Fandraisana

Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.

Lohahevitra niova

hery 14 andro lasa
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,... tohiny
hery 15 andro lasa
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org  Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i... tohiny
Rafalimamitina 30/01/2024 09:56
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manoro ahy ato ny fomba fananganana lafaoro fanotrehana akondro ato?  Ny refiny,velarany ,ny endriny ary ireo singa mandrafitra azy?... tohiny
Tanteliharisoa 06/01/2024 18:27
Salama daholo tompoko!ndao mb hifampizara izay traikefa sy fahaizany @ resak solfa isika@ alalan'ny fanontaniana ohatra.Ny ahy zao ny ts mazava amiko le we 6/8 ,9/12... tohiny
badboy 21/11/2023 15:20
Inona no fanafody lohalika mahasitrana?... tohiny
KAVINAH 18/11/2023 16:04
Je m'appelle Kavinah, j'ai 24 ans et je cherche un homme qui puisse m'épouser, merci... tohiny
Azrael666 19/10/2023 09:25
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io! Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natior... tohiny
Azrael666 13/10/2023 19:18
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao! Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap... tohiny
Azrael666 11/10/2023 21:36
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao: - Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany - Kely veta: ... tohiny
Azrael666 11/10/2023 21:24
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto! Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts... tohiny

Lahatsoratra vao tonga

TononkaloNM 6 andro lasa
steverakoto 06/02/2024 06:26
Rafalimamitina 30/01/2024 09:56
Tanteliharisoa 06/01/2024 18:27
Djess 02/01/2024 15:14
setrakwely 10/12/2023 11:10
tefipopman 04/12/2023 13:25
joarson2011 23/11/2023 11:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102