St- Valentin

1. diamondra27 ( 22/02/2006 06:32)

Fanahy iniako mihitsy ny niandry le Saint- Valentin ho vita vao nalefa ity blagy ity, sao manko manapaka ny feeling-ny sasany.


- nandefa un bon millier de carte de Saint Valentin aho avec en guise de signature un "Devine qui c'est?"
- Fa ahoana?, hoy ilay olona niara-nisakafo tamiko
- Parce que je suis avocat spécialisé dans les divorces !

novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
2. andry44 ( 22/02/2006 07:10)
Leil doly zany reo nandefasanao cartes ireo!?mitady hanodikodina saim-bahoka an:lol::roll::roll:
Tsy ratsy ilay fika kah!!
3. maelys ( 22/02/2006 07:16)
:roll::roll::roll::-w:-w:-w
4. mamzelkely ( 22/02/2006 07:23)
5. sonwin ( 22/02/2006 09:14)
he he:°)tsy ratsy ka:^):°)
6. ari.malala ( 22/02/2006 11:25)
tsy azoko!:roll::?:
7. maelys ( 22/02/2006 11:37)
za ko ry ari taraiky be ah :roll::roll::roll::-w:-w:-w
8. farah ( 22/02/2006 12:39)
Mba tsy azoko koa le izy lou e!
9. sonwin ( 22/02/2006 12:48)
vakio indroa na in-telo dia azo avy eo e:°)
10. cutie ( 22/02/2006 12:50)
tsy ratsy njay iny ry diamondra a :-*:-*:-*:-*
11. ari.malala ( 22/02/2006 12:53)
sw, tena efa in-4 niverina namaky ah fa tsy azoko mintsy e!:-w:-w:roll::roll:
12. cutie ( 22/02/2006 12:55)
ari.malala koa mampime :-D
13. diamondra27 ( 22/02/2006 12:58)
maelys&ari.malala:t@ fety St- Valentin oa, ze fety natokana ho an'i mpifankatia, de nadefa 1000 cartes za, ary nasiako oe:"devines qui c'est?" , de namaly ahy le namako oe, fa ahoana? De novaliako hoe: satria za avocat spesialista momba ny divorceS....
14. diamondra27 ( 22/02/2006 13:32)
ari: mazavazava @ndry @zay ve? resumé io fa tsy nohalavaiko le hatsikana
15. sonwin ( 22/02/2006 13:37)
ka na resumé aza io toa ilay hatsikana ihany no noverenana nosoratana ka :-D:-D
16. diamondra27 ( 22/02/2006 13:43)
sonwin: ka 'zay oa nge e! tonga de resumé no nanaovako azy fa tsy nohalavaiko le tantara oe t@ atalata fa 14 febroary , de iarahamalala moa re olona fa fety natokana ho an'ny mpifankatia io andro io ka , de mba anisan'izanizanyny tenanay. DE mbola ho tohizana ve??
17. cutie ( 22/02/2006 13:45)
diamondra tohizo,fa ohtran'ny mahaliana :-D
18. diamondra27 ( 22/02/2006 13:49)
cutie::-*:-*
aleo hotohizan'i(l) "Valentin"(l) le izy e!
19. dadabe ( 22/02/2006 16:21)
zah tsy kopy le :evil::evil:
20. cutie ( 22/02/2006 16:33)
diamondra, vo maika loza raha tohizan'i "Valentin" koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206