hoe: hatsikana aza no anaovana azy.
Mety ha...
tohiny
novalian'i booboo ny 29/07/2006 20:05
diamondra27
(
04/07/2006 12:55)
vary
nareo ve tsy maintsy mihinambary foana isaky ny repas sa isanandro?
de raha tsy mihinambary de maharitra hafiriana?
Maninona ny aziatika sy ny indiana ary ny gasy mihinambary matetika tsy matavy, a...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/07/2006 04:46
diamondra27
(
22/06/2006 09:06)
famantarana
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2006 02:36
diamondra27
(
20/06/2006 12:31)
CALCUL
indray mande hono izany dia nisy ramatoa voan'ny calcul de nakany @ dokotera.
De hita tokoa izany le izy fa oe: tena calcul no mahazo azy.
De hoy le madama oe: fa inona radoko no mahatonga ny calc...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 07:36
diamondra27
(
19/06/2006 09:48)
n'dao hitsiky kely
Manokafa "doc word" page vaovao dia tapeo eo @ voalohany vao misokatra iny ity =rand(20) tsy misy espace dia entrée avy eo dia inona no hita?
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2006 02:23
diamondra27
(
15/06/2006 15:30)
FISAORANA
Dia misaotra an'ny site serasera fa nahitàna namana isankarazany tato. Misaotra ny mpandrindra sy ny mpanentana.
Misaotra anareo izay nifandray tamiko sy mbola mifandray hatr@izao.
Nahafinaritra ny...
tohiny
novalian'i mbotakely ny 08/08/2007 16:11
diamondra27
(
13/06/2006 06:06)
maillot de bain
mafana ny andro izao, mba te- ho any @ plage ka mba manontany oe:inona kay ny maillot mba metimety la 2pièces sa le mitohy, sa misy afaka manome conseil?
:-*:-*:-* ho anareo mamaly...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 25/06/2006 20:09
diamondra27
(
11/06/2006 18:43)
jaojoby
naninona indray hono jaojoby saika maty izany e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:02
diamondra27
(
08/06/2006 21:06)
mondial 2006
Aza adino fa androany ny mondial an!
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/07/2006 07:19
diamondra27
(
04/06/2006 07:54)
hatraty ka hatrary
nahita ilay dinika tary ambadika tary aho de mba te- hampihomehy anareo kely fa lery koa ange mba manana humour ihany na dia izany aza e! Izay sisa angamba no fantan'ny le olona nanao ity site ity :-D...
tohiny
novalian'i sasa ny 09/06/2006 04:33
diamondra27
(
01/06/2006 09:45)
LA MALEDICTION
ho avy tsy ho ela hono....
6 Juin 2006...
tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:08
diamondra27
(
30/05/2006 06:17)
psychose
ary misy olona manana psychose mihitsy ato @serasera fa na namana vaovao na namana efa ela dia velompanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe?...
tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2006 15:15
diamondra27
(
21/05/2006 19:00)
psychose infantile
tena mila mahalala kely an'io aho fa hanao "étude de cas" tsy ho ela, sao misy afaka manampy
merci...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/06/2006 04:23
diamondra27
(
17/05/2006 16:30)
raha tsy misy ny fahatokisana
miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay
"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"
ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy ma...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/05/2006 16:34
diamondra27
(
14/05/2006 10:08)
fanisàna andro
ho an'izay mbola tsy mahalala ka misy mahalala ny fanazavana momba ny fanisàn'andro "tonga fotoana" dia mba atoroy eto azafady; @ izay mba afaka mitandrina izahay vhv.
Firy andro no misy risika de ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/07/2006 10:15
diamondra27
(
09/05/2006 05:26)
'ndao ary
'zay 'zany fa ndao hifaly sy hilalao eto rehefa tapakevitra ny hiala kely vetivety ny namana ; satria mbola hiverina de alefa ny hatsikana
http://img136.imageshack.us/img136/6121/madihy4ou.gif
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/05/2006 11:20
diamondra27
(
07/05/2006 22:56)
efa nanana revy ve ianao?
Araka io lohateny io dia lasa ny fisainako mba manontany anareo namana eto aho manao hoe: efa mba nanana revy ve ianao teo @ fiainanao?
Dia efa nisy tanteraka ve na dia iray monja aza?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 13/05/2006 06:29
