Accueil

Bienvenue sur ce site forum.serasera.org pour discuter avec des membres sur des sujets divers. Pour voir votre profile, statistiques etc. cliquer ici. Pour écrire un nouveau message c'est par ici.

Dernières modification

Bob Ramananamiraka il y a 10 heures
FITIAVAN'NY TANORA[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/05/12/m/20240512_210800.jpg[/img] Ny tanora ankehitriny dia tanora miana-mitia Hany ka tsy mahalala izay tokony ho atao Satria ... suite
Bob Ramananamiraka il y a 15 jours
TENY MALAGASY Ry teny Malagasy, ianao no safidiko Mamiko loatra ianao ka kajiko Ianao ilay teny mamiko indrindra Ka tsy avelako ho lany taminga Ny teny Malagasy no fianatro Izay hanaperako n... suite
MIANTSA08 il y a 26 jours
Mividy mercur blanc na couleur izahay  Raha blanc dia tsimaintsy sur groutte Mila preuve sy test mazava mmemoriamode@gmail.com ... suite
rasera 01/04/2024 14:01
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono  Samsung s8 ny findaiko  Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsa... suite
hery 31/03/2024 10:34
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2024/03/31/m/serasera.org.jpeg[/img] Araka ny vaovao heno izany izao dia tsy azo atao intsony ny mivarotra data internet latsaky ny 0,93$ ny 1Go. Noho iza... suite
RBNIR 28/03/2024 09:58
Faly misera amin'ny namana rehetra indray, Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity? Misoka... suite
hery 04/03/2024 22:08
Nanomboka ny faramparan'ny taona 2023 dia mandalo fanavaozana daholo indray ny takelaky ny [b]serasera.org[/b]. Efa nanomboka hatramin'ny [url=https://login.serasera.org]Vavahady fidirana[/url] izany,... suite
hery 03/03/2024 22:27
Araka ny efa nampanantenaiko herinandro vitsivitsy izay dia hanomboka hanao fifaninanana tononkalo isika eto amin'ny Serasera.org  Fifaninanana voalohany ity fa ny manetsa be mbola ho avy. Koa toa i... suite
Rafalimamitina 30/01/2024 09:56
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manoro ahy ato ny fomba fananganana lafaoro fanotrehana akondro ato?  Ny refiny,velarany ,ny endriny ary ireo singa mandrafitra azy?... suite
Tanteliharisoa 06/01/2024 18:27
Salama daholo tompoko!ndao mb hifampizara izay traikefa sy fahaizany @ resak solfa isika@ alalan'ny fanontaniana ohatra.Ny ahy zao ny ts mazava amiko le we 6/8 ,9/12... suite

Nouveaux messages

Bob Ramananamiraka il y a 10 heures
hery il y a 9 jours
hery il y a 9 jours
hery il y a 10 jours
hery il y a 12 jours
caprio il y a 12 jours
caprio il y a 12 jours
Bob Ramananamiraka il y a 15 jours
MIANTSA08 il y a 25 jours
MIANTSA08 il y a 26 jours
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105