Eritreritra mandalo
Belle
(
21/10/2007 03:33)
Olona vitsivitsy izahay no tafaresaka ka nizarazara be ihany ny hevitra. Nisy aza moa dia tena nisafoaka mafy tamiko mihitsy satria tsy toe-tsaina Malagasy velively hono ny mandotra razana.
Hitako ...
suite
répondu par Veloo le 30/10/2007 17:35
salmo1
(
19/10/2007 16:41)
Za mino, fa anakitelo ihany raha misy ny sipa tena tanteraka ato.
Ny atao oe: sipa tsy tanteraka ato @ serasera amiko dia: sipa ody manafina ny fizikany, [b]antsoratra[/b] izy [b]mahatara[/b] sy [b...
suite
répondu par mbaliana le 24/10/2007 19:51
lanto
(
19/10/2007 06:30)
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na farip...
suite
répondu par lanto le 22/10/2007 19:29
xxx
(
18/10/2007 15:22)
répondu par xxx le 19/10/2007 20:51
salmo1
(
18/10/2007 11:04)
( tsy zah no tiako tenenina fa olo-kafa:lol: )
Raha malgache mipetraka aty ivelany, tsy manana zoam-pirenena malgache intsony, zany oe; zoam-pirenena hafa no hananany dia ohatra: frantsay, anglisy ...
suite
répondu par salmo1 le 20/10/2007 21:47
booboo
(
18/10/2007 09:26)
Nareo ve mba tsotra ? @ lafiny inona lé maha-tsotra anareo ?
Namaky ny " momba²fanampiny " an'ny namana zà teo dia hitako foana io teny iraika io.
Aza menatra mijoro vavolombelona, kony a ? ...
suite
répondu par ari.malala le 29/10/2007 06:41
Rasiligaoma
(
18/10/2007 06:22)
Tabatabaina tato ho ato hoe vita ny film sy ny tantara!
Rehefa tapitra anefa ny film na ny tantara amin'ny radio dia ampiseho na lazaina daholo ny namelona ny tantara.
ihatra vitsivitsy:
Ireto...
suite
répondu par mbaliana le 18/10/2007 20:56
Papoose
(
17/10/2007 21:07)
Za mahita fa klown be le manao xxx satria:
-betsaka le mampiasa azy anebahana olona ato nefa dia kobo foana dia vao maika bobaka ny mankahala azy!
-dia le misy milaza azy ho francs ran sy ran nefa v...
suite
répondu par mbaliana le 30/10/2007 20:08
xxx
(
17/10/2007 18:34)
Dia hita teto tao anatin'ny roa herinandro izay fa hay ve ka hoatr'ireny ny toetran' ireo noheverina ho tena namana mahafapo teto @ serasera e:o. Dia hoy aho hoe tsy misy afatsy i tsaramaso sy jeankel...
suite
répondu par ari.malala le 22/10/2007 06:24
xxx
(
17/10/2007 07:17)
Fa tsika v hoa refa manasa lamba tsy mety ra mba sasana any am bassin any antrano fa ts maints entina eny antokonanibe hohitambahoaka le loto be e:-D:-D:-D:-D:-D:-D...
suite
répondu par ari.malala le 29/10/2007 06:30
niryna
(
16/10/2007 15:05)
Ny ohabolana sy ny fanoharana dia manambara fa fidio ny vava avoaka,avadiho in-pito ny lela vao miteny,ny vava dia na manam-poizina na manome tsodrano olona ary tena maratra noho ny sabatra mihitsy ny...
suite
répondu par Papoose le 20/10/2007 15:07
sitlo
(
16/10/2007 14:33)
Rehefa mijery dinika aho dia miteny hoe ohatra ny misy fahavoazana koa iny izany.
Dia mitombo ihany ny lisitra. Tato ho ato dia be dia be mihitsy ny hitako fa misy fahavoazana.
Farany aho niteny hoe...
suite
répondu par tsaramaso le 19/10/2007 08:55
diamondra27
(
16/10/2007 05:22)
:-D:-D:-D
[b]famintinana:[/b]
de tapitra zany ny film fa "ny mpandresy tsy hobiana, ny resy tsy akoraina"
ny mpijery film aleo samy hody any @ tranony sao tsy mahavita asa de bedin'ny lebany ...
suite
répondu par sasa le 17/10/2007 10:45
salmo1
(
15/10/2007 17:36)
Tena misy fitsarambelatsihy eto @ serasera (angamba).
Rehefa i hery izay no nanaony dinika iray... dia miezaka daholo ny namana hamaly azy ao anatiny 1 sengondra.
Na dia efa tsy mana-kolazaina ...
suite
répondu par Papoose le 20/10/2007 03:14
hery
(
15/10/2007 17:01)
:-) (Alefako koa ny ahy)
Asa raha fantatrareo ry namana isany (io ilay fampandriana adrisa :-) ) fa misy namana eto amin'ny serasera rehefa teneninareo hoe tena namana dia manaiky. Dia rehefa kotik...
suite
répondu par Papoose le 26/10/2007 19:19
patrick2002
(
15/10/2007 15:34)
Asa na mba fatatrareo ry mpisera isany fa misy ,namana eto @ serasera mody namana ,milaza fa tia namana ,dia manao approche aminao izy ,izy rahateo ilay olona mpanao recitation @ andininy ny soratra ...
suite
répondu par ari.malala le 24/10/2007 06:50
kallie
(
15/10/2007 14:52)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pazzapa+5/video/xijk8_les-betisiers-de-pazzapa_fun...
suite
répondu par tywa68 le 17/10/2007 06:36
sakaizakely
(
15/10/2007 13:02)
Nahatsiaro tampoka hira efa taloha be izay aho kanefa izao vao nahafantatra fa hay tena tantara marina ary tena nisy ilay El Lute. Misy film momba azy mihitsy aza.
Ka nareo any Spaina any izao no t...
suite
répondu par sakaizakely le 15/10/2007 22:09
kallie
(
15/10/2007 11:34)
nisy resaka zay wa nisy fotoana oe 45 euros d afaka mi-parrainer zaza gasy anaty herintaona... d tsy mety hitako tsony ilay lien, ka ra itanareo d mbo ampatsiaivo anà azafady ...
suite
répondu par kallie le 15/10/2007 13:38
xxx
(
14/10/2007 10:11)
hono oa ry zareo tena mba lasa ny heritreritro fa naninona no nesorin'ny tompon'andraikitra ilay dinika tao amin'ny vavolombelona nahaliana bé ny bobaka, sa tapitra lé filma, nefa ny tenanay tsy nah...
suite
répondu par diamondra27 le 22/10/2007 10:17
