Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diamondra27, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 26/01/2006 09:06)
IZA ARY AHO
Ramose PTT (Petit Travail Tranquille) et Madama RATP (Reste Assis T'es Payé) izany nananjanaka, iza ary no nataony anarany? EDF ..... Enfant De Fainéants(zanaky kamolahy sy vavy) ... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:34
diamondra27 ( 26/01/2006 07:03)
ALAHELO sy FIFALIANA
Eo @ fitiavana moa dia misy ny alahelo na fifaliana tena tsy mety adino. Indraindray anefa de tsy sahy iresahana @olona ny zavamanjo ka raha te hanala azy ianareo de misokatra ny dinika ary manasa ny ... tohiny
diamondra27 ( 25/01/2006 12:03)
MPAMOSAVY
misy fitenin'ny ntaolo manao hoe:" aleo mifanena @ mpamosavy toa izay mifanena @ mpandainga" Efa nisy nahita mpamosavy ve 'nareo? De ahoana no nataony? De araka ny siosio oe misy tokoa io fa de h... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 15:17
diamondra27 ( 24/01/2006 00:37)
DIDY FOLO
Izay mahita na mahay ilay didy folo de mba angatahina mba hanoro eto. MISAOTRA Ny fanontaniana mba tiako hampieritreritra antsika dia ity: Moa ve misy fahotana kely sy lehibe izany raha nanota iana... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 19:21
diamondra27 ( 23/01/2006 18:00)
PENTECOTE
andro nilatsahan'ny FANAHY MASINA t@ mpianatr'i Jesosy . De mbola mitohy 'zany asany 'zany hatr@izao. Misy ireo Kristiana nilatsahan'ny Fanahy Masina mandrakankehitriny : ao nymiteny @ fiteny tsy fa... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:16
diamondra27 ( 23/01/2006 06:04)
TANTARA MITOHY
Mba azo atao ve indray andro any ny manao diffusion tahaka ny @ radio nationaly ao @ RVG ny resaka tantara mitohy toa ilay mandeha isaky ny @ 13H05 sa 13H10 any dago fa mba manimanina e! Ahoana ny h... tohiny
novalian'i hery ny 23/01/2006 07:00
diamondra27 ( 19/01/2006 16:01)
lasa adala
mba efa nisy olona fantanareo lasa adala @ sipa na kof ve araka ny fomba fiteny io an!... tohiny
novalian'i Vahinala ny 28/01/2006 19:55
diamondra27 ( 19/01/2006 14:47)
FIOVANA FINOANA
Ahoana no atao mba hahatonga ny silamo ho protestant?... tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:53
diamondra27 ( 18/01/2006 19:35)
EO INDRAY ZANY AN!
Mba te- hampiasa saina anareo kely 'zany ny tenako sy hanome fahafampo an'i namana iray zay nangataka blagy hoe: refa mampme kia de zay no zavadebe Iza ary no mahafantatra ny dikan'ireto? 1°/ 2... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 19:28
diamondra27 ( 18/01/2006 13:23)
hevitry ny lhl refa manao sous-vêtement sexy ny vhv
Mba efa naheno ve 'nareo ny resa-dhd amintsika vhv refa le @ fotoana intime iny ka mahita le sipa manao ss vêt sexy de inona ny lazain'ny le kof?... tohiny
novalian'i hertix ny 13/02/2006 02:08
diamondra27 ( 18/01/2006 13:14)
VEHIVAVY IDEALY
mba te- ho anisan'ny vhv idealy ny tenako kanefa tsy de haiko loatra hoe: inona marina moa no tadiavin'ny lhl @ le oe vhv idealy ho azy?... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/02/2006 14:15
diamondra27 ( 18/01/2006 12:45)
FOURRIERE
Hono ho'aho raha sendra lasa any @ fourrière kay ny vam de aiza no aleha? Inona no tokony atao?Za manko tsy mba nametraka io kestion io fa mba te-hahalala kosa raha sendra voa na mba afaka manoro he... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/03/2006 04:24
diamondra27 ( 16/01/2006 22:20)
OLONA MIVARILAVO
Lasalasa ny saiko nijery le film "Traffic" omaly asa na efa hitanareo izy iny fa efa nojereko imbetsaka de omaly aho vao lasa eritreritra. De manontany anareo hoe: ahoana moa no mahatonga ny olona mir... tohiny
novalian'i Vahinala ny 20/01/2006 08:32
diamondra27 ( 16/01/2006 16:10)
POT D'ADIEU
Raha misy olona te hiala eto @ serasera toa an'i dadabe ve zany de mba possible ny fihaonana hanaovana pot d'adieu sy manome fanomezana ho azy raha tena ofisialy be toa izao? sa misy boky atao sonia s... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:22
diamondra27 ( 15/01/2006 11:06)
MITIA sy TIAVINA
Misy fitenenana manao hoe "aleo tiavina toa izay mitia" ahoana ny andraisanareo io nefa indray misy iray miteny hoe: "aimer est plus fort que d'être aimé" . Iza no mahasambatra kokoa na tianao manok... tohiny
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:58
diamondra27 ( 13/01/2006 07:15)
VEHIVAVY MATERIALISTA
Mba manontany ny hevitrareo lhl za hoe: ahoana ny fihetsikareo raha sendra ny vhv materialista nareo? Inona no mba moraly azonareo omena mikasika an'io... tohiny
novalian'i soasoafy ny 21/02/2006 11:15
diamondra27 ( 12/01/2006 06:18)
fanontaniana hafahafa
misy olona natokana tsy hanana chance @ fitiavana ve? Raha eny,inona no mahatonga izany? Raha tsia nahoana no misy mimenomenona foana fa misy olana eo @ fitiavana... tohiny
diamondra27 ( 12/01/2006 06:01)
PROTESTANT
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava d... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
diamondra27 ( 11/01/2006 16:13)
sectes
1° inona no atao hoe: sectes? 2° Iza avy ireo fiangonana lazaina fa sectes? 3°De ahoana no ahafantarana azy sy ny methode-ny? 4° Ahoana no atao mba hisorohana tsy hirona @io ny membre n... tohiny
novalian'i Achia ny 11/03/2006 05:20
diamondra27 ( 10/01/2006 12:45)
CURE
Nisy vehivavy iray hono zany efa elaelaizy io no tsy nahazo mofo angaha de mamba be, de tsy nahita hevitra raha tsy nanatona ilay M. le curé, de lasa nakany aminy. Toc toc toc, Mr Le curé , tena tsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393