Liste des messages

Liste des messages, inserés par diamondra27, par ordre de date
diamondra27 ( 22/10/2006 14:25)
fisaorana soirée fraternité
Vita soa aman-tsara iny izany ny soirée izay nokarakaraina t@ 21 octobre 2006 niaraka t@ TEARANO sy MAGNEVA tany @ MAUREPAS izay nokarakarain'ny Association MADAGASCAR NATURELLEMENT ka dia misaotra a... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 21:08
diamondra27 ( 16/10/2006 23:03)
menu du jour" poisson"
raketina ve sa sao de misy tsy dakôro. Oe aiza v de poisson foana no hanina mandritra ny herinandro? De inon no tianareo, crevettes sa langoustes sa tilapia sa carpe sa raie sa trondrogasy sa bla... suite
répondu par boubounezy le 20/11/2006 17:24
diamondra27 ( 16/10/2006 15:58)
Egyptiens
mba manimanina an-dry zareo Egyptiens toa an'i zefalah za zany. Ohatran'ny mamindra be le virusn'i Aino:-P:-P... suite
répondu par diamondra27 le 03/11/2006 11:13
diamondra27 ( 15/10/2006 07:54)
Inona no atao hoe: politika?
Samy manana ny politikany daholo ny firenena rehetra. Miovaova araka izany pays izany anefa ilay hoe:politika. Tsara ho fantatra izany ny atao hoe: "politika" alohan'ny hirosoana lalindalina kokoa. ... suite
répondu par fijo le 18/10/2006 20:09
diamondra27 ( 13/10/2006 13:57)
menu du jour
menu du jour pour dimanche:-D:-D:-D [b]apéro:[/b] whisky, baylais, kir royal, pineau , coca ,jus d'orange [b]entrée:[/b]composé; na votabia, concombre,carotte rapé, oeuf durs,atao ambonin'ny... suite
répondu par boubounezy le 17/10/2006 17:40
diamondra27 ( 13/10/2006 08:17)
efa nandeha fa mba tiako...le humour
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html de mazotoa mijery ô... suite
répondu par prime le 18/10/2006 13:26
diamondra27 ( 12/10/2006 08:08)
zazavavy na zzlh 1° manao sipa
de tohizana ihany ny resaka, ahoana no amantarana fa manao sipa ny ankizy iray, na lahy io na vavy mba tiako fantatra. de azo atao ve ny manontany azy raha fantatra fa manao sipa izy hoe: efa nia... suite
répondu par diamondra27 le 14/10/2006 08:44
diamondra27 ( 11/10/2006 13:51)
ACNE
asa na efa nandeha teto ity resaka ity fa za zany tara de miala tsiny fa misy zaza any dago manontany ahy hoe: inona no mba torohevitr'i Tatie fa za 'zao dia misy boton d'ACNE? Za moa tsy any no mip... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 17:34
diamondra27 ( 11/10/2006 13:44)
mailo fa zazavavy
mahita le size miteraka tsy manambady io aho de lasa ny saiko hoe: ndeha hanontany anareo za oe: ahoana no amantarana ny olona 1 fa bevohoka izy , surtout izany hoe: 2 na 3mois izany raha tsy hita ny... suite
répondu par BloodTitan le 17/12/2006 12:57
diamondra27 ( 04/10/2006 10:30)
Anne, momba nefa nahazo sitraka teo nantrehan'Atra
i Anne de vady voalohan'i Elkana, tsy nanan-janaka nefa nagataka vavaka t@ ATRA izy, nino dia nivaly ny hataka nataony. Ho fampaherezana antsika dia te-hizara aminareo ny momba an'io aho.... suite
répondu par prime le 12/10/2006 11:23
diamondra27 ( 03/10/2006 10:25)
Bacc+5; né 1936
gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy. Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?... suite
répondu par cutie le 23/10/2006 17:51
diamondra27 ( 28/09/2006 16:28)
anjely
tohin'ny dinika soanja: lasa indray ny eritreritro rehefa namaly ny size an'i soanja, sao dia misy mahalala ny isan'ny anjely voateny ao @ baiboly? Misy firy karazana ny anjely? Inona no fant... suite
répondu par prime le 30/10/2006 07:48
diamondra27 ( 28/09/2006 08:14)
iza no handimby
tsy hoe akory mirary zava-dratsy olona, fa noho ny zava-bitany sy ny soa azo taminy sy ny fahaizany dia lasa ny eritreritro hoe:iza no olona afaka handimby an'i Pr RATSIMAMANGA raha tonga ny fotoana ... suite
répondu par Fiffi le 30/09/2006 08:58
diamondra27 ( 24/09/2006 21:40)
fampaherezana
Any andro any taona tsy maintsy hifandao isika noho ny asa amandraharaha izay sahanintsika avy, noho ny safidy teo @ fiainana tsy maintsy atrehina, noho ny antony maro samy hafa. Koa ankehitriny di... suite
répondu par prime le 08/11/2006 13:43
diamondra27 ( 24/09/2006 20:28)
lait pasteurisé
nahita ity blagy ty 'za de lokilokin'ny hehy ka mba tiko zaraina @nareo koa. Tsy izaho no nanoratra azy fa io ambany io. lemenakely : 22/09/2006 18:54:43 ilay pasitera nanao ny batisa moa tsy d... suite
répondu par diamondra27 le 05/10/2006 11:14
diamondra27 ( 24/09/2006 17:07)
soirée fraternité
Ilazàna isika gasy rehetra aty ivelany dago fa hisy soirée atao @ 21 octobre 2006 ao @ salle de fête de MAUREPAS (78)iarahana @ TEARANO sy MAGNEVA Ny vola azo @izany dia entina hampandrosoana a... suite
répondu par Fiffi le 14/10/2006 08:44
diamondra27 ( 22/09/2006 09:31)
THYROIDE
Mba mangataka hevitra aminareo aho hoe:raha tsy miasa tsara ny thyroïde dia inona no mety ho fiatraikany? Inona no tokony hatao? M'ci :-*:-*... suite
répondu par fijo le 12/10/2006 21:41
diamondra27 ( 21/09/2006 22:52)
méditation
Indraindray dia ilaina ny manao méditation eo @ fiainana. Misy mahalala hoe: inona no atao mandritra io méditation io ve? Dia misy firy karazana ny méditation fantatrareo?... suite
répondu par Flavien le 05/11/2006 17:33
diamondra27 ( 18/09/2006 15:07)
krepy
te hihinana krepy za zany na sucré na salé mety doly iza no afaka hanome re7 de m'si... suite
répondu par melody le 27/10/2006 19:15
diamondra27 ( 15/09/2006 13:00)
olona mi-abuser
ahoana indray ny hevitrareo @ny olona mi-abuser ny confiance na zavatra hafa... suite
répondu par prime le 03/11/2006 10:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.041