Lehilahy beminono

1. Fonengo ( 20/07/2024 13:11)
Cc daoly zanak'i gaskara hoy Kopoze zay e!Misy vadin'ny akamako zay oa,efa nitsahatra nampinono ny zanany izy,de ny vadiny ndray mandimby minono.Miara-miasa zahay de ny vadiny mahandro sakafonay am atoandro efa ho 8volana nitsaharan'lay zaza ninono,sendra taty amiko ny findainy indray andro no tonga ny message hoe "modia alou dada fa miriana ny nonoko",natsipiko am'lerie aingana le phone sady mody ts nivaky loha za nanohy niasa,gaga iany aho,tonga de lasa izy nandea,narahako arina aveo,notangirifiko teo am fenetre,ine ouz nareo,mipetraka am latabatra madama de lerie mitsangana minono tena migoka ny tanany manery an'le nono,ao fa vonjeo amzay ny asanao hoy le vevavy de lasa aho niazakazaka aingana zady tapatsinay tam fimehezana,ela ny ela fa nahita beminono ty.
novalian'i Eld24 ny 8 andro lasa
2. midrou ( 03/08/2024 16:22)
Fonengo:

Zan ve ts tena mba hafa ndray:-)
3. Eld24 ( 8 andro lasa)
salama! MBA mahagaga ko zanuan ts mbl naheno otrzan zah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081