St- Valentin
41. diamondra27
(
25/02/2006 10:46)
HM: ny antsika indray efa hatrany ka hatraty, de aina no fetra:-*:-*
42. dadabe
(
25/02/2006 15:22)
hummm kay le !!:-w:-w tafa lesy ialahy ry HM a
fa aleo ihany aloha hiomana @ pilansy fa tsy hay tsy hay i HM ity tato ato izay kle o^o
fa aleo ihany aloha hiomana @ pilansy fa tsy hay tsy hay i HM ity tato ato izay kle o^o
47. diamondra27
(
27/02/2006 11:43)
:-D:-D:-D
de tsy hi-participer akory izany kala ve? 'Za tokoa ange nahalala pelaka izay tany Anjanahary, taona 1987,de oe "kala" no natao anarany e! tena marina io. Ka i "kala" ny serasera io ve lhl sa vhv e!
de tsy hi-participer akory izany kala ve? 'Za tokoa ange nahalala pelaka izay tany Anjanahary, taona 1987,de oe "kala" no natao anarany e! tena marina io. Ka i "kala" ny serasera io ve lhl sa vhv e!
52. diamondra27
(
02/03/2006 07:59)
tsy miady 'zany fa aleo njy omena sopapa klé, misy préférence izy 'zany an! njy njay ve no tsy nahazo, asaka iny an'io?