Liste des messages

Liste des messages, inserés par diamondra27, par ordre de date
diamondra27 ( 15/09/2006 00:42)
dessert
banane flambée maka akondro atao anaty plat de asiana toaka (inona moa le anarany teo ze mahalala?) cognac sa .... de apiretina de aroso refa aveo de voky de matory:-D:-D:-D... suite
répondu par booboo le 14/11/2006 17:14
diamondra27 ( 13/09/2006 06:27)
fahafatesana
Araka ny henoko @ manodidina dia misy cas ny olona ianjadian'ny fahoriana olona maromaro misesy. Ahoana no ataon'i tompo manjo mba tsy ho kivy @ fiainana. ohatra: misy olona iray maty vady , dia ... suite
répondu par Fiffi le 15/09/2006 19:57
diamondra27 ( 05/09/2006 08:19)
filazana zavatra tsy tiana
Tairo ataovy eto izany izay zavatra tsy tianao rehetra sy manafitohina anao e! "coup de guele " hoy ny vazà retraretra fa tsy voatery @ size iray ihany an! lafiny fiainana, toekarena, politika, ... suite
répondu par rakaroka le 02/11/2006 19:33
diamondra27 ( 05/09/2006 08:07)
Mahatsiaro tsy tiana
Indraindray dia mahatsiaro tsy tian'ny olona ny tena na ny marimarina kokoa "tsy misy tia ahy". Izany no hita eo @ adoletsanta=tanora kely , na koa olondehibe azA; Lasa ny eritreritro hoe: inona no... suite
répondu par ninih le 11/09/2006 11:39
diamondra27 ( 05/09/2006 08:03)
tratra nampirafy
Mitovy ve ny cas na vavy na lahy? inona no lazainao Raha tratra nampirafy ianao dia inona ny excuse? Misy milaza atsy an'efitra hoe: la vie est belle sns , de oe: tsy tokony ho saro-piaro, di... suite
répondu par antsotokana le 18/09/2006 08:44
diamondra27 ( 22/08/2006 12:43)
tandremo virus sur tél
io njay zany ny virus vaovao fa tanjemo an,mampitandrina sy manazava ny tokony hatao io site io fa tsy le virus akory http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278895 vaika: surtout ho anao e... suite
répondu par diamondra27 le 25/08/2006 08:20
diamondra27 ( 21/08/2006 14:36)
tandremo hono e!
jereo ity nahazo andrazazavavy fa mampalahelo ka de aza manaonao foana re, aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoany fa mampalahelo ny toy izao http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278902... suite
répondu par prime le 31/10/2006 14:07
diamondra27 ( 21/08/2006 12:06)
de ahoana ihany e!
tsy ho hay intsony izany ny antony atao devant ordinateur fa manjary lazain'ny sasany hoe: tsy manankatao raha vao ela be eto? inona no tokony hatao : asiana pointage angamba rehefa tsy hita le ... suite
répondu par diamondra27 le 05/09/2006 08:11
diamondra27 ( 17/08/2006 11:46)
fiteny tsy fantatra
aleo aza hosokafako le izy fa achia ngamba mbola lasa nisakafo kely Mpandefa : Achia [ Valio ] 17-08-2006 07:28:14 Lohateny : Re : Ny hoe "mandray an'i Jesoa!" fa ahoana marina io miteny @ ten... suite
répondu par prime le 11/09/2006 13:45
diamondra27 ( 17/08/2006 08:26)
rakaroka
mba te-hanoratra ho an'i rakaroka manokana aho fa misy teny tiako ho lazaina anao fa tsy tiako lazaina en public le any @ finoana sy fivavahana azonao atao ve ny mametraka hafatra ho ahy mba ahazo... suite
répondu par Fiffi le 17/09/2006 13:54
diamondra27 ( 16/08/2006 08:33)
acteurs sy actrices gasy
mba lazao ry zalahy fa tsy maharaka ny aty a! iza daholo ny mpi-jouer film any dago any? za manko mna tia film américain fa sao de oé: varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso fi... suite
répondu par vale le 24/08/2006 23:28
diamondra27 ( 16/08/2006 06:46)
sarotra be le mitia
ireto daholo hono no vokany sy tokony ho izy : de ahoana ny hevitrareo? Ny fitiavana dia: maharipo, mora fanahy tsy mialona tsy mirehareha tsy mieboebo tsy manao izay tsy mahamendrika tsy mi... suite
répondu par bmw307 le 11/09/2006 17:21
diamondra27 ( 13/08/2006 08:52)
CHARLOTTE
na de ny anarany fotsiny aza re olona d'efa mampite-hihinana a! vazivazy izany fa sao de misy mahay manao charlotte hafa noho ireny hita @ re7 ireny 'nareo 'ze mahita na de @ re7 aloha de tok... suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 15:57
diamondra27 ( 11/08/2006 06:33)
effectis
mba lasa ny fisainako hoe: mety ho eo @ firy eo ny isan'ny diaspora gasy eto france kay ze mahalala de ny eto eropa ihany koa tahaka izany m'si ... suite
répondu par Fiffi le 14/08/2006 05:13
diamondra27 ( 11/08/2006 06:18)
artista eto frantsa
nahare izaho hoe: misy artista gasy hono mipetraka eto france, petite groupe sy ny sisa. Mba azonareo lazaina eto ve izay groupe fantatrareo sy ny momba azy raha azo atao misaotra mialoha... suite
répondu par xxx le 14/09/2006 09:57
diamondra27 ( 07/08/2006 13:20)
aiza izy izay
ohatran'ny tsara be le hira io @ le nouvelle version ataon'ny mada groove, tianareo ve?... suite
répondu par diamondra27 le 29/08/2006 11:23
diamondra27 ( 05/08/2006 20:44)
10 août
mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony... suite
répondu par prime le 12/09/2006 15:36
diamondra27 ( 05/08/2006 08:58)
tena serieux 'ty an!
efa nisy nanandrana ve le oe: mi-tel sa mandefa sms @ le n° de mahazo scooter ? atsy @ lalao serasera no misy an'io, de marina ve io sa resabe fotsiny e!... suite
répondu par diamondra27 le 29/08/2006 11:31
diamondra27 ( 04/08/2006 16:00)
manonofy miteny
tohin'ny resaka nofy izy ity. Misy olona sasany manonofy miteny , de rehefa valiana ny teniny de tohizany le izy. Inona no mahatonga izany? De inona no tokony atao? fa raha izany no hoe: misy se... suite
répondu par Fiffi le 18/08/2006 09:52
diamondra27 ( 04/08/2006 08:41)
inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka
misy olona miteny hoe: za mnala azy fotsiny eto @ internet, ny sasany indray milaza fa mampiresaka fotsiny izy; de lasa ny eritreritro hoe: mitovy ve ireo sa tsia? Misokatra ny ady hevitra ... suite
répondu par fiderana le 20/09/2006 06:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0389