Fandraisana

Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.

Lohahevitra niova

hagamamytahiana2023 23 andro lasa
[youtube]_zUTh_NHjFk[/youtube] Salama daholo ô ! Anio aho dia hizara tsiahy kely aminareo satria tsy misy tsy mahafantatra ny tarika K'ANIB kosa angamba isika rehetra e ! Ny tarika K'ANIB (Kanto an'... tohiny
hery 30 andro lasa
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin... tohiny
hagamamytahiana2023 13/02/2025 02:59
Salama daholo, izaho dia tena anisan'ny mpankafy sy mpanaraka tantara mitohy Malagasy ao amin'ny CANAL+ (Novegasy) : vaovao tsara no azoko lazaina aminareo, hijanona tsy hilalao ao amin'ny Novegasy in... tohiny
ZoRan9 20/01/2025 05:07
Miarahaba e, sao mba misy mahita  asa enligne atao vadin'asa na  afaka atao  fanampina fitadiava-mbola . mitady  zavatr azo hatao mampidi-bola  ankoatran ny mangalatra sy mamono olona moa zany ma... tohiny
Aichah12 13/01/2025 19:48
Salama tompok ô ! Mitady patron vonona hiditr @ source sy hak entana ireny mb matotr ireny azafad! Mercure ilay resak eto , vonona hanao engagement tompok ?... tohiny
zama91 08/12/2024 12:40
Tojo Ravalomanana       45% Harilala Ramanantsoa   28%  Gasikara Fenosoa         12% Tahina Razafinjoelina    9 % ... tohiny
hagamamytahiana2023 26/11/2024 15:12
Salama daholo ô, sao dia mba misy manana hiran'i Art'Rindra hafa ohatra hoe : "Faly indray", "Ho eo", "Arindra", "Miverena", "Hanaraka", fa anankifito izao no hirany mba hananako ato : "Fitiavantsika... tohiny
oriela 05/09/2024 20:58
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady... tohiny
Eld24 05/09/2024 07:20
salama daholo ianareo eto @ serasera. Ahoana kay no atao rehefa mitady asa ry zareo mba efa lehilahy lehibe ihany ny tena nefa dia mbola mipetraka RAD ihany, niveau terminale tsy manana bac no manora... tohiny
hery 29/08/2024 12:14
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i... tohiny

Lahatsoratra vao tonga

Musidyta 2 andro lasa
Susanas 4 andro lasa
hagamamytahiana2023 23 andro lasa
hagamamytahiana2023 23 andro lasa
hagamamytahiana2023 24 andro lasa
hagamamytahiana2023 24 andro lasa
hagamamytahiana2023 24 andro lasa
alicent23 24 andro lasa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123