Eritreritra mandalo

niryna ( 30/11/2007 14:49)
Tena efa reraky ny fiainana ny olona ka rehetra tratrany ireny mpangalatra ireny dia ataony mahita faisana tokoa. Inona no efa hitanao nataon'ny hafa azy ireny? Izaho efa nahita toerana aty amintsika... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 07:09
ari.malala ( 29/11/2007 12:18)
Fa tsy azoko hoa ny tian'ilay hoe tsy misy fiaretan-tory io tenenina e! refa le am ferapara ireny d misy an'io matetika, zany hoe tsy misy fiandrasam-paty @ alina v zany sa aona? ary le tsy misy vonin... suite
répondu par Mandefitra le 06/12/2007 11:39
niryna ( 29/11/2007 06:10)
1-Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, 2-Tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otripo, 3-Tsy... suite
répondu par niryna le 02/12/2007 07:05
charllotte ( 27/11/2007 20:29)
si on est sincere,honette,fidele les gens il disait ke mechante,n est pas gentille et si klk1 avoire des chantiments,belle, les gens il disait ke ce parfaite. je ne comprend rien ce koi excatement le... suite
répondu par xxx le 17/12/2007 09:26
niryna ( 27/11/2007 18:30)
Inona tokoa no mahatonga ny olona tia mandainga e? Ataovy hoe nandainga aho androany,dia inona no mitranga aorian'iny? Misy anarana maro hilazana azy :ao ny hoe ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny... suite
répondu par niryna le 29/11/2007 05:15
maholykely ( 26/11/2007 20:18)
saika mba hanontany za hoe ahona kay no mijery vol na manapaka billet sur internet... suite
répondu par booboo le 27/11/2007 16:53
niryna ( 26/11/2007 05:44)
Mety samy manana faniriana na tanjona tiana atao angamba isika rehetra. Diniho kely hoe ,vitanao ve ilay izy na ilay tanjona mba nirianao? Faly ve hianao amin'ny toerana izay misy anao amin'izao fot... suite
répondu par niryna le 02/12/2007 07:09
kallie ( 23/11/2007 19:09)
fa za wa ts tia anle starac fa d ts aiko fa d eto, miandry prime eto e... ôtrany lasa mijery fa we ny ol reetra mijery :?... suite
répondu par Rafotsy le 10/12/2007 08:21
suzuki ( 22/11/2007 09:33)
>> [b]Malagasy[/b], zany no tena olon'gasikara, tena malagasy 100% !!! :D >>[b]Gasy[/b], ireo loalik'alika reo e!!!, sady malagasy no tsy vazà (tsy fata-pototra) :?: >>ary @zao tena hita mazava... suite
répondu par xxx le 08/12/2007 12:58
kallie ( 21/11/2007 15:11)
in ny nangatahanareo ny dadabe noely? aty aminay bdb ny kilalao nopotehin'ny douanier fa tsy am norma hono... entana avy am sinoa ny tena betsaka... Reny kilalao am sinoa ao Behoririka reo ve mba ... suite
répondu par sarobidy le 23/11/2007 07:04
sitlo ( 21/11/2007 13:03)
Tena mbola lasa ny saiko. Hitanareo rehefa fahavaratra. Dia rehefa avy iny ny orana dia misy kankana milatsaka. :-w Mahagaga an... suite
répondu par sitlo le 26/11/2007 19:59
xxxx1 ( 21/11/2007 11:25)
:-D:-D:-D:-D za zany saika mba handray anjara nankaiza ilay dinika teo ? avereno e !!!... suite
répondu par sarobidy le 22/11/2007 10:31
lemenakely ( 20/11/2007 17:17)
Hono hoa ho an'izay manana fiara HDI manao ahoana mitaha @ fiara essence? ny avantages ary ny incovenients! ... suite
répondu par sakaizakely le 20/11/2007 21:53
kallie ( 20/11/2007 07:04)
manao aôna ny fijalinareo am grevin'ny rehetra ao (panam)?... suite
répondu par ikaretsaka le 27/11/2007 00:39
salmo1 ( 18/11/2007 22:43)
Tato ato izaho mahatsapa, fa ny tena betsaka mpamaly ny diniko dia namana vaovao. Tsy amiko ihany fa amin'ny sasany ihany koa. Tsy izay rehetra mpamaly ahy akory, fa lay namana vaovao ihany. Satry i... suite
répondu par rova30 le 19/11/2007 21:18
zizi ( 18/11/2007 14:40)
Salama e. Hono ho'aho, sao mba misy afaka milaza ny fanaovana ireny power point pps misy sary animés ireny, (izany hoe ilay foronina manokana fa tsy ilay alaina amin'ny internet) ohatra hoe sarinolon... suite
répondu par aloalo le 20/11/2007 20:59
xxx ( 18/11/2007 10:42)
fa inona moa no antony anesorana ny forum ataoko eto samy gasy fa aza de ty tena eh! za nga miteny ratsy fa tsy zava-misy no lazaiko... suite
répondu par heidi le 18/11/2007 17:48
imeva ( 17/11/2007 17:11)
Miarahaba Aiza izao no mety ahitana an'ireny hira ireny? Mba mangataka page web na mpivarotra eto Antananarivo. Ilay karaoke ireny ho tena tsara amin'izay sady mampianatra mamaky teny. mandihiza... suite
répondu par imeva le 29/11/2007 17:59
bitrokel ( 13/11/2007 18:27)
Hono ho aho ry zareo,?????? fa nahoana ho aho izaho no tsy tia mitsaty izany e! betsaka ny namana maniry ny te hi tchat amiko fa izaho tsy manana fahazotoana mihitsy ny amin'izany... inona no ten... suite
répondu par sarobidy le 19/11/2007 11:09
manasoa ( 13/11/2007 08:43)
misy forum misokatra ho atsika http://ratsimihah.cforum.info miandry anao andray anjara... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.161