Eritreritra mandalo

sitlo ( 10/09/2007 14:55)
RAR sa RAD kay? :wink:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:49
foxthree ( 10/09/2007 09:42)
nareo ve tsy mahita hoe raha fitaovana electronique no resahina, tsy hitovy ihany ve ny vrai marque sy ny contrefacon? samy 05an daholo tsinona ny amortissement-ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 19:05
xxx ( 09/09/2007 17:40)
Zany misy asa any dago ho an'izay manana ttasy vaza : http://www.emploi-international.org/Eei/candidat/offre/detail.htm?ref=697167Y&pos=1 http://www.emploi-international.org/Eei/candidat/offre/deta... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/09/2007 12:16
08051972 ( 09/09/2007 10:45)
Nanadalo teto @ faritra misy anay ny pmilalao rigby malagasy!Nisy eritreritra nandalo tato andohako hoe tena toy izao tokoa ve ny Malagasy? Tsom-pianana,tia fihavanana,sarika!Na dia tsy manana na inon... tohiny
Bita ( 09/09/2007 07:38)
Mba mila vonjy raha misy manana adiresin'olona (tel) any Perpigna fa tena vonjy maika: 004916097075676 na dia SMS aza dia misaotra anareo indrindra... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:28
diamondra27 ( 08/09/2007 06:42)
toa hoe : niova hono ny fanavaozana ny CI @zao fotoana fa mila manana ilay certificat de naturalisation vao afaka manavao ny CI indray @zao fotoana. Izay tsy manana an'io zany de tsy mahazo, efa nande... tohiny
zamanoro ( 08/09/2007 04:25)
Ny fitsipika anaty adininy faha-5 no mitondra io ka manontany aho hoe azo dikaina ve io eto amin'ny serasera?... tohiny
novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:49
Solitikabe ( 07/09/2007 18:49)
Toa mahaliana ihany ilay purgatory anao ary amin'ny blog ary saingy vizaka be aho amin'ny fandikana ilay izy mba ho azon'ny lohako. Raha misy dikany Tenigasy any dia mba omeo ihany ny tary. Tena efa ... tohiny
novalian'i cutie ny 09/09/2007 17:45
Kwasi ( 07/09/2007 01:39)
Asa na mba efa nisy voan'ity fa dia loza ny nahazo ahy t@ ity indray mitoraka ity. Asa hoatr'izany ve no mahazo ireny olona tapaka sigara na tsy ampy kafe ireny na ahoana, fa ny ahy na ny tele, na ny ... tohiny
novalian'i mandy ny 08/09/2007 09:11
sakaizakely ( 06/09/2007 15:13)
iza nareo no efa mba nahita na niaina zavatra hafahafa ? Toy ny angatra, fanahy ratsy, vokatra, xtra terrestre na ovni, ny nilatsahin'ny fanahy masina na varatra (na mahay milalao varatra), ny efa nan... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:20
Samoana ( 05/09/2007 16:57)
Tonga indray ity ny fidiran'ny mpianatra ka mba manimanina ny fahiny e ! EPP Ampasandratsarahoby ( Faravohitra )- Kilasy de 8ème: Nazoto ery manao devoir de maison mba ho adikan'ireo namana tsy ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:44
boubounezy ( 05/09/2007 09:46)
http://video.tagged.com/?v=2MywIXWPh... tohiny
xxx ( 04/09/2007 13:04)
manao ahoana daholo ianareo.Ho many @ity volana ity ny validité ny carte de séjourko eto frantsa.Tsy afaka manavao izany intsony anefa ny préfecture noho ny antony maro samy hafa.Saika anontany ana... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:33
xxx ( 02/09/2007 11:33)
Manao ahona daholo: ahoana kay ny mamadika permis gasy ho lasa international. condition, demarche... sao misy mahalala. Merci... tohiny
Aino ( 31/08/2007 05:13)
gaga aho ry zareo fa androany alina tontolo aho tsy mba natory izany ny masoko na dia kely ankory aza sady na dia nanoaka indray mande ankory aza tsy nataoko. de gaga aho fa tsy fanaoko ilay izy.8O... tohiny
novalian'i Aino ny 02/09/2007 11:20
kiadi ( 30/08/2007 17:46)
inona marina moa zany oe "intelligent" eh? tsy zany fa mahita zah mantsy ! misy patrô tsy manana afatsy CAP(certificat d'aptitude proffesisionnel) de nefa mandeh be ny orin'asany !(chef d'entrepris... tohiny
novalian'i kiadi ny 31/08/2007 19:52
kalina80 ( 28/08/2007 07:42)
Mba afaka mitantara eto ny zvt mnampihomehy nahazo teto andafy voalohany ve nareo kay? ny ana dia betsaka tokoa.Le mande éscalator t@ voalohany d saika hanjera foana fa tsy nis équilibre.Avy eo le ... tohiny
novalian'i kalina80 ny 31/08/2007 17:13
Kwasi ( 27/08/2007 15:36)
Rehefa anontaniana ny bandy ny @ qualiten'ny sipa na vhv tiany dia ao foana ny hoe intelligente. Ka inn no tena dikan'izay? -Sipa be diploma ve? dia raha izay dia inn no dilpoma farafahakeliny tok... tohiny
novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 01:44
Mitah ( 27/08/2007 01:38)
Sao dia mba misy mahita ny site hahazoana mijery ny valim-pananadinana any Dago.(BEPC, BACC...)Misaotra mialoha.... tohiny
bilakarenjy ( 26/08/2007 19:25)
Aza mba mamo tanteraka ihany fa de izao no vokany raha sendra ny namana hafahafa . [img]http://img509.imageshack.us/img509/7447/alcorig030ie8.jpg[/img] Mbola sary voalohany io aloha fa ho avy eo ny ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6122