na bedy na tsy bedy de ataoko foana Aiza i Vaika

1. diamondra27 ( 14/12/2006 07:59)
Efa ela ihany izy izay no tsy hita intsony?
2. diamondra27 ( 14/12/2006 08:01)
Nanao tournoi ve sa narary sa ahoana?

Mandefa fisainana ho anao ny mpianatrao ary tsy manadino.
Raha tsy salama dia: bon retablissement

:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Mon prof adoré(l)(l)

3. kelly13 ( 14/12/2006 10:11)
lolllllll, tsy bedy njy ka :wink: fa sahirana b ankia izy fa manao formation a! fa mandalo iany lery refa misy fotoana kely aaaa!!! aza malahelo zany havako zany fa ho avy ny prof-tsika eeee!! :)
4. diamondra27 ( 14/12/2006 15:39)
kelly: misaotra @ fanomezana vaovao, dia mampamangy
Efa natahotra sao de hoe: nisy inona
5. kelly13 ( 14/12/2006 15:48)
diamondra27>lollll tsisy fisaorana ankia a!!

vaika>mba mivoa tao kely tokou alou fa mouta b ao ny lohanao an!=))
6. tywa68 ( 14/12/2006 16:22)
kelly13 > avoay tao @zay izy zany ê sa mbola tsy vita ny formation ? :-D:-D
7. xxx ( 14/12/2006 16:24)
akoho tsy naneno ohatra izay efa lanin'ny kary
8. booboo ( 14/12/2006 16:45)
:-D
9. tslem ( 14/12/2006 17:54)
kelly13:

ho avy ny prof-tsika eeee!!


zany v ry kelly13 :wink:

:-D:-D:-D:-D
10. kelly13 ( 14/12/2006 19:34)
tslem>ieny hono ankia kou! mdrrrr

tywa68>satriko hamôka azy eto ra ato izy fa lery mbola miafina hihihi

xxx>loza zany ra lanin'ny kary iny akohobenay iny! hahaha

booboo>:-D
11. diamondra27 ( 14/12/2006 21:18)
kelly: sao kosa ary izy de najedak'indry klé :lol: natao vady karàna:-D:-D:-D

xxx: za koa aloha manana eritreritra ohatranao ihany e!
12. cutie ( 14/12/2006 21:37)
fa prof na in i vaika :roll::roll::roll:
13. colar ( 15/12/2006 06:31)
aza mitady azy zany alo fa ty za e,hahahahhahhah
14. kelly13 ( 15/12/2006 09:52)
colar>hihih eny oa e :-D
15. tslem ( 15/12/2006 11:21)
cutie:

fa prof na in i vaika :roll::roll::roll:



prof special .....:-D:-D:-D
16. Zina ( 15/12/2006 20:11)
ary kelly14 sy vaika zany pivady?
17. cutie ( 15/12/2006 21:17)
:-D:-D:-D:-D
18. Vaika ( 16/12/2006 00:00)
Zina : ie eto amin'ny serasera fotsiny izahay no mpivady kah ! Indrisy...:cry::cry::cry:

kelly : :*:*:*

Diams : misaotra nahatsiaro fa tena somary sahirana kely tato ho ato izay ary mbola ho ela mihintsy vao hanam-potoana indray. Na izany aza dia mandalo ihany fa mamaky dinika sisa fa raha hamaly dia tsy ho vita kosa satria betsaka tokoa ny resaka mahaliana ka tsy mety ny hanao vali-boraingina. Eo ihany izahay na izany aza fa mtampify fotsiny kah !:-*:-*:-*

cutie : be fanontaniana an !:-P:-P:-P
19. cutie ( 16/12/2006 00:02)
fanontaniana mila valiny ny ahy :-P:-P:-P
20. Vaika ( 16/12/2006 00:06)
cutie : angaha ?
:-P:-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836