na bedy na tsy bedy de ataoko foana Aiza i Vaika
22. diamondra27
(
16/12/2006 02:13)
Vaika:
Zina : ie eto amin'ny serasera fotsiny izahay no mpivady kah ! Indrisy...:cry::cry::cry:
kelly : :*:*:*
Diams : misaotra nahatsiaro fa tena somary sahirana kely tato ho ato izay ary mbola ho ela mihintsy vao hanam-potoana indray. Na izany aza dia mandalo ihany fa mamaky dinika sisa fa raha hamaly dia tsy ho vita kosa satria betsaka tokoa ny resaka mahaliana ka tsy mety ny hanao vali-boraingina. Eo ihany izahay na izany aza fa mtampify fotsiny kah !:-*:-*:-*
cutie : be fanontaniana an !:-P:-P:-P
misaotra namaly ny antso
Afa-po tanteraka ny tenako.
Dia mazotoa ary tongava @ ambony indrindra.
:-*:-*
23. diamondra27
(
16/12/2006 02:14)
Zina:
ary kelly14 sy vaika zany pivady?
hihihi
Zina : efa niakatra sahady ny gradin'i Kelly (13+1):lol:
24. diamondra27
(
16/12/2006 02:15)
colar:
aza mitady azy zany alo fa ty za e,hahahahhahhah
eny e! efa eo ianao nahazo fahafaham-po t@ le transport fa mba anjaran'ny sasany indray izao e!8O
25. diamondra27
(
16/12/2006 02:16)
tslem:
cutie:
fa prof na in i vaika :roll::roll::roll:
prof special .....:-D:-D:-D
tslem kounkou :-D:-D:-D
hotantaraiko aminao ve e?
26. tslem
(
16/12/2006 08:14)
diamondra27>>> mba tantarao tokoa oe,amizay mety hiakatra 28 kou ny grade-n twa refaveo :-D:-D:-D
