Eritreritra mandalo
dailynews
(
13/10/2007 17:42)
Sendra mba nandalo tao an eritreritro fotsiny ho anareo mahay manao web tahaka ny sobika, moov, madanight, radiomada..
afaka mifampiarahara amin i yahoo ve dia manokatra yahoo malagasy? toa betsaka n...
suite
répondu par Ruby le 19/10/2007 00:42
niryna
(
13/10/2007 05:17)
Nisy olona niteraka tany amin'ny hopitaly.Samy vavy kely ireto zanany. Mahafatifaty kely ary mitovy ny fijeriko ny tarehin'izy roa.Nisy nahazo ny iray tamin'ilay zaza dia nanao DNA ny rar.Tsy nisy nit...
suite
répondu par ari.malala le 15/10/2007 07:18
Aino
(
12/10/2007 13:26)
aminko hoa ry zareo masosotra ahy raha toa ka samy gasy no miresaka ary samy mahay teny gasy nefa dia teny frantsay faona no asesy na dia efa miezaka miteny gazy aminy az aianao....
suite
répondu par mbaliana le 26/10/2007 18:15
Kwasi
(
10/10/2007 16:31)
Inona kay no fomba mahomby hikoloana ny fitadidiana (memoire). Inona avy no teknika ampiasainareo namana mpisera eto?...
suite
répondu par Herimitsinjo le 31/03/2015 02:49
vitanana
(
10/10/2007 16:27)
izao ilay izy naka paps tany dago ok za aty belg nahazo 2 volana tomga ny tenanay dia manaiky razoky hisoratra nefa ny paps rehetra nataao tao aminy ambassade bombina daholo donc aty nefa mi...
suite
répondu par kallie le 11/10/2007 08:59
kallie
(
10/10/2007 15:35)
fa mbô ôtran'ny aôna lôtra kay zany by pass zany fa tô malaza be e? fantatro oe lalana fa lalana misy inona marina? d manin no feno kaly masaka? (cf. Sakafo)...
suite
répondu par Noslid le 13/10/2007 16:02
boubounezy
(
09/10/2007 17:40)
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*...
suite
répondu par diamondra27 le 19/10/2007 13:14
rova30
(
07/10/2007 00:49)
Variana nihainohaino hira aho omaly hariva , ... Dia lasa tany alavitra(akaiky) be tany ny eritreritro! Efa aty an-tanin' olona aho vao tonga saina hoe: hay hadinoko any daholo 'lay izy (l)EMBONA
Ho...
suite
répondu par niryna le 12/10/2007 22:16
paris10
(
06/10/2007 18:51)
A TOUS CEUX ET CELLES QUI PENSENT ENCORE ETRE JEUNES, HE HE He! ET BIEN
NON, DETROMPEZ-VOUS!!
Fini tout ça, ouvrez les yeux. Beaucoup d'étudiants qui vont entrer à la fac cette année sont n...
suite
répondu par tywa68 le 14/10/2007 07:48
kallie
(
04/10/2007 11:05)
répondu par niryna le 12/10/2007 22:06
salmo1
(
03/10/2007 23:19)
[quote=Fiffi sy ny vaovaoany atsy @ dinika Rafilomen]L’inhumation est prévue pour ce mercredi à Ambohitrimanjaka.[/quote]
Tsy azoko kalouny zay tiany Fiffi tenenina fa ny azoko fotsiny de lay t...
suite
répondu par ikiady le 31/10/2013 12:02
soanja
(
01/10/2007 16:44)
Goaika na goaka de tena mandreraka ahy mihitsy. Nefa ny mahagaga ry zareo no tena tia manelingelina ahy indrindra.
Omaly izao de zah variana manao meditation eo de nisy iray zay tena hoe zany ka nit...
suite
répondu par niryna le 12/10/2007 22:02
Aino
(
01/10/2007 15:22)
rehefa misy resaka momba ny sary ihany moa dia tonga tato atsaina indray ilay eritreritra iray hoe!!!
mba mety ve izao raha asiana fomba fanakanana ny sary tsy azo alaina atao copie raha tsy mahazo...
suite
répondu par niryna le 12/10/2007 21:53
boubounezy
(
29/09/2007 21:28)
tô ivôka @ volana ambony ny jeu pes2008 ho anareo ty manao io lalao io i halô3 kou tsara b xbox 360.
mazoto milalao ary é!...
suite
répondu par niryna le 12/10/2007 21:50
soanja
(
29/09/2007 11:45)
Ho antsika izay tia mijery/ mandinika ny lanitra.
Hanakaiky antsika ny planeta tany, indray ny Planeta Mars atsy ho atsy ka raha te ahita izany fihetsiny izany ianao dia ataovy vonona ny telescopy m...
suite
répondu par soanja le 30/10/2007 03:54
voniala
(
29/09/2007 08:23)
hatraiza tokoa ny finoana hananantsika tanora ankehitriny?Miozongozona tanteraka,indrindra fa rehefa ny hitady vola no tonga ao am-bavantsika ao.Andriamanitra,ny Razana,ny Tenanaotsy misy hinoanao int...
suite
répondu par voniala le 08/10/2007 09:23
melody
(
28/09/2007 14:54)
Last updated September 28 2007
Russian mother of 12 shocked by giant baby
by Lee Harvey, MSN Search Editor
Find out more about giant baby Nadia Barabanova with Live Search (Image © REUTERS/And...
suite
répondu par boubounezy le 29/09/2007 05:53
kiadi
(
27/09/2007 17:33)
hono wa ry reto? kambana ve le fanaina sy aino fa tô mitovy be ny sarindry zareo an! :-D:-D:-D...
suite
répondu par kiadi le 29/09/2007 00:32
la
(
26/09/2007 11:22)
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de arar...
suite
répondu par Herimiafina le 06/10/2007 05:10
wooda
(
25/09/2007 23:44)
Tohizo we raha mbola mety ampiana.
Ny tena namana dia eo foana izy na inona manjo anao.
Ny akamakama dia ireo manao salut fotsiny.
Ny tena namana dia ilay olona mahavita miantso anao na mijer...
suite
répondu par xxx le 11/10/2007 09:41
