ahoana ndray ary...

41. hassaeric ( 26/05/2007 09:19)
atao aona fa zany ny fiainana tsy misy olonatonga
lafatra eto an-tany sady madalo koa anie zao retra2
zao eh sady dinio tsara alo ny tenanao zay vo mijery
ny an'i hafa
42. xxx ( 30/05/2007 20:00)
sakaizakely:

karinah:

fa ol Aigrie zany amiko :? , tsy sambatra eo @ fiainana de lasa envieuse na eux ka mahavita zava-jatri :? :wink:; tsy misy hafa tsy izay alou ny matetika fahitako ireny ol papiady ol ireny e;-), sady misy koa manque affection kou de :? ...



tena marina be ny analizin'i karinah io.

aigrie, tsy ampy fitia, tsy manankatao @ fiainana dia mampiady olona sisa no hany fandanian'andro mampidingindrambo azy. Tsy misy hazondamosina koa etsy andaniny

Mampangoraka ny olona toy ireny satria mihevitra fa tsy fantatry ny manodidina ny marina nefa efa ataon'ny olona firesaka. Tokony mandinintena sy misaina tsara :?



43. diamondra27 ( 31/05/2007 10:48)
de omena affection izy e! :D
sa ianao indray no ataony mamay eo

aleo ihany zany mitandrina e!
mihaino ze teneniny fa sao de manita-dresaka na ampiadiviny any ambadika any za!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795