St- Valentin

21. Veloo ( 22/02/2006 16:46)
da rehefa nadefa an'ilay carte njy dia io doly ve novalin'ny rehetra? za ko tsy mi-kopy:-w:-w
22. petakorona ( 22/02/2006 20:54)
:-D:-D:-D:-D
23. kala ( 23/02/2006 05:13)
tsy mety kôpy zà f'azavao sady asio sary:wink:
24. mamzelkely ( 23/02/2006 06:09)
25. ari.malala ( 23/02/2006 06:43)
hatraty mintsy io tsy mahazo io fa tsy mizesta e :°) Diamondra, tena tsy mbola mazava e! Avocat, zavokà v zany sa in?:roll:
26. diamondra27 ( 23/02/2006 07:12)
'nareo akia mampme ka!:-D:-D:-D
27. ari.malala ( 23/02/2006 07:18)
diamondra a, ka tsy azo anie aky le izy marina mafy e! d mampime andry ve ky zany? :)
28. mamzelkely ( 23/02/2006 07:52)
de maka migy ry ari refa ts azo aaaa de ampina miazakazaka kely 8)
29. ari.malala ( 23/02/2006 12:42)
ka le migy halaina mintsy anie n otsisy rikala e
30. naritsimba ( 23/02/2006 13:46)
Aza ùmba ZAVOKA ihany oà
31. diamondra27 ( 23/02/2006 16:29)
fa maninon ny naritsimba ny zavoka

32. Veloo ( 23/02/2006 17:53)
mba valio mo ny fanontaniako e...
33. sasa ( 24/02/2006 04:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D za kopy klé tsy ratsy le izy an
34. mamzelkely ( 24/02/2006 07:23)
kalou za hiantso an le pilote-nay zany ry ari de izy no mitondra anjy aa:-D:-D
35. diamondra27 ( 24/02/2006 11:05)
veloo, ari,kala: nareo koa ve nitovy hevitra t@ le kof niara-nisakafo tamiko?:wink:
36. watafon ( 24/02/2006 12:00)
:-D:-D:-D:-Dzay no tena mahafetsy ireny avocat ireny wa e!
37. dadabe ( 24/02/2006 12:52)
:twisted::twisted::twisted:tsy azo tsy hay tsy araka :evil::evil:

fa izany hoe i solitikabe aloha efa nanao Miss e
38. mamzelkely ( 24/02/2006 13:20)
de las hicadika solitikabe zany ty dinika ty kanouuuu:°):-D:-D
39. Herimiafina ( 25/02/2006 02:25)
diamondra27:

Fanahy iniako mihitsy ny niandry le Saint- Valentin ho vita vao nalefa ity blagy ity, sao manko manapaka ny feeling-ny sasany.
- nandefa un bon millier de carte de Saint Valentin aho avec en guise de signature un "Devine qui c'est?"
- Fa ahoana?, hoy ilay olona niara-nisakafo tamiko
- Parce que je suis avocat spécialisé dans les divorces !


Mino aho fa tsy ampiarinao amintsika sy enao io fika io ry diamondra an! hehehehe=))=))

40. kala ( 25/02/2006 09:45)
zay vao azoko tsara saingy lasa mivadika jeu à deux knou=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3888