St- Valentin
1. diamondra27
(
22/02/2006 06:32)
Fanahy iniako mihitsy ny niandry le Saint- Valentin ho vita vao nalefa ity blagy ity, sao manko manapaka ny feeling-ny sasany.
- nandefa un bon millier de carte de Saint Valentin aho avec en guise de signature un "Devine qui c'est?"
- Fa ahoana?, hoy ilay olona niara-nisakafo tamiko
- Parce que je suis avocat spécialisé dans les divorces !
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:59
2. andry44
(
22/02/2006 07:10)
Leil doly zany reo nandefasanao cartes ireo!?mitady hanodikodina saim-bahoka an:lol::roll::roll:
Tsy ratsy ilay fika kah!!
Tsy ratsy ilay fika kah!!
11. ari.malala
(
22/02/2006 12:53)
sw, tena efa in-4 niverina namaky ah fa tsy azoko mintsy e!:-w:-w:roll::roll:
13. diamondra27
(
22/02/2006 12:58)
maelys&ari.malala:t@ fety St- Valentin oa, ze fety natokana ho an'i mpifankatia, de nadefa 1000 cartes za, ary nasiako oe:"devines qui c'est?" , de namaly ahy le namako oe, fa ahoana? De novaliako hoe: satria za avocat spesialista momba ny divorceS....
14. diamondra27
(
22/02/2006 13:32)
ari: mazavazava @ndry @zay ve? resumé io fa tsy nohalavaiko le hatsikana
15. sonwin
(
22/02/2006 13:37)
ka na resumé aza io toa ilay hatsikana ihany no noverenana nosoratana ka :-D:-D
16. diamondra27
(
22/02/2006 13:43)
sonwin: ka 'zay oa nge e! tonga de resumé no nanaovako azy fa tsy nohalavaiko le tantara oe t@ atalata fa 14 febroary , de iarahamalala moa re olona fa fety natokana ho an'ny mpifankatia io andro io ka , de mba anisan'izanizanyny tenanay. DE mbola ho tohizana ve??