ahoana ndray ary...

1. diamondra27 ( 11/05/2007 06:55)

ny momba le olona miresaka aminao izy hafa ny lazainy , de refa miresaka any an-kafa izy de hafa indray no lazainy.NAMANA ve 'zany.

Tsy fampiadian'olona ve izany sa ahoana no andraisanareo izany?

Raha ianareo no voa toy izany de mbola hinamana aminy foana ve?

2. Vahinala ( 11/05/2007 07:12)
D anontaniako alo izy hoe fa inn ny blem nao amiko mahatonga anao manao ahy izany, d arakaraka izay avaliny ahy no ahitako izay mety ho réaction ako.
3. xxx ( 11/05/2007 07:35)
tena mpampiady olona izy, na ilay atao oe mila 19 koa.

ny oe mbola hinamana aminy v? aleo ianao sy ny feon'ny fieritreretanao fotsiny no hanapa-kevitra fa aza manontany ny hevitry ny hafa fa saingy mila mitandrina fotsiny ianao manoloana io olona io, mba tsy hino avy hatrany izay mety ho lazainy na marina na tsy marina, na ratsy na tsara. :P
4. ari.malala ( 11/05/2007 08:10)
raha izaho no sendra olona toy izany dia tonga aloha dia tapahiko avy hatrany ny fifandraisana aminy, satria dia olona manana langue de vipère izany tsy azo atao namana izany fa mpandefona ivoho! mampiady olona izany ary tsy azo henoina akory ny resany! fa tsy azoko alo hoe inona ny antony anaovana anzany e!
5. sakaizakely ( 11/05/2007 08:10)
izay nge wà no ataoko hoe tsy namana daholo izay mifandray aminao rehetra.

Misy mantsy manizingizina fa rehefa samy eto @ serasera ohatra dia mpinamana daholo. Nefa amiko misy sokajiny ny finamanana

kinamanamana = mifampiresadresaka fotsiny
mpinamanamana = mifampiresaka sady misy affinités
mpinamana
namana akaiky
namana mahatoky
tena namana

misy mahasamy hafa azy ireo, dia arakaraky ny sokajy ametrahanao ny "namana" tsirairay no ifanaovanao resaka aminy

le mpampiady sy be takoritsika miwawawa ireny, tonga dia alefaso ary @ kinamanamana, mody miresaka fotsiny. Azonao atao koa ny tsy mifandray aminy intsony.

Za dia efa voan'zany, saingy na inn na inn no fandraisany ny fihetsiny, izy mihevitra hoe mampitandrina ahy ohatra (fa izy indray tsy hanaiky na hibaboka fa tsy mety ny toetrany sy ny ataony 8O), izaho manokana dia mahatsapa fa fangoloka ilay olona, dia ialako tsy iresahako tsotra izao dia izay.

Raha ny amiko manokana aloha dia tsy mipetraka intsony izany fanontaniana izany efa ampolo taonany mahery izay :lol:
6. diamondra27 ( 11/05/2007 08:14)
xxx: de sady maka 19 amiko izy no maka 19 @ le olona hafa
de raha tsy mifampiresaka ireo olona ireo de mety miady tokoa

tantara 1 ity santionany:
za zany nanana voisine e atao we: X ! de nanana namana 1 vhv hafa=Y ,io Y io de samy namanay daholo, vazah daholo ireo an!
de ozy le i Y we za nge akia ka nampiadian'i X t@ ny rahavaviko e! , za zao tsy mifampiteny @ rahavaviko.Fa tena marina le lazain'ny Y an
De nalahelo be le namako Y aho fa za moa efa nahita ilay toetran'ilay X zany sady tsy te-hinamana aminy fa izy manantona ahy hiresaka amiko foana.
Mody we: blanc izy miresaka aminao eo nefa noir no lazainy any ambadika any

Ny tiako lazaina de na vazah io na gasy na iza izy na iza de mitovy doly, misy mpampiady foana

dE na virtuel koa aza vao maika loza satria tsy afaka ny hihaona fa de mifanoratra eto fotsiny , de lasa miady fotsiny no atao

....

Aza manaiky ampiadiana ry reto a!
le lhl manko indraindray misy mora taritina zay ihany de ozy za we: fakafakao tsara ihany ze resaka henonareo fa tena tssss
7. nathie86 ( 11/05/2007 08:27)
diamondra27:


ny momba le olona miresaka aminao izy hafa ny lazainy , de refa miresaka any an-kafa izy de hafa indray no lazainy.NAMANA ve 'zany.


Zany lay atao hoe mpiatsaravelatsihy hypocrite eh
tsy tena namana izany @ko satria azo lazaina hoe mijery arina antava iany

8. diamondra27 ( 11/05/2007 08:31)
ari.malala:

raha izaho no sendra olona toy izany dia tonga aloha dia tapahiko avy hatrany ny fifandraisana aminy, satria dia olona manana langue de vipère izany tsy azo atao namana izany fa mpandefona ivoho! mampiady olona izany ary tsy azo henoina akory ny resany! fa tsy azoko alo hoe inona ny antony anaovana anzany e!


Salu akia ndry a! elabe zany an

ity akiray ty aloha tena tsy lanin'ny vavoniko de tsy mirsaka aminy za e! fa tena tsy azoko mitsy we inona no tombotsoany anaovany izany, mety fialonana angamba, tsy haiko aloha. Za tsy nanana occasion ninamna taminy fa zany ollona zany mody mitalaho aminao we: sahirana za etc... nefa avy eo izy mividy BMW sns... de le namako 1 nampiadiany t@ ravaviny io tsara be ny tranony, kindriandriana sy mpanao business , de mety zay le ialonany aminy , tsy haiko aloha fa zay no fahazoako azy e

De tsy ireo ihany no nampiadiany fa maromaro


9. diamondra27 ( 11/05/2007 08:33)
ny tena mahagaga ahy de le olona tahaka izao tena mahazo namana be de be, asa na izy mahay mitsaty loatra angamba , de mahay mambabo ny fon'ny olona
fa tsy fantan'ny olona ve le izy we tsy mendrika ny toetrany nefa mbola asaina mitantana sy omena andraikitra ihany @ fiarah-monina e!

:-w:-w:-w
10. diamondra27 ( 11/05/2007 08:37)
sakaizakely:

izay nge wà no ataoko hoe tsy namana daholo izay mifandray aminao rehetra.

Misy mantsy manizingizina fa rehefa samy eto @ serasera ohatra dia mpinamana daholo. Nefa amiko misy sokajiny ny finamanana

kinamanamana = mifampiresadresaka fotsiny
mpinamanamana = mifampiresaka sady misy affinités
mpinamana
namana akaiky
namana mahatoky
tena namana

misy mahasamy hafa azy ireo, dia arakaraky ny sokajy ametrahanao ny "namana" tsirairay no ifanaovanao resaka aminy

le mpampiady sy be takoritsika miwawawa ireny, tonga dia alefaso ary @ kinamanamana, mody miresaka fotsiny. Azonao atao koa ny tsy mifandray aminy intsony.

Za dia efa voan'zany, saingy na inn na inn no fandraisany ny fihetsiny, izy mihevitra hoe mampitandrina ahy ohatra (fa izy indray tsy hanaiky na hibaboka fa tsy mety ny toetrany sy ny ataony 8O), izaho manokana dia mahatsapa fa fangoloka ilay olona, dia ialako tsy iresahako tsotra izao dia izay.

Raha ny amiko manokana aloha dia tsy mipetraka intsony izany fanontaniana izany efa ampolo taonany mahery izay :lol:




________________________

tena haindry tsara le manazava azy sady nime kely za
le we: tonga de alefaso any @ kinamanamana :-D:-D:-D

ka mipetraka le fanontaniana satria tsy mbola nahita valiny mahafapo zany zahay knou!!! tsy azonay we maninona le olona manao io toetra io

de eto @ serasera koa misy an'io olona io
11. sakaizakely ( 11/05/2007 09:03)
:D:D:D:D:D

ny mahatonga ilay olona hanao izany ?

Tsy matotra, sans caractère, tsy manana ny mahaizy azy. Mbola tsy ampy lesona @ fiainana.

Tsy ny taona anefa no mitondra an'io fa tena fanabeazantena tsy misy mihintsy. Tokony mandinintena ilay olona, na manatona psy :-P
12. karinah ( 11/05/2007 09:30)
diam> ny mahatonga io koa indray2 de fitsikilovana ny fiainan'y ol manodidina fona, fa tsy manao zay mahamety2 ny anazy 8O :wink:; hividiano balladeur akia izy na mp3 de afaka ny hadalany fa ny ftona hiresahany oul aza tsy hisy fa tsy lanilaniana ny hira henoany a! :lol: :P ; asaivo mitady zvt mahafaly azy izy :? fa ol Aigri zany amiko :? , tsy sambatra eo @ fiainana de lasa envieuse na eux ka mahavita zava-jatri :? :wink:; tsy misy hafa tsy izay alou ny matetika fahitako ireny ol papiady ol ireny e;-), sady misy koa manque affection kou de :? , ka eo kou le oe zatra tolorana fa tsy mba mahay mizara fitiavana de anefa tsy hoe zazakely mbola mila an'i dada na i mama ka miandry, efa oldbe anefa mi- se comporter hoatran'ny ankizikely de zay (hevitro manokana araka ny traik'efa mba efa hitako reo :-* dry:wink::-*
13. kelly13 ( 11/05/2007 09:50)
esy aho ry fiainana e, c la vie! za klou tsy afaka haminavina hoe inn no antony mety mahatonga le oul hanao izany toetra zany e, ra sendra azy fotsiny za d ialako lavitra fa sao hamindra aretina. za mantsy d mahalala oul manao io toetra io mihintsiny fa nialako tsisy ekplikasiô
14. xxx ( 11/05/2007 10:49)
bonnet blanc et blanc bonnet
15. karinah ( 11/05/2007 11:00)
o^oo^oo^o de sady tsy misy mihaino izy no invitéo mbao^o koa de hafaka ny hadalany C simple!!:-D ; :wink: Diam!:wink:
16. tslem ( 11/05/2007 11:29)
kelly13:

za mantsy d mahalala oul manao io toetra io mihintsiny fa nialako tsisy ekplikasiô


marina mitsy zany :)
17. ari.malala ( 11/05/2007 12:27)
diamondra27, eo iany kay za fa somary sahirana vao tafaconnecte d ts d tafaresaka firy aty tsony ko :)

Ialao lavitra aky ny olona manao izany fa tsy tsara a!
18. majakely ( 11/05/2007 12:31)
voalaza teo:
hoy i sakaizakely:
le mpampiady sy be takoritsika miwawawa ireny, tonga dia alefaso ary @ kinamanamana, mody miresaka fotsiny. Azonao atao koa ny tsy mifandray aminy intsony.
:wink:Io no anatra tena mety indrindra !!!

19. mignone ( 11/05/2007 13:37)
sur le net ve dia mbola ho be takoritsika rankizy a !
:{:{
20. Fiffi ( 11/05/2007 14:17)
sakaizakely:

ny mahatonga ilay olona hanao izany ?

Tsy matotra, sans caractère, tsy manana ny mahaizy azy.
Tsy ny taona anefa no mitondra an'io fa tena fanabeazantena tsy misy mihintsy. Tokony mandinintena ilay olona, na manatona psy :-P
marina zany ! tsy misy mihintsy le fanabeazantena.....heu....ambany saina be....ny tena mahagaga de misy de misy nefa no manao an'zany....de mbola tohin'le dinika atsy ambadika atsy hiany io ! manao intérésanty am olona iray de mivadika am hafa nefa zavatra hafa njay no lazaina :evil:

Ny zavatra tena mahagaga de ny ankizy no ampianarina tsy anao an'zany nefa ny lehibe no tena vao maika manao an'io toetra io shhhhhh !!!

Misy koh ny mahay manadio tena !!! tsy mba mahay miaiky fa nanao fahadisoana ! :evil: de ny hafa indray no lazaina fa mi-jouer la victime :evil::evil:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0911