ahoana ndray ary...

21. Zina ( 11/05/2007 15:20)
oy i kelly13
esy aho ry fiainana e, c la vie! za klou tsy afaka haminavina hoe inn no antony mety mahatonga le oul hanao izany toetra zany e,

marina ny anjy:wink:
22. Fiffi ( 11/05/2007 18:25)
diamondra27:
ity akiray ty aloha tena tsy lanin'ny vavoniko de tsy mirsaka aminy za e! fa tena tsy azoko mitsy we inona no tombotsoany anaovany izany, mety fialonana angamba, tsy haiko aloha. Za tsy nanana occasion ninamna taminy fa zany ollona zany mody mitalaho aminao we: sahirana za etc... nefa avy eo izy mividy BMW sns... de le namako 1 nampiadiany t@ ravaviny io tsara be ny tranony, kindriandriana sy mpanao business , de mety zay le ialonany aminy , tsy haiko aloha fa zay no fahazoako azy e

De tsy ireo ihany no nampiadiany fa maromaro
tena mba toetra koh zany an ! fialonana....


23. sakaizakely ( 11/05/2007 21:35)
karinah:

fa ol Aigrie zany amiko :? , tsy sambatra eo @ fiainana de lasa envieuse na eux ka mahavita zava-jatri :? :wink:; tsy misy hafa tsy izay alou ny matetika fahitako ireny ol papiady ol ireny e;-), sady misy koa manque affection kou de :? ...



tena marina be ny analizin'i karinah io.

aigrie, tsy ampy fitia, tsy manankatao @ fiainana dia mampiady olona sisa no hany fandanian'andro mampidingindrambo azy. Tsy misy hazondamosina koa etsy andaniny

Mampangoraka ny olona toy ireny satria mihevitra fa tsy fantatry ny manodidina ny marina nefa efa ataon'ny olona firesaka. Tokony mandinintena sy misaina tsara :?
24. fasaly ( 11/05/2007 21:57)
mignone:

sur le net ve dia mbola ho be takoritsika rankizy a !
:{:{



oadrayyy marina ity injy! any am meesenger ny fitakoritsihina eto am nety.....
sao hoe eto am net dia tena nette dool fa toy ny fiarahamonina reel ihany eto an!:-D:-D:-D


25. fasaly ( 11/05/2007 21:59)
diamondra27:


ny momba le olona miresaka aminao izy hafa ny lazainy , de refa miresaka any an-kafa izy de hafa indray no lazainy.NAMANA ve 'zany.

Tsy fampiadian'olona ve izany sa ahoana no andraisanareo izany?

Raha ianareo no voa toy izany de mbola hinamana aminy foana ve?





tena misy io ka! fa indrisy......
tsy valina fotsiny de tsy misy blem e! henoina fotsiny.....




26. Fiffi ( 11/05/2007 22:20)
indrisy marina......toe-tsaina mampalahelo....mila mitsabo tena mijery psy.....
27. diamondra27 ( 12/05/2007 07:46)
fasaly:

mignone:

sur le net ve dia mbola ho be takoritsika rankizy a !
:{:{



oadrayyy marina ity injy! any am meesenger ny fitakoritsihina eto am nety.....
sao hoe eto am net dia tena nette dool fa toy ny fiarahamonina reel ihany eto an!:-D:-D:-D






:-D:-D:-D:-D

ndry ty ry fasaly de mampmé mitsy an!

f'angah msn ihany fa yahoo koa e!, lol:lol:


28. fasaly ( 12/05/2007 11:32)
diamondra: messenger hoy aho fa tsy msn donky tafiditra ao dool ny yahoo sy msn:wink::-D:-D:-D:-D
29. fasaly ( 12/05/2007 12:21)
rehefa manomboka manaratsiratsy ilay namana iray tsy ao fotsiny ilay iray dia efa elao pà fa ho ratsy izay ny fandehany fa raha mamaly enao de afitrany any aminao dool ny rihitra hoe enao no nanao anzao sy izao.....:roll:
30. sympa ( 12/05/2007 13:52)
Sipa bdb ato zany :!: :°) Milay raha feno sipa zao eto akaikiko eto an :!: :-D :-D :-D
31. diamondra27 ( 12/05/2007 14:41)
fasaly: ah ok efa tsy mahay mamaky teny tsony akia a! , tssss
de marina mitsy le voalazandry e

sympa: fa enao v mila sipa e!
32. fasaly ( 12/05/2007 15:01)
tena mila sipa io kan!:roll::^)
33. diamondra27 ( 13/05/2007 07:41)
kalou ary fa misy xxx mandende any mitady bandy koa :oops::oops::oops:
34. xxx ( 13/05/2007 11:33)
karinah:

diam> ny mahatonga io koa indray2 de fitsikilovana ny fiainan'y ol manodidina fona, fa tsy manao zay mahamety2 ny anazy 8O :wink:
fa ol Aigri zany amiko :? , tsy sambatra eo @ fiainana de lasa envieuse na eux ka mahavita zava-jatri :? :wink:; tsy misy hafa tsy izay alou ny matetika fahitako ireny ol papiady ol ireny e;-), sady misy koa manque affection kou de :? ,
misy tena mahay azy a!tena tsara tafapetraka!


35. sasa ( 15/05/2007 05:39)
za indray nefa efa nisy namako nanao an'io mahay atsy mahay aroa io, d efa fantatray sy le namako 1 zay ny toetrany, d izy miezaka mampiady anay 2 vavy foana, fa tsy nohenoinay mintsy d izahay 2 vavy koa nifanaraka hoe andao isika 2 tsy hiady izany mintsy nin nin lazainy eo fa d manao mpinamana be foana, faran'izy leo fa tsy nisy nandaitra izay nataony d izy indray no niala tsy ninamana taminay tsony.

Ny an'ahy zany refa misy milaza ho namana ka manao an'io toetra io d tena tsy rarahiako mintsy fa ataoko otran'ny tsy misy izay lazainy amzay izy menatra eo, d izy indray no miala
36. Fiffi ( 15/05/2007 06:29)
sasa: mampalahelo be akia le toetra an ! asa....de hitondra ho aiza nefa zany ?
37. sasa ( 16/05/2007 06:00)
Fiffi le namana aloha tena misy grave ny sasany fa miezaka ny tsy manaraka ny toetrany fotsiny d izay, tsy mitondra makaiza akia ilay izy fa izany hoe misy efa toetra anatin'le olona mintsy
38. Fiffi ( 16/05/2007 13:58)
sasa: izy fotsiny akia no harary am tsisy antony ao an ! mampalahelo le toe-tsaina....indrisy.....
39. diamondra27 ( 17/05/2007 06:37)
de tsy minamana aminy zany no conclusion

misaotra anareo t@ toro-hevitra:-*
40. Fiffi ( 17/05/2007 07:35)
zany ve akia de mbola hinamana aminy hiany ? bref....ny mahagaga de io foana no mba lazaiko hoe "efa mba samy olondehibe" ka maninn aza no misy manao an'zany ?

solution: tsy misy zavatra tena tsara raha tsy ny mifanazava en live de vita ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833